hono wà

1. mirabela ( 19/09/2007 19:21)
:? aona kay zany tena tia zany, fa za otran mahatsapa hoe tena betsaka ny manaitra anah, d tsy vitan izay fa zé alé retra to mis mafatifaty , d lasa saina ah hoe .. aona az zany tia ol 1 d 1 zany?:? :? :?

NB: engavina mbo hanomé détail zé professionel é:-D:-D
novalian'i mirabela ny 08/10/2007 13:37
2. Fiffi ( 19/09/2007 19:42)
manaitra anao daholo ve zay hita rehetra ? :{:{:{

fa nga kosa zay hita rehetra toundé tiana daholo ? :roll: na de mafatifaty daholo aza ? aza hafangaro ny tena atao hoe fitiavana sy ny manaitaitra.....rehefa tena miaraka am olona tia anao sy tianao enao zay vao azo lazaina hoe "TIA"
3. Lantoer ( 19/09/2007 23:02)
Tsy hay tiana ilay mahataitra raha tsy iarahana (ifaneraserana) fotoana maharitra kely (volana, taona, andro, minitra, segondra)
4. cutie ( 20/09/2007 00:24)
Mpandefa : mirabela [ Valio ] 19-09-2007 21:21:44
Lohateny : hono wà
aona kay zany tena tia zany, fa za otran mahatsapa hoe tena betsaka ny manaitra anah, d tsy vitan izay fa zé alé retra to mis mafatifaty , d lasa saina ah hoe .. aona az zany tia ol 1 d 1 zany?

NB: engavina mbo hanomé détail zé professionel é

mbola tsy tena tia zany raha be ny manaitra :-D
5. lanto ( 20/09/2007 06:04)
ie tonga dia voavaly ho azy io fanontaniana io rehefa tena tojo ;-)
6. sarobidy ( 20/09/2007 07:56)
atsangano ary ono ny tànana zay professionel e, tsy mbô za alony e=))
7. sonwin ( 20/09/2007 08:28)
Toy izao ny Taitaitra:
Raha tanora misambotra lolo
Izay hita toa meva daholo
Na an-danonana na eny an-tsena
Izay mikitika ve dia ho ekena?


Ary rehefa Tena tia:
Tiako loatra ianao
Tsy mahajery olon-kafa intsony aho
Lasanao avokoa ny fitiavako
Foiko anao daholo
Ny fiainako manontolo
Tsy rediredy sanatria
Fa tena tia
o^o
8. andreasr ( 20/09/2007 08:45)
tsara kosa alo le poésie an'isonwin e fa
9. vani ( 20/09/2007 10:31)
conseil kely fotsiny: aza maika fa tsy hitahitanao akory io dé tonga, tsy ao antin'ny tarehy manaitra ange ny fo ry mirabela é!
10. booboo ( 20/09/2007 10:33)
:°)
11. tywa68 ( 20/09/2007 10:48)
tsy maika tsy taitra zany ry vani ? :D
12. Fiffi ( 20/09/2007 10:50)
vikavika tsy mba zaitra ve akia tywa ? :-D:-D
13. matrisk ( 20/09/2007 11:36)
mba mis ol afk mresak v ao e!!
14. mirabela ( 20/09/2007 11:46)
sotr anareo bdb am valin teny.:-*:-*
15. mirabela ( 20/09/2007 11:47)
sonwin:

Toy izao ny Taitaitra:
Raha tanora misambotra lolo
Izay hita toa meva daholo
Na an-danonana na eny an-tsena
Izay mikitika ve dia ho ekena?


Ary rehefa Tena tia:
Tiako loatra ianao
Tsy mahajery olon-kafa intsony aho
Lasanao avokoa ny fitiavako
Foiko anao daholo
Ny fiainako manontolo
Tsy rediredy sanatria
Fa tena tia
o^o



ts ratsy kosa le methode.:wink:
16. hery ( 20/09/2007 11:47)
mirabela> Aza mbola maika mihitsy raha mbola taitaitra... sao dia mahita ny manaitra kokoa indray rehefa avy eo.
17. mirabela ( 20/09/2007 11:50)
vani:

conseil kely fotsiny: aza maika fa tsy hitahitanao akory io dé tonga, tsy ao antin'ny tarehy manaitra ange ny fo ry mirabela é!



:roll::roll::roll: ts otran sarotr v ny hitia ol ts d manintona ara tarehy am voloany.ts haiko alou na mety ho ok zany na tsi e? fanontaniana hafa mipetraka:(
18. cutie ( 20/09/2007 21:43)
ts otran sarotr v ny hitia ol ts d manintona ara tarehy am voloany.ts haiko alou na mety ho ok zany na tsi e? fanontaniana hafa mipetraka

:-D:-D:-D:-D
ze manintona ihany iarahana:lol:
19. mirabela ( 08/10/2007 13:37)
cutie, ts azoko lé mapmé?
:roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2353