Ligue des Champions :Fanadihadiana sy vokatra

21. Mandefitra ( 05/10/2007 11:21)
Ronaldo09:
Ary nareo zany anie manonofy atoandro!Barca izay fahaefatra ao amin'ny liga!

Efa mihatsara ny hidintrano ao Barca ry akama a, misy an'i Abidal sy Milito. Ny milieu recuperateur refa tafaverina i Yaya de masaka tsara.Ny mpanafika mo tsy lazaina ntsony.
22. naughtyboy ( 05/10/2007 12:37)
salmo:-D tsy arak'ela mantsy reto arsenal reto @ zao fotoana zao atr@ nisokafany season tsy mbola resy atr@ zao na de tsy eo tsony aza ny deba henry trav-ny
ekipa boaikely no be detanty daoly manana chance b da b ,iriko amerina final ndray mande arsenal sy barca @ ty de ho lasany gunners ny kopy
23. Mandefitra ( 05/10/2007 12:44)
Milay aloha ra arsenal#barca ny final e .... mety eo za vo misafidy hoe iza no halaiko ... miankina @ forme ny joueurs ko le izy ange ...
Fa vo tsy eo vanpersie de byebye arsenal ...
24. naughtyboy ( 05/10/2007 13:13)
ie ..
25. salmo1 ( 05/10/2007 13:14)
naughtyboy: eny wa.
tsy fanatry ela angamba la lay favôry ndrindra ao am Arsenal de i Cesc Fabregas, lery anie k catalan e, boay kely nianatra baolina tao Club FC Barcelona lery iny k tonga tany Ingelterra tonga d lasa prô.
26. naughtyboy ( 05/10/2007 13:36)
arako iny ka ,taizany Wenger daoly reny e fa milay reviny lery ato @ arsenal ka fa ny tsy koboko de oe
catalan lery
27. salmo1 ( 05/10/2007 14:04)
mandefitra:
Milay aloha ra arsenal#barca ny final e

Mety hilay iany fa za kou mino fa mety ireto:

Barça - Marseille :°):@

Milan - Barça

Barça - Chelsea

Man. U - Barça

Roma - Barça

Barça - Liverpool










28. Mandefitra ( 08/10/2007 09:19)
efa eo @ laharana faharoa zao barca refa avy nandresy ny athletic de madrid ... ho avy tsy ho ela ny an'i real de madrid :-$
29. naughtyboy ( 08/10/2007 10:56)
ie raovina real.M sy Barca no hiaona
30. salmo1 ( 08/10/2007 11:02)
@ 23/12/2007, ra tsy misy fampandrosoana ny lalao.

Kianja: Nou Camp Catalunya

Lalao faha: 17

FC Barcelona - Real Madrid

31. naughtyboy ( 08/10/2007 15:27)
sotra e
32. ronaldo09 ( 11/10/2007 15:27)
De 0 no 5 ny lalao .Buts:Van Nistelrooy,Diarra,Robinho,Ramos et Sneijder......
Allez Madrid !!!!
Tadidio fa i Real no club manankarena indrindra sy in-9 nibata ny Ligue de Champ ary in-30 nibata ny Liga en + Champion en titre !Ary mba omeo ny an'i Barca ho hita!!!!
33. salmo1 ( 15/10/2007 11:25)
ronaldo09:
Tadidio fa i Real no club manankarena indrindra sy in-9 nibata ny Ligue de Champ ary in-30 nibata ny Liga en + Champion en titre !Ary mba omeo ny an'i Barca ho hita!!!!

Marina izany, fa lay fanatanjahatena eto Espane dia hidirany politika. Hatrany taloha be tany, nohony nanjaka ilay miaramila nanapaka noho izy no mpanjaka sy hitantana ny firenena.
Ka ny Real Madrid anie less, arakiny tantara espanol sy maha renivohitra azy eto Espane dia ôtrizai sy zay e. Masoso-kaka na ny mieritreritra andry tavany.
Ary izao koa:
sanatria elah raha hahita SAINAM-PIRENENA Espanol ao @ kianja FC Barcelone Camp Nou.

Dia izao: zany lay amboara 9 any Real Madrid, dia kely amboara kokoa noho ilay amboara 2 any FC Barcelona :lol:
34. salmo1 ( 15/10/2007 11:29)
ronaldo09: ary izao koa: Kianjany FC Barcelone mbola glady sady mahazaka ol maro, noho ny kianjany Real Madrid.
35. ronaldo09 ( 16/10/2007 11:44)
F'angaha moa ny kianja ry zokibe midika ho inona koa raha tsy izany ny stade Maracana any Rio de Janeiro zany no manana ny maha-izy azy ary ny club tompon'io no manan-karena indrindra!!!
Zao fotsiny izy salmo a!Ianao ao Barcelone no monina raha tsy diso aho ,maninona raha ny ekipan'ny Espanyol no tohanana sady io mba matanjaka noho i Barca!
36. ronaldo09 ( 25/10/2007 12:59)
Efa miditra eo amin'ny andro fahatelo eo amin'ny fiadiana ny ho tompondakan'i Eoropa isika izao ary nanamarika izany ny Fandresen'ny andrarezina Real madrid 4-2 ny Olympiakos avy any Grece ;teo ihany koa ny tsy fahombiazan'i Fc Barcelone nanoloana ny Glascow fa dia nisaraka 0-0 ny roa tonta!
toy izao ary ny vokatra:
Beşiktaş 2-1 Liverpool Rapport »
A Marseille 1-1 Porto Rapport »
B Rosenborg 2-0 Valencia Rapport »
B Chelsea 2-0 Schalke Rapport »
C Bremen 2-1 Lazio Rapport »
C Real Madrid 4-2 Olympiacos Rapport »
D Benfica 1-0 Celtic Rapport »
D Milan 4-1 Shakhtar Rapport »

Journée 3 - 23 octobre 2007
Groupe A domicile A l'extérieur
E Stuttgart 0-2 Lyon Rapport »
E Rangers 0-0 Barcelona
F Dynamo Kyiv 2-4 Man. United
F Roma 2-1 Sporting
G CSKA Moskva 1-2 Internazionale G PSV 0-0 Fenerbahçe
H Sevilla 2-1 Steaua
H Arsenal 7-0 Slavia
37. naughtyboy ( 25/10/2007 21:27)
nena ry zala de zao a le arsenal nandresy 7-0 no itako tsara indrindra atr@ zao tsy azo edina varotra:P:P
38. salmo1 ( 27/10/2007 18:12)
Haleo mahita an'i Arsenal mandresy, na barça na ekipa hafa... toy izay ny real madrid^:^

Tena tsy ti maizina ny ekipany ronaldo zah!
;-)
39. ronaldo09 ( 31/10/2007 09:11)
Fa za angaha ry bandy akama tia ny Barcan'la ,Real Madrid mbola Real hatramizao ary jereon'ise ange ny fomba filalaon'i ROBINHO-nay e!:lol::lol::lol::lol:
40. salmo1 ( 31/10/2007 09:31)
Messi mbola favo
;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5341