Ligue des Champions :Fanadihadiana sy vokatra
1. ronaldo09
(
19/09/2007 12:50)
Dia nanomboka omaly moa izany ny Ligue des Champions ary dia lalao 4 be izao no tena nisarika ny mpitia ny baolina kitra dia ny lalao nihaonan\'i Porto sy Liverpool(1-1),Real madrid sy Bremen (2-1),Milan sy Benfica(2-1)ary i Valence sy Shalke 04(1-0).
Ho an\'izay nanaraka dia anisan\'ny baolina niady dia niady ny fihaonana teo amin\'ny Porto sy Liverpool izay nahitana endri-dalao ary nisongadina i Gerard sy Dirk Kuyt ary teo amin\'ny ankilany kosa nisongadina i Ricardo Quaresma sy iLisandro Lopez .!-1 no isa nisaraha ;i Lucho no nmpiditra ny baolina ho an\'ny Porto ary i Kuyt kosa ho an\'ny Liverpool.Ny lalao izay nandrasan\'ny maro kosa dia teo amin\'ny fihaonan\'i topondakan\'i Espagne dia ny andrarezina Real Madrid sy ny tompondakan\'ny Allemagne dia ny Werder de brem,anisan\'ny lalao niady dia niady ary nahitana endri-dalao teo amin\'ny andaniny sy ny ankilany ,teo amin\'ny Real dia betsaka ny tsy nanam-po an\'i Robinho mizay lasa mpilalao fiandry raha i Gonzalo Higuain no tompotoerana.Na izany aza tsy nahafa-po ny lalao satria lalao tena matihanina no nasehon\'ny Real omaly ;i Raul (16)no nampiditra nybaolina voalohany ho an-dry zareo espagnol ary i nosahalain\'i Sanogo izany 1 minitra monja taorian\'izany(17).Ny fizaram-potoana faharoa dia nanolo mpilalao i Bernd Schuster ka i Robinho nisolo an\'i Higuain i teo amin\'ny minitra fah 74 tafita ny hafatra raha nhafaty baolina i Nistelrooy ,vokatra 2-1 nandresy i Real.Teo amin\'ny lalao nihaonanan\'i Milan sy Benfica kosa dia efa nanam-po ny rehetra fa i Milan no handresy ary izay tokoa no niseho saingy arabaina ry zareo Portugais izay tsy nikoso maso fa niady hatramin\'i Farany.I Pirlo no sy Inzaghi no mpampidi-baolin\'i Milan raha i Nuno Gomes kosa ho an\'ny Benfica.Teo amin\'ny Valence sy Shalke 04 kosa dia resy an-taniny ny Allemand taorian\'ny baolina matin\'i Villa teo amin\'ny minitra faha 63.
Ireo vokadalao omaly:
18/09/2007 20:45 Marseille 2 - 0 Besiktas
18/09/2007 20:45 FC Porto 1 - 1 Liverpool
18/09/2007 20:45 Schalke 04 0 - 1 Valence
18/09/2007 20:45 Chelsea 1 - 1 Rosenborg
18/09/2007 20:45 Real Madrid 2 - 1Werder Brême
18/09/2007 20:45 Olympiakos 1 - 1 Lazio Rome
18/09/2007 20:45 Milan AC 2 - 1 Benfica
18/09/2007 20:45 Marseille 2 - 0 Celtic
Anio kosa no hiaka-tsehatra ny groupe E-F-G-H ka hotaterina eto ihany ny vokatra

novalian'i naughtyboy ny 02/11/2007 17:58
2. xxx
(
19/09/2007 15:26)
Dia misaotra rangah t@ fanomezam-baovao fa tsy nijery izay omaly.
Ary mendrika ny hiasa an-Gazety anie ianareo izany rah izao no mitohy.
Ary mendrika ny hiasa an-Gazety anie ianareo izany rah izao no mitohy.
3. naughtyboy
(
19/09/2007 19:04)
misaotra e tsara kosa kalo le goal i pirlo sy inzaghi t@ benfica iny, fa le penalty i lucho tsy de maripototra loatra tsy voakasika akory lery fa de mitsilapadapatra tonga de peno,fa ny andrasako de i arsenal,barcelona reo no favori.ko @ ty
4. ronaldo09
(
20/09/2007 12:18)
Dia vita aloha iny ny andro voalohany amin'ny CL ary fantatra ny vokatra rehetra :Ny tena nandrasan'ny maro dia ny fihaonana teo amin'niBarca sy Lyon Izay efa nampoizina moa satria ao anaty krizy ity ekipa frantsay ity taorian'ny nialan'i Houiller sy fifindran'ireo mpilalao andry tao aminy toa an-dry Malouda(chelsea),Abidal(Barca),Wiltord(Reinnes),Carew(Aston Villa).3-0 No isa nisarahana ary i Clerc no nampiditra ny baolina tao amin'ny haratony ,iMessi no nampiditra ny baolina faharoa ary nofaranan'ilay goaik'antitra tokony hisotro ronono Henry ho 3 ny isa teny amin'ny solaitraben'i Nou Camp!
Toy izao kosa ireo vokatra t@ lalao omaly
Rangers 2-1 Stuttgart Rapport »
E Barcelona 3-0 Lyon Rapport »
F Roma 2-0 Dynamo Kyiv Rapport »
F Sporting 0-1 Man. United Rapport »
G PSV 2-1 CSKA Moskva Rapport »
G Fenerbahçe 1-0 Internazionale Rapport »
H Arsenal 3-0 Sevilla Rapport »
H Slavia 2-1 Stea

5. naughtyboy
(
22/09/2007 14:10)
iny goal i henry mbola manamafy fa mbola ilaina ny matihanina toa any lery jereo tsara fa eo anelanelany defender 2 lery no napiditra ny rebound tsy mora
7. naughtyboy
(
27/09/2007 17:21)
de ahoana itonyhttp://fr.youtube.com/watch?v=Ukj9Y1SayVE real madrid mintsy io 1/4 champions league
9. ronaldo09
(
03/10/2007 12:29)
Miditra eo amin'ny andro faharoa eo amin'ny fiadiana ny tompndakan'ny Eoropa eo amin'ny baolina kitra isika izao izay nanomboka omaly omaly no niaka-tsehatra ny sokajy D,E,F,G...ary nanamarika izany ny faharesen'i OL na ny Lyonnais nanoloana ni G.Rangers avy any Ecosse tamin'ny isa mavesatra 0-3,teo ihany koa ny faharesen'i Stuttgart teo amin'ny taniny tamin'ny isa 0-2 ity lalao ity moa dia nanjaka tanteraka ny Allemand ary hita ho tsy nahovoka ny Barca saingy nitsiky ny vintana tamin'ireo baolina roa maty izay auto-goal avokoa!
Teo ihany koa ny fandresen'i Manch untd nanoloana ny Roma tamin'ny alalan'i Rooney
Toy izao ary ny voka-dalao omaly:
Lyon 0-3 Rangers
Stuttgart 0-2 Barcelona
Man. United 1-0 Roma
Dynamo Kyiv 1-2 Sporting
CSKA Moskva 2-2 Fenerbahçe
Internazionale 2-0 PSV
Steaua 0-1 Arsenal
Sevilla 4-2 Slavia
Androany kosa no hiaka-tsehatra ny avy ao amin'ny sokajy A,B,C,D ary hanamarika izany ny lalao andrasan'ny maro dia ny fihaonana'ny andrarezina REAL MADRID sy ny Lazio Roma ,Liverpool -Marseille ary i Valence sy Chealsea...Toy izao ary ny lalao harahina anio alina:
A Liverpool 20:45 Marseille
A Beşiktaş 20:45 Porto
B Valencia 20:45 Chelsea
B Rosenborg 20:45 Schalke
C Lazio 20:45 Real Madrid
C Bremen 20:45 Olympiacos
D Celtic 20:45 Milan
D Benfica 20:45 Shakhtar

11. Mandefitra
(
04/10/2007 09:36)
resy Liverpool, toy zany ko Milan AC ...
Ekipa mety ho lasa lavitra aloha hatreto de i barca sy Arsenal
Ekipa mety ho lasa lavitra aloha hatreto de i barca sy Arsenal
12. salmo1
(
04/10/2007 11:30)
mandefitra:
Ekipa mety ho lasa lavitra aloha hatreto de i barca sy Arsenal
Sôde mba i Barça ihany e:?:
13. ronaldo09
(
04/10/2007 13:45)
Ary nareo zany anie manonofy atoandro!Barca izay fahaefatra ao amin'ny liga!
14. salmo1
(
04/10/2007 14:01)
mandefitra:
resy Liverpool, toy zany ko Milan AC ...
Los seguidores dl CELTIS mpangalatra sy mpitsatsaka,^:^
Aiza ny mpiandry tsatokazon'ny Milan de ho hataoanireny kle!!:?::-w
Resy ny Liverpool 0 - 1 Marseille. Sanjila baolina matiny Matthieu valbuena lol iny :lol:
;-)
15. salmo1
(
04/10/2007 14:06)
ronaldo09:
Ary nareo zany anie manonofy atoandro!Barca izay fahaefatra ao amin'ny liga!
Mbola tsy valiny farany leisy io ah!
a+
Mbola tsy tapitra ny Liga, vao 4 partidos zay... mbola misy ambiny 34.
16. salmo1
(
04/10/2007 14:16)
ronaldo09: misy diso leisy. Efa lalao 6 zay, fa tsy 4 ary 32 no ambiny.
17. naughtyboy
(
04/10/2007 15:53)
nena kalo ny iriko de ohaniny lazio sy valencia otrany mangazo miaraka i r.madrid sy chelsea tonga za de=))
18. salmo1
(
04/10/2007 16:07)
naughtyboy:
ra miongana ny Real Madrid, vao maika za =D sy =))
Aty FC Barcelona ihany :-*
;-)
ra miongana ny Real Madrid, vao maika za =D sy =))
Aty FC Barcelona ihany :-*
;-)
19. naughtyboy
(
04/10/2007 16:22)
eny oa ,fa alohany barca zany arsenal no voloany ra any @ alphabet iny zao de A(arsenal) no alohany B(barca) de otrany zay ko ty liga de campeones ty:lol:
20. salmo1
(
04/10/2007 17:47)
naughtyboy: Aza be vava lesss e:!::°)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/kitra/video/x2giwo_kitra-fokotany-eutelsat_events fotsiny ;-)ary harao tsara. Fa misy manao ny akanjony Barça ny mpilalao kitra fokotany =D ole Barça =D