tafahaona indray
![](https://avatar.serasera.org/3329962f98be780b2e2eed61897774b5.jpg)
82. mbaliana
(
24/09/2007 18:45)
tsara marina zany fetinareo zany...milendalenda eto zahay e...:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/05f3672ba34409136aa71b8d00070d1b.jpg)
83. cutie
(
24/09/2007 23:33)
76. Mpandefa : avylavitra [ Valio ] 24-09-2007 16:58:21
Lohateny : Re : tafahaona indray
Asakasakareo tsy mba tonga. Fa nifaly na lehibe na kilonga.Ny sary dia maro tokoa. Fa ierana ny tompony aloha. Ny fety dia tena nilay. Misimisia ny tahaka izay. Tongava rehefa ilazana. F'aza isan'izay itantarana. Misaotra anao Fasaly. Ny sakafo mantsy fy tena fy. Ny toerana kanto ihany koa. Sady faly no tena afa-po. Nalai-nisaraka isika rehetra. Ny fotoana koa tsy mifametra. Ny manetsa be mbola ho avy. Ny namana ho mpianakavy. sa tsy izany eeeeeeee!
mbola mianjy le tany manjunga o :)
![](https://avatar.serasera.org/f45731e3d39a1b2330bbf93e9b3de59e.jpg)
87. sasa
(
25/09/2007 04:10)
kelly13:
sasa>d aiza njy? mdrrrr
ary mpiserasera eto kou nga ny zafikelin'i lena? (kôpy v nareo ze nande tany ôôôô?) :-D:-D:-D
za ve d tsy hitanjy zahao fa ao ihany za akia an =))=))=))=))
![](https://avatar.serasera.org/f45731e3d39a1b2330bbf93e9b3de59e.jpg)
89. sasa
(
25/09/2007 04:16)
lo mila halefan'lah mail aty amiko ny sariko izay any amin'lah any, surtout le sarinay sy L misen be iny.
texe ary toa lasa tsy nanao veloma lisany tam nody, ratsy toetra an =))=))=))=))=))=))
watafon izy koa tsy manaiky ho tara izany mintsy
cutie efa feno ny sary avy any majunga akia ao ambany ao koa njy koa tara raha izany :-D:-D
tywa68 apoitra le sary wa fa tsy lazaina ny pseudo fa nareo no maminany :P
texe ary toa lasa tsy nanao veloma lisany tam nody, ratsy toetra an =))=))=))=))=))=))
watafon izy koa tsy manaiky ho tara izany mintsy
cutie efa feno ny sary avy any majunga akia ao ambany ao koa njy koa tara raha izany :-D:-D
tywa68 apoitra le sary wa fa tsy lazaina ny pseudo fa nareo no maminany :P
![](https://avatar.serasera.org/f45731e3d39a1b2330bbf93e9b3de59e.jpg)
90. sasa
(
25/09/2007 04:52)
ari.malala fa toa tena lasa kely bilitika le sary nampidirinjy akia mba atovy otran'le nampidirin'i akamatiana akia an :-*:-*
![](https://avatar.serasera.org/50d8d46c14e71b5b025695473d6c8c21.jpg)
91. sarobidy
(
25/09/2007 05:45)
fa nenay aty tamatave ho avy zao alarobia zao eee:D, fasaly efa aty aminay :wink:
sasa: za zany mba nadefa esomeso tam sabotsy d tsy namaly mitsy an! d ouzy a oe tsisy fotoana mitsy zay izy fa sahirana mikarakara kaly ndray :°)
misy ekipa solida mihitsy an! présent fôna ra vô misy appel, tsy ratsy kah

![](https://avatar.serasera.org/9cba3a805cb12fd86d2a844c39a15d34.jpg)
92. ari.malala
(
25/09/2007 06:18)
sasa, tena ts fanahiniako aky ny mahatonga anle sary ho kely fa efa mba ataoko iany ze mba fara fahaizako fa ts mety a:-( refa le ts ngeza b mampiplante machine alou d'efa mba zay e :oops: fa le izy nge klikena d lasa taille normale iany e! sa ts mety mints?
![](https://avatar.serasera.org/9cba3a805cb12fd86d2a844c39a15d34.jpg)
94. ari.malala
(
25/09/2007 06:34)
[URL=http://img1.imagilive.com/affiche/0907/Photo_131d72.jpg.htm][IMG]http://img1.imagilive.com/0907/thumbs_Photo_131d72.jpg[/IMG][/URL]
![](https://avatar.serasera.org/9cba3a805cb12fd86d2a844c39a15d34.jpg)
![](https://avatar.serasera.org/7ce8636c076f5f42316676f7ca5ccfbe.jpg)
98. lo
(
25/09/2007 09:06)
fa iza doly reo e, to tsisy haiko, sa tamza mbola tsy tonga ngamba :wink:
ze misy sariko any aminy d mba mangataka za mba alefa mail na hafatra ao raha mety, misaotra mialoha e (d mba mangataka ko mba tsy haseho lotra oo :wink:)
ze misy sariko any aminy d mba mangataka za mba alefa mail na hafatra ao raha mety, misaotra mialoha e (d mba mangataka ko mba tsy haseho lotra oo :wink:)
![](https://avatar.serasera.org/f45731e3d39a1b2330bbf93e9b3de59e.jpg)
99. sasa
(
25/09/2007 09:52)
ari.malala efa mety ireo manaraka ireo kan! tsy bedy izany njy amin'io sary farany io kan! efa noresahako le tompony d tsy maninona hozy izy.
lo mety taminao tsy mbola tonga angamba io koa zany refa tara lava hi hihi
ratonga k'efa hoe seance de présentation tamin'io d nandray micro tsirairay avy koa
lo mety taminao tsy mbola tonga angamba io koa zany refa tara lava hi hihi
ratonga k'efa hoe seance de présentation tamin'io d nandray micro tsirairay avy koa