Lany fanahy de feon'ala
1. rainibao
(
19/09/2007 11:26)
:lol:Salut daholo!
Mba ampio aho fa misy hira tiako ho hay nefa tsy mbola hitako ato anaty sitan-tsika!
Hiran'i Feon'ala tsy dia haiko loatra ny lohanteniny fa misy hoe : "Lany fanahy aho mahia, Lasa heritreritra e!" ....
...Ataonao zaho tsy manampanahy anarinao isan'andro isan'andro..."
Dia manatena fiaramiasa ô ! Mazotoa daholo

novalian'i Far ny 22/09/2007 17:03
2. kally
(
19/09/2007 17:03)
Ie! tiako koa io hira io fa toa tsy haiko fa misy hoe :
Lany fanahy zaho mahia, lasa eritreritra e!
Ny mahita anao tsy mahatsiaro
Ny adidy maro miambiny anao !
Harena raha mba misy tavela
mody an-tagnana e!
Aleonao mamelon-tsakaiza
..............
O! io ampahany kely io fotsiny:cry:

3. lanto
(
21/09/2007 16:25)
manino moa laha sy tia mavandy
manendrikendrike
ataonao tsy manam-pagnahy
anarinao isanadro isandro
donc anao nahita ny hafa
ka mila ....
fombam-biavy manafin-kilema
ka manaratsy ny tsara atao azy
oh oh oh
tandrinesanao zaho ...
sendra zaho malahelo
mba mahaiza manambitamby
raha itiavako anao ampodiana matetika e
sady sombin-tsombiny tokoa no toa mifandipandipatra.

4. tslem
(
22/09/2007 06:53)
......................
karama zara misy tavela
mody an-tagnana e!
donc, ianao mamelon-tsakaiza
ka manadino ny vady ato an-trano
...........................
...........................
rendrarendra tsy ialàna an-trano
mizara ny tsara sy ratsy,
miray fo ny mpifankatia
tiavo ny an-tegna fô izy
kakazo-tolagna
randram-bao mahataitry
ka mahaiza manambitanby
.....................
Vadiana tsy ho vao lalandava
fa mbô mandreraka e
ny zaza anefa tsy hahita hasambarana
izy koa tsy anilan'ny baba sy neny
amboary tsara fô ny fanahy
tsy ho voatarika e
tsy ho resin'ny fakam-panahy
mitady handrava ny fitiavantsika
.....................
Ireo no mba haiko !
karama zara misy tavela
mody an-tagnana e!
donc, ianao mamelon-tsakaiza
ka manadino ny vady ato an-trano
...........................
...........................
rendrarendra tsy ialàna an-trano
mizara ny tsara sy ratsy,
miray fo ny mpifankatia
tiavo ny an-tegna fô izy
kakazo-tolagna
randram-bao mahataitry
ka mahaiza manambitanby
.....................
Vadiana tsy ho vao lalandava
fa mbô mandreraka e
ny zaza anefa tsy hahita hasambarana
izy koa tsy anilan'ny baba sy neny
amboary tsara fô ny fanahy
tsy ho voatarika e
tsy ho resin'ny fakam-panahy
mitady handrava ny fitiavantsika
.....................
Ireo no mba haiko !
6. Far
(
22/09/2007 17:03)
Lohateny : " Tandrenesa Zaho "
Mpihira : Feon 'ala .
Le Sipa aloha no mihira :
Lany fanahy zaho mahia, lasa eritreritra e!
Ny mahita anao tsy mahatsiaro
Ny adidy maro miambiny anao !
Karama zara misy tavela
mody an-tagnana a!
Donko anao mamelon-tsakaiza
Ka manadino ny vady ato antrano ..
oh oh oh
tandrinesanao zaho ...
(rendrarendra tsy ialàna an-trano)
Ny olotsara tsy vady
Saingy tiana tsy hamelon jaza
Itiavon antegna foa izy ..Kakazon tolagna .
Randram bao mahataitry
Nefa mbola mora vahana ..
Ny ela nahazatra ,no tamana maharitre ..
Zoky be indray no mihira :
manino moa laha sy tia mavandy
manendrikendrike
ataonao zaho tsy manam-pagnahy
anarinao isanadro isandro
donc anao nahita ny hafa
ka mila Torah ....
fombam-biavy manafin-kilema
ka manaratsy ny tsara atao azy
oh oh oh
tandrinesanao zaho ...
(rendrarendra tsy ialàna an-trano)
Mizara ny tsara sy Ratsy,
Miray fo ny Mpifankatia
Tomoendry lohataona zalahy
Ka tsara Koragna .
sendra zaho malahelo
mba mahaiza manambitamby
raha itiavako anao ampodiana matetika e
raha itiavako anao ampodiana matetika e eee ..
Feon 'ala ...
.....................................................
Hira anisan ny Tsara dia tsara ary tena nankafiziko tamin izany ...andro sy ny Taona nanombohako nitsiry fitiavana ...Mamy dia Mamy izany andro izany .....20 taona Lasa...
.... Io ilay hira dia Mihira mafy Rainibao hohenoinay aty a !!!!!...
a+