tafahaona indray

121. infinity ( 25/09/2007 19:59)
Waouhhh.. misaotra anareo nizara ny sary sy nitantara e!
Mahafinaritra ery izy izany!
122. fijo ( 25/09/2007 20:12)
misaotra hono amin'ilay sary manokana ry ari an.
manja daholo le sary le,ndrindra le iray tsy tonga mihintsy raha tsy lasa aho.
123. cutie ( 25/09/2007 20:37)
sasa, ratonga , lo
I Avylavitra ihany no mahakopy an'io fanontaniako io :)
mianjy an'i Avylavitra @ le tany Majunga :)
124. ikaretsaka ( 25/09/2007 23:43)
haikohaiko ary mahaihay ahy ihany ny androatokony amin reo ry tywa a
125. lo ( 26/09/2007 04:09)
glou : zay d nametraka aa tssss :evil:
( ari : tena zay vo tsy tafa amle 30 fa sady :evil: no tena misy obligation hafa, mazotoa bdb d mapamangy am promo anay any e )
126. sasa ( 26/09/2007 04:10)
fijo atolotra ho an'lah manokana mintsy io dité io na d efa niova gilasy aza =))=))=))
lo saotra fa voaraiko ny sary tany am mail
tywa68 mody fanina eo nefa efa nahita sopapa tany ho any
Ika tsy efa hainao aby ve ireo e! tsary asiana présentation izany
io 72 io aloha d tena mahay mandihy rock e!
cutie hay ve lazaiko d tena tara ary njy kay resaka manokana
127. sasa ( 26/09/2007 04:12)
glou koa za koa aloha tena nalahelo mintsy tamle napetraka e! efa nifanarahana izao ve nama d avy nareo nilaza fa be raharaha indray koa.
mamzelkely f'angaha tsy nataonjy Cd indray ny an'ahy sy M e!:-*:-*
128. mimich ( 26/09/2007 05:45)
slt!
zafady aky mmz fa adinoko njay le CD ah!!!
ze manana ny sariko de mba alefaso aty amiko zafady!!! (anontanio an sasa ny mail-ko fa izy mahalala)
mmz ah!!le misy mandi rock iny njinjanjinja

129. mimich ( 26/09/2007 06:15)
tywa> nahazo hafatra tany am le namana 1 iny za (koly moa sa holy???) androany h@ le nihaonanay tam 2006 iny!!!(kôpy njy an!!!)de faly be , izy iny hono tsy de afa miditra sera2 loatra tsony.

kiss bidy:-*

(manao ôro size kely fotsiny za fa tsy manam-potoana handehanana any ambadika tsony)

ika>tywa ko anie mety mahafantatra betsaka am reo fa mody manontany eo ee!!!!

130. ari.malala ( 26/09/2007 06:36)
ika, ka le asina hoe ia ro ia anie tsa maty aby ry zalah eee d manajry bedy eo za kooo! misy aza ny sasany vao miainga fts ny appareil d tonga d ny tanany no eo alohan'ny tarehany ko :-D:-D:-D:-D

Lo, andray:-( malaelo b amzany ny tenanay an!:-( fa ts manin refa ts tara fa d mande sans toi zany ko:-(

mimich, ndraso hiantso ansasa za d alefako mail ny sarinjy fa aty amko kou misy, d ny sary tany am mamz efa aty amko daolo.

fijo, hihihi, tsisy fisaorana e! mankafiza an-tsary :P

itanareo zany fa confirmé wa le mandi rock:-D:-D:-D:-D:-D
131. tywa68 ( 26/09/2007 08:15)
mimich : mampamangy any e :-*

ari : aza misahirana miantso an'i sasa f'efa manaiky izy handefasana ny sary eto, tsy mila copie intsony fa tonga d hiaraha-mahita eto :-D
Alefaso eo koa ilay nomen'i mamz, miaraka @ présentation fa tsy bedy njy e :-D:-D

sasa : tsy misy sopapa zany fa maminavina :lol:
132. lo ( 26/09/2007 08:37)
d tsisy nandefa le sariko ktyyy, nga d tena tsisy manana any nefa nisy itako iany nipoitra teny weny :-w
133. lo ( 26/09/2007 08:45)
euuuuuh alefa any amin'ny MAIL na HAFATRA ny tiko tenenn aan, fa tsy teo akory :wink:
134. sarobidy ( 26/09/2007 08:55)
sasa: ah ok
135. tywa68 ( 26/09/2007 08:57)
lo : aza mikoropaka hoa :-D:-D
136. Mimifali ( 26/09/2007 09:36)
misaotra ireo rehetra nampita sary sady nampiaina anay ny ambiance tany ô! za ngé ts nahafantatra oé mis fihaonana ra ts zany za nandé e! dé mba teneno am manaraka dé manampy ireo ao anaty sary ireo ary e! maromaro ihany no fantatro am reo ka! ndao atao oé dimy! :-D:-D:-D:-D:-D:-D
137. tywa68 ( 26/09/2007 10:03)
Mamifali : ndrô ! aza tara intsony zany @ manaraka e : i sasa mandeha foana fa anontanio ny prôgany :-D:-D
138. lo ( 26/09/2007 10:35)
tywa68 : manimba site fotsny ne rah diso toerana le andefasany azy ee :D, le sary tsy d we milay tsinn
139. ari.malala ( 26/09/2007 12:12)
lo, sur amzany v enao? hahaha! aty amk misy fa in le adresse mail wa! mavesatra b d ts tafiditra ato nge le izy e!
140. ari.malala ( 26/09/2007 12:54)






zany mbola sary mandihy daolo





© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0934