HIV hépatite

1. boubounezy ( 19/09/2007 10:32)
isakiny inn no tokony manao test sida na hépatite C?
d nareo v d tsy mataotra ny anao lé test io?? efa nisy nanao v nareo le test?:°);-)
novalian'i fafamimi ny 28/04/2008 21:10
2. booboo ( 19/09/2007 11:37)
Amiko manokana a, tsara kokoa raha atao ndray mipalaka aby ny fitiliana an'ireo fa tsy hoe test HIV fotsiny na hépatite(s) fotsiny....

Nampivarahontsana tsisy ôtra zay t@ nanao test voalohany, maika loza rehefa hijery ny valiny :-D:-D:-D.
Ny tests manaraka tsy nampanahy tsony ny fanaovana azy kah.

Ny fotoana tokony hanaovana an-dreo ndray, alohan'ny hanambady noho ilay test pré-nuptial takiana (tsy azoko hoe maninona no miandry hanambady vao manao test kloungany :roll:), rehefa mitondra vohoka, rehefa mitily rà noho ny aretina xxx na yyyy dia araraotina tiliana kounkou ireo, rehefa tsy mandry² ny saina, raha te ho mandry saina fa "salama" ...
3. sakaizakely ( 19/09/2007 14:03)
isaky ny miova partenera, raha toa ka nanao transfusion sanguine

rehefa bevohoka dia takian'ny doko io, fa za klou tsy matahotra e !

saingy tsy mba nangatahina taminay io t@ nanambady :roll::roll::roll:
de hosakanana tsy hivady ve ny oul raha positif le izy ?

4. boubounezy ( 19/09/2007 14:10)
booboo tena marina a!!! mampataotra alou e!grrrrrrr! fa za efa nanao anio kou alou é! fa tsy nandrasako wé anambady zany satry ndray2 misy ny accident ohatra wé vaky tampoka lé satroka:-D:-D:-D:-D atawèrako!!!:-D
5. diamondra27 ( 19/09/2007 14:56)
misy hepatite A sy B koa fa aza adino

6. kelly13 ( 19/09/2007 19:01)
za t@ alohan'ny nodidina appendicite no notakiana ireo examen ireo! tsy taitra t@ naka rà etc... fa nony naka resultat @ zay d otran'ny somary nangitakitaka oe "ra zao mou no positif d inn no ataoko?" ms bon, negatif dol klou e :)
7. meva2 ( 20/09/2007 07:59)
rehefa bevoka koa dia atao io test io. Iee somary mangitangitaka ihany miandry ny valiny !!!
8. boubounezy ( 20/09/2007 09:18)
diams ny B no tena ratsy
9. boubounezy ( 20/09/2007 09:19)
kelly13 araba sou, araba tsara zany njy kou fa mampataotsa b iany lé izy alou é!:°)
10. boubounezy ( 20/09/2007 09:22)
ary aona ny fijerinareo lé reny refa b voka d lasa misy tâche2 b ny vatany ary lé zaza refa teraka @zay d lasa misy otrany exéma zany?? inn ndray ny mahazo any lé izy mianaka @ zay?
11. soanja ( 21/09/2007 04:25)
Raha ohatra ka te hanao ireo test ireo ianao nefa tsy te handoa vola dia mankanesa amin'ireny toby mpanangona ra nomena ireny. Rehefa manao fanomezana ra ianao dia io no ataony voalohany de milaza izy raha sanatria ka marary ianao.

Fampatsiahivana ihany hoe rehefa mba salama tsara iny ianao dia aza hadino manao io fanomezana io indraindray fa manampy ny hafa tokoa izany.
Misaotra mialoha!
12. boubounezy ( 21/09/2007 08:10)
soanja za alou efa mma nanomé indray mandé fa animpanina kely mintsy za avy teo na nomeny sakafo sy jus aza, fa tsy nanenenako mintsy. sady ny anah mou0+ ka passe partout. fa ny tsy nanaovako fanomezana trony d itako fa misy mpisoloky b @ izy reny itako t@ vao2 sy ny net!
13. ikaretsaka ( 21/09/2007 13:51)
boubounezy> mba any @ ilay atokisana kosa manao e...
hopitaly ohatra fa tsy eny rehetra eny
14. boubounezy ( 21/09/2007 16:45)
ka enao ngé maita wé +rouge d matoky é! fa marina ny any karetsaka aleo mandé any @ hopitaly mintsy=D
15. fafamimi ( 28/04/2008 21:10)
za koa izao bevohoka izao vao nanao fa tena tsy natory andro sy alina manaova fa tsara ny mahafantatra mila courage
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7403