tafahaona indray

181. tywa68 ( 28/09/2007 10:09)
kelly13 : dia transferer-o aty rehefa azo e :lol::-D:-D
182. kelly13 ( 28/09/2007 10:16)
ekena e :-D:-D
183. lo ( 28/09/2007 10:18)
za ko mbo andefaso e, mba te hahita ze fandehany tany koo :D
184. kelly13 ( 28/09/2007 10:19)
re ekena e :-D:-D:-D
185. sarobidy ( 28/09/2007 10:20)
Eto a d manararaotra misaotra manokana =D an'i Fasaly tonga taty aminay taty Tamatave nijery sy nanao fihaonana taty satria izahay tsy afaka namonjy ny tany Tanà t@ 22 sept teo.
Tatitra fohifohy fotsiny, tao @ Hotel Neptune no natao ny fihaonana. Na d somary vitsivitsy aza izahay namaly ny antso d nahafinaritra fôna, nahafinaritra b:D.
Misimisia ny toa azy (fasaly) mba mahatsiaro anay aty alavitra rehefa mandalo tanàna ôtr'reny.
Ny sary,...:-w...aleo i fasaly no hampiditra azy!!!

Mankasitraka e ^:^
186. tywa68 ( 28/09/2007 10:43)
kelly13 : :-D:lol:

lo : ny fandehany taiza moa zany ?

sarobidy : misaotra anao mitantara ary miandry ny sary avy @ i fasaly zany, miaraka @ présentation :-D:-D
187. xxx ( 28/09/2007 10:45)
mankatelina
188. Fiffi ( 28/09/2007 10:51)
mankasitraka.....:)
189. xxx ( 28/09/2007 11:07)
Tsara ilay fihaona fa tsy ampy adaldalana kely e, ary iza kay ilay bandy ankiroa tonga farany ireny e sa akamantsika ato ireny sa guest fotsiny. Pi-maso manokana ho an"i fasaly , merci akia an
190. ari.malala ( 28/09/2007 11:59)


jereondry fa reto daolo ny sary azoko teo;p
191. ari.malala ( 28/09/2007 12:03)


oulala, vonjeo alou fa lasala balônn eee:P
192. lo ( 28/09/2007 13:34)
tywa86 : ny fandehany tany amle fihaonana kaa
xxx : le ray tamreny efa tafaraka ndraindray am namana k, ao am karajia lery no tena tazana (le ps tsy teneniko), fa le ray alo tsy d haiko tsara
193. sasa ( 28/09/2007 13:48)
xxx namana ireny kan! efa niaraka nitsangatsangana taminay ireny indrindra fa le 1 present foana refa antsoina
Sarobidy tsara be akia izany an! :-*

lol io sary mitazona micro io le sary adala be kay fa tonga ihany.
ari.malala njy lozanjy mijery ny sary azoko fotsiny ve akia :-D:-D:-D:-D
tywa misy manome sopapa fa mody fanina eo
194. ari.malala ( 28/09/2007 14:13)
sasa, hihihi, za nga no niteny anzany fa zany no paozin(reo oul miaramijery sary am appareil reo kooooo:-D:-D:-D
195. tywa68 ( 28/09/2007 14:43)
sasa : izaho irery angaha no tia mijery sary :-D:-*
196. lo ( 28/09/2007 17:26)
iza le manome sopapa ooo
197. fijo ( 28/09/2007 19:36)
ary misy sipa mianjonanjona be io an.le maka voankazo io
198. lo ( 29/09/2007 01:53)
mitory teny damôpr :)




199. lo ( 29/09/2007 02:13)
iza no ho hahazo ny gros lot? le zaza sa le bitro?

200. tywa68 ( 29/09/2007 06:59)
toa nidy ny botika fijerena sary ? tsy mivoha week-end ngah ry ari.malala ?:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.931