basket feminin malagasy

1. dasy ( 19/09/2007 06:02)
iza no mahalala ny anaran'ireo basketeuse malagasy ho any dakar lasa any koa ve ilay mipetraka aty an-dafy no lazaina fa tena mahay ? ( hadinoko ny anarany )
misaotra
novalian'i ramorafr ny 19/09/2007 09:32
2. ramorafr ( 19/09/2007 09:32)
Mawein ny anarany raha tsy diso aho.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5694