tafahaona indray

1. lo ( 23/09/2007 05:25)
dia tafahaona indray ny namana avy any dilambato vitsivitsy sy ny namanadago tamin'ny sabotsy 22 sept 2007 ...iza avy izy ireo? fantaro ary eee :D

novalian'i fijo ny 01/11/2007 20:21
2. kelly13 ( 23/09/2007 07:12)
au moins 4 na 5 zao no fantatro ao :wink:
3. ftma ( 23/09/2007 07:50)
misaotra nizara e, mahafinaritra mahita anareo
kelly13: za mba mahalala maromaro ihany :)
4. lanto ( 23/09/2007 07:53)
Zah mahalala 4 sy tapany :-p
5. mandrindra ( 23/09/2007 09:24)
ô ry zareo malala aaa:wink:, mba omeo sopapa ary izahay tsy malala eeee:D
6. lo ( 23/09/2007 09:42)
sopapa kely tsy complet ...
7. xxx ( 23/09/2007 09:48)
tondé fantatra fa tanan'i patou io:P
8. lo ( 23/09/2007 09:54)
:lol: le ps misoratra no nataoko sopapa kanjo ny tanan'ny sasany no misy mahay, asa efa nande taiza sy taiza avy...:^)
9. booboo ( 23/09/2007 09:57)
:-D:-D

misaotra nizara sary ô :D
10. Papoose ( 23/09/2007 11:48)
ary i .... toa tsy tonga indray?sa any @ sary hafa v?
11. kelly13 ( 23/09/2007 12:04)
ftma>tairo sopapa aza za e, hihihi
12. lanto ( 23/09/2007 15:33)
tena tanan'i patou marina io, fantatra be :-D
13. Aino ( 23/09/2007 15:57)
mafinaritra ny tany izany.:-o
14. kallie ( 23/09/2007 16:18)
miandry sary hafa ô, d mbô tatarao ko ôoo, za klou tô anaky 3 ngamba no mba aiko....:-*
15. Samoana ( 23/09/2007 16:26)
Misaotra mizara hafaliana e:wink:
16. lo ( 23/09/2007 16:28)
tokony eo doly afatsy ny mpaka sary 2 alo e, za zao le tsy eo :?
17. kelly13 ( 23/09/2007 17:19)
ampio oe le sary azafady :wink: fa toa koboko le toerana mantsy :°)
18. ratonga ( 23/09/2007 17:27)
ary i kelly13 ngé heveriko fa tany ko é:lol:
19. Fiffi ( 23/09/2007 17:50)
lo:

tokony eo doly afatsy ny mpaka sary 2 alo e, za zao le tsy eo :?
Lo: nanao paparazzi njay gna toi ? :) misaotra akia nizara an ! de tohizo foana fa mahafinaritra be ny fihaonana ataonareo...:-*:-*:-*


20. ftma ( 23/09/2007 18:37)
ary miangatra anie patou e tsy mba nasiany dedicace ny eloko :wink:
kelly13 tsy manome sopapa akia fa rehefa mandeha any njy hitanjy daholo ireo, efa ekipa solida ireo :D
ary lo tsy mety hitako mihitsy :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2727