tafahaona indray

261. ari.malala ( 05/10/2007 06:16)
xxx, manin koa aza no manaha vary be otran'io! mba ratsy fanahy! zay no tiany ko manin aza!

sasa, ok aky a;)

262. sasa ( 05/10/2007 10:00)
ari.malala hi hi hi hi fomban'ny xxx akia izany an! f'angaha vary fotsiny mbola miampy zavatra hafa :-D:-D:-D:-D:-D
tywa68 vao avy naharay phone za teo fa lasa indray zao amzao vendredi manifika izao e! miaraka am tess:-D:-D:-D
lo eny ary wa koa :wink::-*:-*:-*
263. tywa68 ( 05/10/2007 10:12)
sasa : ndàna akia d aza adino ny appareil an :-D ataovy manifika koa ny sary e :lol: tena manara-po be anie ry tess zany e ! ho raha² be ny fiverenana :°)
264. ari.malala ( 05/10/2007 12:25)
tywa, aleo kosa izy hanararaotra ko;)
265. tywa68 ( 05/10/2007 13:15)
ari : sambatra hoa e :lol:
266. lo ( 05/10/2007 16:30)
photophobe :evil:
267. fijo ( 05/10/2007 19:42)
ary ry tess anie tsy any isika ry tywa de manararaotra be e,nefa tonton efa nilaza hoe ndao hiaraka tsy nety
268. andryrabe ( 05/10/2007 20:59)
sasa...njiiiiy, tena malahelo za fa tsy afaka fa miasa anjoany. mazotoa
269. tywa68 ( 07/10/2007 07:09)
tess : malahelo hono i fijo ka miandry revanche :lol:
270. sanjila ( 07/10/2007 07:57)
ari.malala:





sali sali.Raha ny sary no dinihana dia hita fa akanjo tena tian'ny olona ny jean...hatraty io e!! bizou doly ah
271. lo ( 07/10/2007 09:17)
sanjila : nenà tsy jinina ka, flanelina :D
272. sasa ( 08/10/2007 05:24)
tywa68 sy fijo aleo izy hanao maximum fa ela ela indray anie vao tonga aty e!
tywa68 njy zao raha vao tonga aty d hamelaranay tapis rouge eny ivato :-D:-D:-D:-D:-D:-D
lo fa maninona indray e!
sanjila milay anie le le jean:-*
273. ari.malala ( 08/10/2007 06:28)
lo:

photophobe :evil:



fa misy in ry lo?:roll:

tywa, njy ko refa tonga aty d manararaota e:) zay ndray vonona fona refa antosna k, saingy ts atoa soirée ftsn nefa an;)
274. tywa68 ( 08/10/2007 07:04)
sasa : maha-menatsa kosa zany tapis rouge zany sasa a !:-*

ari.malala : aza matahotra fa tsy alimbe ka :lol::-*
275. sasa ( 08/10/2007 10:42)
tywa68 fa tapis vert indray ary e:-D:-D:-D:-D
ari.malala efa afaka am soirée njy amzany e!
276. xxx ( 08/10/2007 10:48)
bravo!!!=D=D=D tsara be ny mihaona , miampy namana sy fety ary ny sns...=D
277. sasa ( 08/10/2007 14:16)
xxx miandry anao sisa izahay e!
278. ari.malala ( 09/10/2007 07:33)
sasa, enga anie hihihi!

Fa tsy nijanona t@ ireny iany anie e, tam sabotsy zao nande nitsidika olona vao avy terabao, nafinaritra ery :) tena mafinaritra ny mihaona e! saingy ny adino t@ iny t@ sabotsy iny ry sasa d ny sary:-( nefa d nitondra fakan-tsary iany anie e tsssssss!
279. tess ( 09/10/2007 10:08)
fijo: ka i tonton kosa anie no lasaaloha e! io lasa aloha io ihany no mahavoa an tonton nge e!:P
zà aza zao hody anio alina knou:P tapitra hatreo ny fety faam manaraka njay iiiii:°)

tywa: miandry ny anjy njay zany fa efa vonona ny namana madà handray am tapis rouges zany....
refa tonga any antrano aho mampiditra sary tsy mbola nivoaka teto zany :wink:
de veloma ry namana isany eto madà fa dép. rariva zà e! misaotra tam fiaonana sy fandraisana rehetra
de hitoetra sovenira be nysary rehetra
lo: misaotra tam cd fa tany am toi no be sariko indrindra an! in no fiara novidinao tao am salon de l'auto tao tam dimanche teo????:?
280. sasa ( 09/10/2007 10:35)
tess veloma njy d eto indray mifanorantsoratra ary refa tonga any d aza adino ny sary fa alefako any ny adresse mail-ko, d misaotra betsaka tam retraretra izay nataonjy fa tena nahafinaritra be:-*:-*:-*
tywa izany hono tapis rouge tapis rouge:-D
ari.malala any am tess aza misy sarintsika koa le teo am le jaridaina io d ny any aloha no alaintsika.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3181