tafahaona indray

201. mandrindra ( 29/09/2007 07:46)
fa inn no gros lot, le beks ve?
202. lo ( 29/09/2007 16:32)
tywa : nihidy aona
203. tywa68 ( 29/09/2007 17:00)
lo : Tsy nisy nivoha ireo sary reo t@ maraina :-D
204. lo ( 30/09/2007 12:44)
za rah any ampesana mijery tsy mahasokatra sary miitsy na 1 aza fa refa aty antrano vo mba mahita anjy zalah reo
205. xxx ( 30/09/2007 14:55)
Eeeee!!!!!!, tena marina reto fa mlay ny fihaonana toy ireny a, tena misy ny fifankatiavana. Fa ny nampalahelo kely de misy mialangalana loatra sy manambony tena be angamba hoy aho tsy te hifangaro amin\'ny hafa, tsy mba mifanampy amin\'ny fikarakarana sns sns eeee,hita we vononkihinana fotsiny. hi hi hi. fa zany we tsy atao mahakivy izany fa izay tsara no tadidiana fa izay ratsy tsy asiana saina e.
206. xxx ( 30/09/2007 14:59)
mba mandraisa anjara ry anona reefa otranizany fa manafitohina ny sasany a.
207. xxx ( 30/09/2007 16:02)
Fa ny nampalahelo kely de misy mialangalana loatra sy manambony tena be angamba hoy aho tsy te hifangaro amin'ny hafa, tsy mba mifanampy amin'ny fikarakarana sns sns eeee,hita we vononkihinana fotsiny. hi hi hi. fa zany we tsy atao mahakivy izany fa izay tsara no tadidiana fa izay ratsy tsy asiana saina e.



fa nga moa ny mihinana sy ny fahatongavana tsy efa fandraisana anjara?:lol:
208. Fiffi ( 30/09/2007 16:48)
xxx:

Fa ny nampalahelo kely de misy mialangalana loatra sy manambony tena be angamba hoy aho tsy te hifangaro amin\'ny hafa, tsy mba mifanampy amin\'ny fikarakarana sns sns eeee,hita we vononkihinana fotsiny.
manambony tena ahoana zany ? :roll:


209. voahirana ( 01/10/2007 03:18)
dia misaotra an'i Fasaly tanteraka tamin'ny fihaonana izay nokarakarainy fa nahafinaritra tokoa afa-po tanteraka , mahafinaritra ny fifankatiavana eto amin'ny serasera an!! enga anie ka hitohy foana izany, tsy misy mialangalana eo fa samy mandray izay tandrifiny avy ny tsirairay fa misy ihany ireo mihanta tsy maintsy karakaraina kely tolorana sakafo tsy manambony tena izy akory fa miherim-pitia.Hoan'izay tsy tonga dia milendalenda fotsiny eo an!! enga anie ka aharitra ny fifankantiavantsika e!!!
210. lo ( 01/10/2007 03:51)
saonjo iray lohasaha isika re e...(mety za zao le anisan'ny nialangalana satria za sady tara vo tonga no tsy kopy ny fandaminana reetra nisy :( ):D
211. sasa ( 01/10/2007 04:18)
Voahirana marina izany!:-*:-*:-*:-*
xxx raha ny hevitro manokana aloha d aleo vitsivitsy otranreny no mpikarakara amzay milay, efa mahazatra mantsy le mikararakara fety olona vitsivitsy io raha aty am namana dago, sa tsy izany ry Voahirana
tywa68 njy wa aza variana mijery sary ao fa andana amzay miasa hi hi hi hi hi.:-*:-*
212. tywa68 ( 01/10/2007 07:29)
sasa : ka miasa ihany anie na mijery sary aza e :-D:-D (indrindra rehefa maminavina = asa beeeeee):-D:-D
213. iandri ( 01/10/2007 08:27)
izani , fa efa membre ato amintsika serasera v ireny e, otrany efa hitako mantsy lery iny nanao zavatra bonne be, mba omeo ahy leisy ilai pS ny ao @karajia
214. xxx ( 01/10/2007 09:16)
rehetra--- mino aho fa tafita ny hafatra na de kely fotsiny aza e. biz mamibe ho anareo rehetra.
215. sasa ( 01/10/2007 10:36)
iandri arako toi fa aza mody fanina eo tsy azo homena ny pseudo kan izany no hifanarahana ato :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D

xxx :-w:-w:-w le hafatra tianao hampitaina aza tena tsy mazava mintsy koa sa le hoe mialangalana tsy mandray anjara raharaha ve? matoa le izy vita otranreny d'efa samy manana ny asa napetraka taminy ny tompon'andraikitra, ny tompom-pety mantsy no mizara ny asa rehetra atao amreny d izay teniny no arahana sady nilay be anie iny fety iny e! Asa na tafita aminao koa ny hafatro :P:P:P
sady otrany tsy hitako wa izay hoe nialangalana tamin'iny :?::?::?::?: sa tsy ity fety ity no lazain'i xxx fa fety hafa :?:
216. lo ( 01/10/2007 11:17)
sasa a, k'efa we za anisany koo, so iany fotsny za fa tsy nikaly trop :-D
aleo tsy handeh tsony refa tara so d lazain'ny sasany mitsoaka rarah eo ko klee :?
217. fasaly ( 01/10/2007 15:14)
Tena tara train be mitsyaho ry ireto aloha fa miala tsiny an! tsy izany fa kamo miditra cyber fa milona be loatra ny connexion....

Voalohany aloha dia misaotra an'i namanarehetra namaly ny antso tamin'iny tontolo andron'ny 22 septembre nahafinaritra be iny....nahafinaritra toka ny fiaonana fa dia tsy hadinoina ny fiaonana toa ireny ary vôkasy tsy hadinoina ihany koa ny ahy...

Isaooranamanokana ho an'i namana nanampy tamin'ny fikarakaràna ihany koa fa raha tsy nisy azy ireo tsy tanteraka iny fiaonana iny an(l)

dia tsy iza izy ireo fa:
_ i prezdidà namanadago glou, i ravatorano, i sasa, i mamzelekly; ari.malala, voahirana,
ireo inzanyno tena niaraka nanomana ny fety niaraka tamin'i fasaly dia ny namana nanome fanampiana kely isaorana ihany koa tsy iza fa i nipissou, andryrabe, deutch, ny naman'i mamzelekely, azafady fa tsy tadidiko ny ps ny an:wink:

xxx: fa fety taiza kay izany nisy nialangalana izany klou fa ireo ankizy voatanisa ireo mantsy no tena hoe nandray andraikitra tamin'ilay fety an:P
ny sisan'izay dia namana nasaina daholo...ka normaly raha tsy nanao raharaha:-P

sinon tena tsy nisy olana mihitsy kosa tao amin 'iny fiaonana iny fa nahadfinaritra daholo ny ankizy e! na dia nisy aza ny tsy mbola nifankafantatra mihintsy na teto am forum na tany amin'ny karajia

dia misaotra anareo tamin'lay fanomezana sy dedikasy fa hotsaroako daholo ianareo rehetra vao mahita sy mamaky ny ps amin'lay kadô e!:-*:-*:-*
218. mamzelkely ( 01/10/2007 15:32)
xxx tena ts azoko le tina lazaina hoe ts nandray anjara lazaiko anao fa ra ts betsaka ireo ankizy nanampy tam installlation de angamba tam ts haiko tsony tsika vô nanomboka teo fa taraiky vô tonga na ny seza na ny sono indrindra mo fa ny tompo tanàna =))=))=)) soa fa efa nisy solotena ;) hihihi

fasaly aa tsisy isaorana akia zany rht zany fa tsika rht ihany io aa marina alou fa tena vizana total tamin'io andro ioo ee tena loza be satri vizak ny fandihizana sy vizaka nandany an le sakafo bdbbbbbb izay ts lany hihihihi fa nafinaritra ny fihaonana

ra mbola mazoto na de hanao pik nik ftsn aza tsika de mbola malaalka ny toerana aaa ;) afaka iverenana tsara ;)
219. fasaly ( 01/10/2007 15:41)
mamz: misaotra ny tompo_toerana koa ary e!:wink:
220. lo ( 01/10/2007 18:04)
misaotra ny rehetra zany eee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2215