mila hevitra

1. xxx ( 20/09/2007 10:32)
raha misy olona 1 bevohoka avy any Maroc nefa en mission no ataony any ka te-hiteraka aty France @ Décembre, dia inona daholo ny tokony atao?
Normalement ny départ dia tokony atao fin octobre2007

Misy afala milaza ve we: ohatrinona ny journée any @ hopitaly ?
Ary raha maka sage femme mampiteraka ao an-trano de ohatrinona?

Ny mahatonga olay olona hanana ireo eritreritra ireo izany de toy izao ny fisehony:


1) tsy misy havana aty Maroc fa en mission
2) sarotra ny maka taratasin-jaza any aoriana satria am teny arabo, sns...
3) akaiky ny havana aty frantsa (anabavy 3) sady mahasoa ny zaza any aoriana ny fahaterahany ao
4) refa andany vola iany d aleo ao frantsa sady akaiky Maroc (150 eu A/R)fa tsy mody any dago
mitsinjo lavitra koa no tena tanjona (nationalité any aoriana)
novalian'i xxx ny 23/09/2007 22:10
2. Fiffi ( 20/09/2007 10:43)
fantaro fotsiny fa raha mahatratra 6 volana ny kibo de efa tsy raisin'kompany intsony.....efa be ny tratran'io na de nahay nanafina an'le kibo aza.....
3. mirabel ( 20/09/2007 14:23)
lalana taloha efa tsy manankery intsony ny fahazoana nationalité hoan'ny zaza teraka eto france raha izay no antony hiterahana eto (droit de sol)
dia mbola eo koa ny tenin'i fiffi etsy ambony , tsy manakivy akory fa milaza ny zava-misy mba tsy handiso fanantenana
4. Fiffi ( 20/09/2007 15:10)
mirabel:
lalana taloha efa tsy manankery intsony ny fahazoana nationalité hoan'ny zaza teraka eto france raha izay no antony hiterahana eto (droit de sol)
tena marina io...indrindra ho an'olona hoe "hiteraka" fotsiny.....nanomboka androany maraina ny débat momba an'io justement sy ny regroupement familiale.....indrindra fa ny test ADN...
http://www.romandie.com/infos/ats/display2.asp?page=20070920112337828172194810700_brf026.xml&associate=phf1304
http://afp.google.com/article/ALeqM5gkgJfEAb00Z6iiFcNR0dzWjsW1Dw

fa le resaka hoe ho avy eto frantsa hiteraka mba ahazahoana nationalité kalou de tsy hi-existe intsony io an ! ny zareo aza efa miady mafy momba ny nationalité....dinidiniho tsara kalou alohan'hanaovana zavatra sy hanapahana hevitra...de mahereza hatrany an ! tsy hoe manakivy akory zah fa efa niova be ny lalana am -zao fotoana izao...


5. sechat ( 20/09/2007 15:37)
Tsy aleo ve mangataka mody any Dago mandrindra anle période hiterahana raha mbola possible.
Raha alatsaka eto france, pb be satria na haka copie aty foana na voatery hanao transcription any @ ambassade mba ahafahana maka copie any Dago.
Sady raha tsy misy sécurité sociale eto toa lafo2 ihany ny fiterahana, indrindra raha any @ clinique, misy anle dépassement d'honoraire. Ilay droit de sol araka ny voalaza tetsy ambony efa tsy automatique intsony.
6. Fiffi ( 20/09/2007 18:22)
miala tsiny fa tsy voadikako am teny gasy ity an !

Réservation d'une chambre dans un hôpital . Compter environ 400 € la nuit.
5 x 400 € = 2 000 €.
Forfait d'entrée = 180 €.

Frais de salle d'accouchement = 450 €(tarif indicatif).

Forfait médecin + sage-femme pour un accouchement simple = 209 €, tarif de base

de raha sanatria ka misy olana ohatra hoe atao cezariéna de mbola zavatra hafa njay io...mbola miampy asa ohatrinona ?
Anesthésie = 145,80 €, au minimum.

Péridurale = 83,60 €, au minimum


raha samy handany vola hiany tsy aleo ve any an-toerana na mody any dago ?

ireo ohatra nomeko ireo nefa raha manana sécu enao de ny tél fotsiny no aloha ....miampy ny mutuelle manko an !

de mba dinidiniho tsara sy lanjalanjao daholo kalou vao manapa-kevitra nefa am zany tsy ahazo "droit du sol" akory avy eo....

7. xxx ( 21/09/2007 06:31)
Dia misaotra be de be anareo fa tena namana tokoa
Mbola hieritreritra tokoa raha izany.


8. ds ( 21/09/2007 19:05)
Fanamarihana kely mombana lalàna :
Ny zaza teraka ao Frantsa, zanaka teratany vahiny ray sy reny, dia afaka mahazo ny zom-pirenena frantsay raha mahafeno ity fepetra manaraka ity :
- mila mipetraka 5 taona tsy ankiato ao Frantsa eo anelanelan'ny faha-11 taona sy faha-18 taonany.
9. fijo ( 21/09/2007 22:11)
za vao saika hanazafa ,fa efa io voaazan'i DS io
10. Fiffi ( 23/09/2007 11:45)
ds: heu...tsy efa niova ve io ? :roll:
11. ds ( 23/09/2007 16:38)
Fiffi:

ds: heu...tsy efa niova ve io ? :roll:

Ny lalàna dia manankery foana raha tsy misy lalàna hafa manova na mandrava azy.
Vakio ny Code civil frantsay : Art. 21-7 sy Art. 21-11.
Loi n° 98-170 du 16 mars 1998 art. 2 Journal Officiel du 17 mars 1998 en vigueur le 1er septembre 1998.


12. xxx ( 23/09/2007 22:10)
misaotra betsaka ôoo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4963