PPS

21. ikaretsaka ( 19/09/2007 21:01)
=))
efa fantatro fa tsy maintsy hisy iteny an'izay ..kanjo ialahy:lol:
22. fijo ( 19/09/2007 21:04)
hi hi hi ,ka za virja ko
23. ikaretsaka ( 19/09/2007 21:22)
zanak'Andriamanitra aby letsy ireny a
24. cutie ( 19/09/2007 22:06)
i kalina ve le mpihira vavy ?
25. diamondra27 ( 19/09/2007 22:36)
fijo: hatr@zao ve de mbola virj foana toi e!
iza daholo no mbola ao @ club ao?
26. niryna ( 20/09/2007 05:39)
misaotra aky kalina nizara a:*
27. tsaramaso ( 20/09/2007 08:17)
fijo:

le mpihira vavy no mahaliana ahy kle.

ireny sipa ireny lety mivavaka alohan'ny hi******* a !!!! ka sahin'la ve ??!!!! hahahaahhahahaaah!!!!
28. fahamarinana ( 20/09/2007 08:25)
kalina80:

misaotra betsaka akia diamondra27.
Ity ary mis site iray http://www.harena.info/
ary ity misy hira indray :
http://video.google.fr/videoplay?docid=348824020869486486&q=hira+lalaina&total=1&start=0&num=10&so=0&type=search&plindex=0

Ny mpihira azy dia tsisy vina amintsika eto fa i kalina80 ihany.:oops::oops::oops::oops:

Nahitsin'i hery

:arrow:Izy zany lay kalina80? Faly mahalala dia tsara be ilay feo sady tsara be ilay hira e,mankasitraka e,misaotra nizara taminay.(l)

29. fahamarinana ( 20/09/2007 08:27)
diamondra27:

http://dravard.net/vpjc/

Mazotoa mamaky sy maka ny sahaza azy avy.
:-*:-*

Raha misy manana site hafa moa dia mba angatahina hizara raha misy PPS hafa any ho any tokony mba hojerenay.


:arrow:Misaotra any Diamondra 27 koa nizara fa mbola tsy haiko koa iny site 1 iny,mankatelina e.(l)
30. diamondra27 ( 20/09/2007 09:19)
fahamarinana: misy be de be ny site mahasoa eto nge fa zany we ny fotoana no tena tsy ampy e!

ao ny radio ao ny site
tsara ny mankalaza ny Tompo e!
Hidera Anao mandrakariva aho , eo ambavako mandrakariva ny fiderana AZy (na de tsy mahay mihira tsara feo aza):oops:

ary elaela njy tsy hita an:
31. fahamarinana ( 20/09/2007 12:17)
diamondra27:

fahamarinana: misy be de be ny site mahasoa eto nge fa zany we ny fotoana no tena tsy ampy e!

ao ny radio ao ny site
tsara ny mankalaza ny Tompo e!
Hidera Anao mandrakariva aho , eo ambavako mandrakariva ny fiderana AZy (na de tsy mahay mihira tsara feo aza):oops:

ary elaela njy tsy hita an:

:arrow:eto ihany fa tsy tafajanona ela e,misaotra nahatsiaro ahy.Za tena tia miheno hira fitoriana na gasy na frantsay na anglisy fa tsy mahay mihira tsara feo koa aza e!.Ohatran'ny hitako tonga dia miditra ao amiko be ilay izy e,mavesa-danja.Hevitro manokana iny an....(l)

32. fijo ( 20/09/2007 20:53)
mbal mbola izy lay ka.
tasaramaso,sahy ihany aho ka.raha hitan'i rajesoa ireo mety hotaitra ihany koa lery ka
33. mbaliana ( 20/09/2007 21:32)
fijo> ny inn ry fijo???
34. fijo ( 21/09/2007 20:46)
ireo mpihira ireo ka
35. cutie ( 22/09/2007 01:16)
fantatro @ zay kalina :lol::lol::lol:
36. diamondra27 ( 22/09/2007 07:51)
cutie: iza @ireo aza ô?
37. tywa68 ( 22/09/2007 08:40)
m'ci nizara taminay diam sy kalina a :-*
38. fijo ( 26/09/2007 21:31)
ka ny anay wa le sipa no tianay,fa tsy le hira
39. diamondra27 ( 26/09/2007 22:56)
tywa68: tsisy fisaorana akia a!

raha tianjy de hisy louange izany atao ao chatelet de @ 19H sy 21H le izy de entrée gratuit , ka zany artiste internationale zany no hihira ao, avy any Londres, hira mihetsika aloha ilay izy an!

de @ le 16 sy 17 Nov koa hisy ny fihavian'i Benny H.Any villepinte

de tongava soa hidera ny Tompo e!
40. fijo ( 27/09/2007 21:22)
tsy misy hira hafa tsy resaka andriamanitra izany???toa hankaleo ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.11