tafahaona indray

21. watafon ( 23/09/2007 20:09)
Misaotra amle sary lesy ry lo an ! hay v elah tany e ? :-D:-D:-D
tena complet ny avant kle ! mahafinaritra e !
22. wooda ( 23/09/2007 23:33)
8) tena mbola tsisy haiko sora (tarehy) marina!

tena mafinaritra be zao tany! lol

Te ho namanao aho ..., manaiky ho namanao .... marina!

Tsiky kely?
23. ikaretsaka ( 23/09/2007 23:41)
8)betsaka ihany no fantatro ao ka
24. sasa ( 24/09/2007 04:30)
lo misaotra nizara sary lesy hi hi hi hi tena nahafinaritra aloha le fihaonana tany e! tena afa-po tanteraka isaorana an'i Fasaly sy ny mpikarakara rehetra nanampy an'azy, mbola ho avy eo ny sary manaraka fa appareil photo 7 be zao anie no tany, mino aho fa samy hampiditra eo daholo
Ftma ny motika aloha d tsy lany nitondra nody indray aza ny sasany. Refa tonga aty njy d atao am fomba hafa indray le dedicace fa iny manko hevitra niforona vao tamin'iny
Kelly13 tonga d le eritreretinjy le toerana fa tsy mila ampiana sary tsony e.:-*:-*:-*
Ikaretsaka enao koa ve moa hahagaga e! zavatra detective
Lo d ahoana indray le hoe resadehilahy tsy ho tantaraina an'ahy mintsy izany :P

Ary tena traingo le tanan'i Pata kle












25. sasa ( 24/09/2007 04:41)
watafon ary henonao tam phone ve le présentation iny sa efa maty le phone :-D:-D:-D
26. akamatiana ( 24/09/2007 05:52)


Sombiny kely
27. tsinjo ( 24/09/2007 06:06)
28. tsinjo ( 24/09/2007 06:11)
29. tsinjo ( 24/09/2007 06:17)
izao ny sakafonay tany e ,miera iany alou za afaka asehoko meto ve ny sarintsika nandy tany ?indrindra fa ianareo vehivavy ?mba valio eto azafady
30. texe ( 24/09/2007 06:30)
misaotra ny panao tatitra e!
zay tsy tonga tany no manenina e! fa tena milay be .bonne be ny anbiance.
31. tianalove ( 24/09/2007 06:44)
Mafinaritra be le sary otrany we mbola any foana za rehefa mijery an'le izy hi hi hi...

Tsara be alou le kaly tany e, isaorana an'i fasaly mintsssssssss, voa mafy ihany nareo zay tsy nande lolllllllll:lol:

De manentana ireo zay manetsetra fotsiny mba handeha amin'ny manaraka eee....
32. lo ( 24/09/2007 07:21)
watafon : mba afaka less d nande a, nga tsy henonlà mo le présentation direct iny we tany ko zaaa (carapace)
ftma : so d za kosa aza no tsy tadidinao, tany za kaa :(

ny sary alo d bobaka e, ze efa nahazoana alalana no efa navoaka fa ny ambiny manaraka miadana eny ihany ee
33. ratonga ( 24/09/2007 07:35)
misôtra nizara é d mba ampio kosa mo fa d zay fotsiny v klé:-D
34. kallie ( 24/09/2007 08:55)
lé sary mandy zany ôôô
35. ftma ( 24/09/2007 08:56)
lo: aiza kosa de tsy ho tadidiko fa mbola tsy hitako aloha hoe aiza lo @ ireo e :wink:
36. naritsimba ( 24/09/2007 08:57)
Dia tafaraka indray ny tia sy ny manina ny sabotsy 22 septambre 2007. Nanomboka teo Behoririka ny fotoana t@ 8ora sy sasany ary tsy nisaraka raha tsy t@ 5ora sy sasany hariva.
Nisy ny fifankahalalana satria maro ireo izay sambany vao nifankahita, tao anatin\'izany ny fiarahana naka sary ho fahatsiarovana iny fihaonana iny, tsy adino koa ny nifanome adresse e-mail, ny fanolorana mari-pahatsiarovana izay nasiana ny anaran\'ireo rehetra tonga nanatrika.
Araka ny fanao satria malagasy no mihaona dia ny AFINDRAFINDRAO tsy azo avela, fa izay no maha malagasy antsika.
Hehy sy korana no nameno ny tontolo andro.
Miha mitombo hatrany ireo namana ato @ serasera.dago.

Ho anareo izay tsy tany dia mankafiza ny maso eh!

http://img229.imageshack.us/img229/7669/img1602vt1.jpg
http://img227.imageshack.us/img227/3878/img1603fu4.jpg
37. diamondra27 ( 24/09/2007 08:59)
:-D:-D:-D

misy ny sasany zany de tsy maharitra mintsy an!

efa we ho avy eo fa appareils 7 no nanmpiasaina. LOL
:lol:

wata: hay ve ise tsy tany e! efa mba naheno phone kosa zany de mahita sary zao. Maka tombony an!:wink:

Nisy olona repotra be de tsy nitsiky ô!
Any @ le sary hafa kosa ngamba mety hitsiky izy an!:-$
kiss daholo nareo e!

mahafinaritra ny fiarahana sy fifankatiavana tahaka izao.

De nisy pv ve t@io sa tena revo be t@ fety doly?:-D:-D
38. diamondra27 ( 24/09/2007 09:03)
fasaly: kiss njy :-*:-*:-* de arahabaina tonga soa , de arahabaina fa vita soa aman-tsara ny fikasàna, de maintenant bon voyage @zay mijery tanàna :-D:-D:-D

sasa: misaotra ny mpikarakara rehetra

misaotra ny mpampiantrano. Dia faly mahafantatra ny tranon'i xxx(tsy mitonona anarana io fa tsy le xxx ratsy loha an!)

de misaotra ny mpanotrona fety koa e!




39. lo ( 24/09/2007 09:17)
andro natao ihaonana tokoa ngamba io andro io, fa nisy namana hafa tafahaona tamin'ireo nanao after prime. na dia anton-dia hafa miitsy aza no nalehany teto dia ny namana.serasera no notadiaviny voloany :
mankasitraka less Mcz a
40. ravatorano ( 24/09/2007 09:19)
milay b mihitsy tany zany an
dia isaoran eto ny mpikarakara
isaorana ihany koa ianareo namana tonga nanaotrona tany izay toa ireo endrika efa hitako ihany
za aloha hitazona ny tenin i pata hoe raha mbola.....ihany fa tsisy vôvô d tsy tazana
vazivazy iray andalana iny fa mlay kah
=D=D=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1222