tafahaona indray

41. ravatorano ( 24/09/2007 09:28)
fa angah tonga tany koa razandrilah mcz kle
za zany tena voa mafy mihitsy tsy tafa tamin iny fotoana iny e asa indray amin ny manaraka
soa fa efa nisy fotoana nihaonana tamin ilay namana anakiray iny an !:-P:-P:-P:-P fa raha tsizay ngamba d tsy nahita ny nadalova mihitsy :wink:
42. lo ( 24/09/2007 09:39)
ravato : efa tany iany nga nareo (le hafatro omaly)
43. tsinjo ( 24/09/2007 09:43)
misy sary mandy bedabe ato aniko ato azoko aseho eto ve รด indrindra ho anareo vehivavy
44. naritsimba ( 24/09/2007 09:48)
ny valalabemandry e!
http://img256.imageshack.us/img256/649/sunp0280lv3.jpg
45. texe ( 24/09/2007 09:58)
ravatorano toujour milay foana letsy a! de misaotra ny mpikarakary fa tena milay be.ok! manaraka njay e!
46. watafon ( 24/09/2007 10:02)
sasa : henoko doly reny k !
lo : k za niandry le ps nlah kou ! :-D:-D
47. naritsimba ( 24/09/2007 10:16)
izao no atao hoe mandevo-kanina! manintsana e!
http://img390.imageshack.us/img390/241/img1604ir4.jpg
48. tywa68 ( 24/09/2007 10:18)
oay zany sakafo marina ! tena fety be mihitsy an.
hay ve i Tsinjo tonga tany ihany e !:lol:
Alefaso ary ny sary sasany e (zay manaiky tononona anarana moa ?:wink:)
49. naritsimba ( 24/09/2007 10:22)
DJ serasera.dago!

Hatrary ka hatraty,
Dia vonona hampandihy.

http://img232.imageshack.us/img232/4840/img1606fz8.jpg

50. naritsimba ( 24/09/2007 10:26)
raha tsy nisy an'ireo tsy tonga tany zahay!

http://img380.imageshack.us/img380/9554/img1607fa2.jpg
51. lo ( 24/09/2007 11:19)
watafon : za ko mba niandry...:(
texe : ary lisany tsita tampoka nony maraina klee
52. tsinjo ( 24/09/2007 11:24)
53. tsinjo ( 24/09/2007 11:25)
54. tsinjo ( 24/09/2007 11:37)
55. tsinjo ( 24/09/2007 11:39)
56. tsinjo ( 24/09/2007 11:41)
57. tsinjo ( 24/09/2007 11:42)
58. tsinjo ( 24/09/2007 11:47)
59. tsinjo ( 24/09/2007 11:48)
sombitsombiny t@ 22 ireo fa mety ny sasany kou mbola ampiseho ny sary nalainy tany de mirary soa antsika retra
60. tsinjo ( 24/09/2007 11:52)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7014