Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
xxx
(
20/09/2007 10:32)
mila hevitra
raha misy olona 1 bevohoka avy any Maroc nefa en mission no ataony any ka te-hiteraka aty France @ Décembre, dia inona daholo ny tokony atao?
Normalement ny départ dia tokony atao fin octobre2007
...
suite
répondu par xxx le 23/09/2007 22:10
vavolombel
(
20/09/2007 10:02)
mandoza ! mandoza ny katolika!tonga i Vavolombelllllllll!
tsy manana reny Jehovah A/TRA ary tsy nivoaka avy amin'ny valahan'iza!
-inty aho ankizivavin'ny Tompo aoka anie ho tanteraka amiko araka ny teninao,io no voalaza ao amin'ny baiboly(lioka1:38),fa tsy...
suite
répondu par piton le 08/11/2007 09:07
tsaramaso
(
20/09/2007 09:22)
Ry bibilava taranaky ny menarana
http://fr.news.yahoo.com/afp/20070919/tod-allemagne-baviere-politique-csu-7f81b96_1.html
fa hataonareo aiza ny lamban'akoho ??!!!!! hahahaaaaaa!!!!
...
suite
répondu par fijo le 26/09/2007 21:11
naritsimba
(
20/09/2007 09:11)
FIHAONANA TSY NAMPOIZINA
Dia tafahaona tsy nampoizina ireto namana mpifanoratra ato @ serasera, tena tsy nampoizina tokoa satria na ny toerana nihaonana ary dia t@ toerana sarotra eritreretina.
Taiza hoy ianareo tany @ fara...
suite
répondu par fijo le 12/10/2007 19:43
LazaDaddy
(
20/09/2007 07:27)
Tsara ny lohan'Andevo
Raha dinihina @ fo tsy miangatra ny toetran'Andevo sy ny toetran'Andriana:
Tsara ny lohan'Andevo satria:
- Mahay manaja ny lehibe
- Miasa tsy mikilavaka
- Tsy mila tambin-karama fa mahay mionona...
suite
répondu par lohol le 17/04/2008 14:35
LazaDaddy
(
20/09/2007 07:07)
Nisy nitory tany @ tribonaly Andriamanitra
http://uk.news.yahoo.com/afp/20070919/tod-us-justice-religion-offbeat-f62056d_1.html
=)) =)) =)) =)) =))...
suite
répondu par fijo le 26/09/2007 21:12
niryna
(
20/09/2007 06:04)
Mbola ataony foana.
Tezitra ity olona iray fa isaky ny miangona hono izy dia kapohin'ilay rangahy eo akaikiny foana ny lamosiny.Tsy mba moramora hoy izy fa tena marary be.Inona no antony hoy izahay? Indraindray aho hoy i...
suite
répondu par ikaretsaka le 25/09/2007 14:12
xxx
(
19/09/2007 22:34)
Ampio hiaraha mitady
Mba atoroy site fijerena frais moramora ze mahafantatra.
Volana Mai no fiaingana.
USA- France
USA-Turkey
Misaotra mialoha :-*...
suite
répondu par kiadi le 20/09/2007 21:25
kelly13
(
19/09/2007 19:58)
mutuelles
mba manontany sao d mba misy mahalala mutuelle tsara (mi couvrir tsara nefa mba moindre cout no remboursement speed) ianareo? miciii ooo...
suite
répondu par sakaizakely le 22/09/2007 15:00
mirabela
(
19/09/2007 19:21)
hono wà
:? aona kay zany tena tia zany, fa za otran mahatsapa hoe tena betsaka ny manaitra anah, d tsy vitan izay fa zé alé retra to mis mafatifaty , d lasa saina ah hoe .. aona az zany tia ol 1 d 1 zany?:?...
suite
répondu par mirabela le 08/10/2007 13:37
pissoa
(
19/09/2007 18:38)
Dihy
Manahoana.
Iza moa no nanoratra an'ilay [url=http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/hira&id=116]Dihy[/url] hirain'ny Mahaleo fa tsy tadidiko mihitsy :oops:
Misaotra o....
suite
répondu par sarobidy le 29/10/2007 13:21
xxx
(
19/09/2007 15:40)
epilation sourcils definitif
efa mba nisy nanandrana v?mba t hahalala bebe kokoa ny momba an'io.
dia mba miangavy valinteny matotra :-*:-*
misaotra mialoha...
suite
lemenakely
(
19/09/2007 15:33)
Nodimandry ingahy COLLIN MC RAE
Ho an'ireo izay mpankafy ny WRC dia tsy nisy tsy nahalàla an'ingahy COLLIN MC RAE ,na ny mpilalao PLAY STATION koa aza angmba dia mahalàla azy .Araka ny vaovao dia accident d'hélicoptére no nah...
suite
répondu par tsaramaso le 19/09/2007 18:27
hery
(
19/09/2007 14:42)
Raharaha Bahamas: tokony hitory daholo
Ataoko ato amin'ny resaka toekarena izy ity rehefa mitady azy ianareo amin'ny manaraka.
Momba ilay hoe hay resaka fopla ilay Bahamas dia mino aho fa betsaka ny gasy no voa tamin'io. Mety misy tsy m...
suite
répondu par Jeankely le 11/10/2007 09:17
kallie
(
19/09/2007 14:28)
sary sy tsikera
fa manin kay ary am sarin'i boubounezy farany ary refa t anao tsikera d tode mivadika zavatra hafa?...
suite
répondu par karinah le 19/09/2007 19:08
xxx
(
19/09/2007 13:39)
:-)
bô nanif [b]:[/b][b]-)[/b] http://www.clubic.com/actualite-80168-premier-emoticon-smiley-25-ans.html...
suite
répondu par sipagasy le 20/09/2007 19:57
niez
(
19/09/2007 12:52)
Mirado - ho avy tsy ho ela
mba mtady anio rzareo an...
suite
répondu par livah31 le 23/09/2007 11:28
ronaldo09
(
19/09/2007 12:50)
Ligue des Champions :Fanadihadiana sy vokatra
Dia nanomboka omaly moa izany ny Ligue des Champions ary dia lalao 4 be izao no tena nisarika ny mpitia ny baolina kitra dia ny lalao nihaonan\'i Porto sy Liverpool(1-1),Real madrid sy Bremen (2-1),...
suite
répondu par naughtyboy le 02/11/2007 17:58
Kwasi
(
19/09/2007 12:35)
ze masaky
I Belzika hatr@ 10 millions euros,
[url]http://fr.news.yahoo.com/afp/20070917/tod-belgique-internet-encheres-insolite-7f81b96_1.html[/url]
raha i Md/kara re dia mba nahatratra hoatrinona e?...
suite
répondu par tsaramaso le 19/09/2007 19:21
oufff
(
19/09/2007 12:17)
RESIDENCE HANITRA/ BAHAMAS II
Miarahaba,
8 volana lasa izay dia nisy "publicite" be dia be natao teto antananarivo momba ny fanangan'ny orinasa "Anjarasoa" izay ny "Trans immo" no mivarotra azy araka ny fifanarahina izay nataon'...
suite
répondu par AVO92 le 19/05/2008 14:30
