Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
Samoana
(
23/09/2007 11:03)
Lavo ny andrarezina
Resy finale 5-13 vao eo ny mpilalao kanetibe malagasy:cry: Championnat du monde io ary tany Thailande no natao
Mbola i lafrantsa ihany no nandrombaka ny amboara...
suite
répondu par sarobidy le 16/11/2007 14:12
diamondra27
(
23/09/2007 08:02)
tso-drano
Tena ilaina tokoa ve ny mahazo tso-drano @ RAD vao manambady?
Raha manambady ka tsy nankasitrahan'i RAD ny hiarahana @ lay olon-tiana mety hisy voka-dratsy ihany ve zany any aoriana?...
suite
répondu par tywa68 le 29/09/2007 19:21
ftma
(
23/09/2007 07:53)
tianalove
Joyeux anniversaire akia njy tianalove :-* mirary ny tsara indrindra dia ho tratra antitra de ho ttop10 foana :) de ...:-*:-*:-* tsy hitako intsony izay lazaina fa mahatsiaro anjy akia ...
suite
répondu par tianalove le 03/10/2007 07:01
niryna
(
23/09/2007 06:25)
Raha mivoha dia afaka miditra,raha mihidy tsy afaka intsony.
Raha mivoha ny varavarana dia tsy afaka hisy hanidy na iray aza,raha hidin'Atra kosa ny varavarana dia tsy misy afaka hamoha izany.
Kristy no varavarana .
5 Izay maharesy dia hitafy lamba fotsy taha...
suite
répondu par niryna le 02/10/2007 05:42
lo
(
23/09/2007 05:25)
tafahaona indray
dia tafahaona indray ny namana avy any dilambato vitsivitsy sy ny namanadago tamin'ny sabotsy 22 sept 2007 ...iza avy izy ireo? fantaro ary eee :D
[img]http://img228.imageshack.us/img228/4037/fotog...
suite
répondu par fijo le 01/11/2007 20:21
Taniko
(
22/09/2007 21:20)
Hasarotam-piaro sa tena mba marina kosa !
:D Fitiavana no loharanom-piainana voalohany indrindra.
Maro isika malagasy aty ivelany, ho anareo vehivavy no miavona @ lehilahy gasy mitovy aminy saingy "toa" manaiky mora foana ny "vahiny" : Tov...
suite
répondu par vampire le 07/11/2007 05:39
ratonga
(
22/09/2007 20:59)
les bleus
http://fr.youtube.com/watch?v=k0acnJ0ROv0...
suite
répondu par Fiffi le 24/09/2007 20:18
gasynamana
(
22/09/2007 20:39)
tsaramaso
Malagasy isika rehetra eto, ary kristiana no ankamaroany. Tsy azo atao ny mijery harina an-tava, koa mba inona no toro-hevitra na soso-kevitra azontsika omana hanampiana io namantsika iray io?
Misao...
suite
répondu par fijo le 27/09/2007 20:58
wooda
(
22/09/2007 17:30)
windows live #%&è!?#/
Androany vao hitako ilay zavatra tsy nety nampatory ahy omaly, niasa saina aho satria rehefa nalefa ilay messenger de nande tsara aloha, de rehefa andefa message @zay @reo akama dia tsy hita tampoka t...
suite
répondu par kallie le 25/09/2007 11:42
simplex
(
22/09/2007 14:30)
foot-ball vevavy
lisany ve tsy mba misy mankafy an'le vevavy manao foot e :P ...
suite
répondu par sarobidy le 06/11/2007 07:50
bosista
(
22/09/2007 14:03)
iray tanjona ve Jehovah sy satana?
manao ahoana daholy,
mba manontany izaho amin-tsika mpino namana eto amin'ny serasera,fa nipetraka tamiko ity fanontaniana ity fa tsy hitako izay havaly azy,hoy ny SM ao amin'ny 1tantara21/1: ary sa...
suite
répondu par fijo le 05/10/2007 21:55
kalina80
(
22/09/2007 13:59)
Mpanjakan'ny voninahitra
Ity misy vavaka izay nataon'olona iray.Nahalatsaka ny ranomasoko ny namaky ity:
"SEIGNEUR,je n'ai jamais refusé ta grâce dans ma vie. Merci parce que TU T'occupes de moi et merci parce que TU me ...
suite
répondu par fahamarinana le 29/09/2007 06:23
naughtyboy
(
22/09/2007 13:14)
refa le maka aingampanahy iny ndray2 de mihaino hira no .
mahavatana ahy ny mihaino jazz milamm oh.http://fr.youtube.com/watch?v=uMSPgL4v7hU ,inona kosa no hira mbo akafizinareo...
suite
répondu par cutie le 23/09/2007 21:10
Ragora
(
22/09/2007 10:52)
Lavitra akaiky ny any aminao Ray ô
Tsy haiko no mihira azy fa hiram-pivavahana fotsiny...
suite
répondu par cutie le 22/09/2007 18:30
xxx
(
22/09/2007 08:14)
MP3 sy MP4
Manahoana daholo,
Mba misy afaka manazava ny mahasamihafa ny MP3 sy MP4 ve o?
Misaotra mamaly...
suite
répondu par Nickovy le 29/09/2007 07:29
kalin
(
22/09/2007 06:52)
Tononkira tarika R'ZALAH
Iza no mba manana ny tononkiran'ny tarika R'zalah kay e, nijery tato za fa tsy nahita nefa tiko ny hirany.Misaotra e!...
suite
répondu par DODABE le 28/09/2007 06:03
Papoose
(
22/09/2007 05:39)
Mahaliana!
[b]What if you spent one year following every rule in the Bible?[/b]
Ahoana tokoa moa raha ianareo ireo manana addiction @ Baiboly ireo no tena manaraka ny isam-bolon-dalana voalaza ao anaty baibol...
suite
répondu par Papoose le 29/09/2007 14:51
niryna
(
22/09/2007 05:30)
Ny pensily fanoratana:Teny fahendrena(word of wisdom)
Manoratra tantara ve hianao ry dadabe hoy ity zafikeliny mahita azy.
-Mihoatra lavitra noho ny manoratra no fampiasako ity pensily ity hoy izy.
Jereo fa miankina amin'ity daholo no fijery ny zavat...
suite
répondu par niryna le 02/10/2007 05:44
Papoose
(
22/09/2007 05:24)
anaran-toerana gasy!
Fa maninona marina angaha ny anarana toerana gasy no mamaritra toetra be? (toetran'ol na zvt) na koa manondro zvt!
mba lasa ihany ny saiko!
mandeha daholo ny loko, ny kely sy be, ny andro ao anatin...
suite
répondu par Papoose le 10/10/2007 14:03
soanja
(
22/09/2007 01:11)
Kininina manasitrana sy tsy tian'ny moka.
Mba misy mahafantatra ve ny anaran'ilay karazan-kininina (siantifika sns) ilay fihemboka rehefa misy gripa mamely ao an-trano. Mamboly an'io koa ny tanana sasany ho fiaro hialana amin'ny moka manatody...
suite
répondu par soanja le 22/09/2007 23:10
