tafahaona indray

281. ari.malala ( 09/10/2007 12:22)
tess, veloma zany aza e! de bon voyage ky a, de merci bcp tam retraretra an, fa tena souvenir inoubliable daolo ireny retraretra ireny e, na hoana na hoan'ny zanako. D refa tafaverina soa aman-tsara d miandry sary izahay e, de miandry anle any amsary rehetra an;) zay d bye ndry. ([size=9px]Sentimental trop kou za zany kle hihihi)[/size]
282. lo ( 09/10/2007 16:36)
tess : tsy misy hisaorana ka, toi no hisaorana nihaona sy nifankahafantatra...euuuh...tsy ampy le ariary taty ampaosiko d tsy maintsy nibattre iany nody fa tsy nahazo fiara na d pne fotsny aza :D
283. sanjila ( 09/10/2007 20:03)
lo:

sanjila : nenà tsy jinina ka, flanelina :D


Lo_, hay sedotra be zah, lol hihihihih
284. fijo ( 09/10/2007 20:10)
sssa an hiandry xxx ve,ko tsy regarega be raha xxx ao.
tess an,lasa aloha taiza indray tonton e,ndry ko tssss,alazako amin'i fasaly eo
285. sasa ( 10/10/2007 04:28)
sasa hi hhi hihi izay no tsy haiko izao koa. :-D:-D:-D:-D
286. naritsimba ( 10/10/2007 05:24)
milay oà le mifankahita foana e,
ataoko anaty CD ilay sary ry sasa sy blanche fa aza matahotra, be asa foana aho sady matetika no tsy eto Tana dia izay no olana e, fa @ fotoana ihaonana manaraka tsy maintsy omeko ny sarinareo e!
izay indray alohga fa dia hiasa be eeeeeeeeee
287. tywa68 ( 10/10/2007 06:29)
ndrô ilay mifankahita sympa fa lay mifandao tena tsssss:snif:.

Soa aza misy sary hampime ! miandry an'i tess zany hizara ny hafaliana tany e !:lol:

288. ari.malala ( 10/10/2007 06:46)
efa presk azoko ilay sary tany am mamzelkely, d miandry fotoana sisa ampidirana azy ato o! fa saingy ny sarinay mianaka no bedabe de sary efa ananako iany koa hihihi! d ts d hisy sary zany hivoaka ra zany, za v hamoaka sary hanavedety tena hoazy tampoka eo lollllllllll
289. tywa68 ( 10/10/2007 07:18)
alefaso ry ari vedety an :-*
290. sasa ( 10/10/2007 10:29)
naritsimba misaotra mialoha sahady ary am'le cd izany e!
ari.malala hi hi hi hi koa njy aza efa vedety koa miaraka am tovo j'hay :wink:
291. ari.malala ( 10/10/2007 12:33)
sasa, :-$:-$:-$:-$ ary satria za analànar ed za higrevy:-( tsisy sary mvoka eo:-(
292. mamzelkely ( 10/10/2007 15:45)
tess efa surement tonga njy zay fa de misaotra betsaka tam rht fa nafinaritra le fihaonana ela ny ela ka nihaona ihany tsika eee de eto njay zany mihaona :-*:-*

ari misy sary hafa kosa akia ao aaa tairo ataovy vedety nareo ee :°):-D:-D
293. xxx ( 10/10/2007 15:53)
ra anao vedety iany alo d atao malama tsara ny volo ,ny fitafy sns an so when b eo
294. fijo ( 10/10/2007 19:25)
inona indray ity xxxx manondrana be ity?????mbola misy toetsaina hoatra izany ve amin'izao fotoana izao le????????
mamzely an,ndry kay ita ihany rehefa ela ny ela ko.
tesssssssssss annnnnnn saryyyyyyyyyyyyyyyyy
295. mbaliana ( 10/10/2007 20:12)
xxx> kel mentalité... ny toe-tsainanao tsorina !!!
296. lo ( 11/10/2007 05:45)
nga tsy efa reo doly mo le sary ee
297. aloalo ( 11/10/2007 08:33)
xxx> maninn no miafina menatra ny mijoro @ toe-tsaina vendrana toa io ?
298. ari.malala ( 11/10/2007 12:26)
xxx, efa zao no nanaovan'Andriamanitra ana, ka tsitako izay mahakely aina anao amzany:) tsy nagataka na ariary tany aminao mintsy aho na tsy malama volo sy tsotra aza sady zao koa no itiavan'ny manodidina ana e, za aza tsy taitra! sady raha tena sahy dia mivoaha tao fa aza miafina ambadiky ny xxx fa kerisay ny olona toa anao. ary azoazoko antsaina le oul ambadiky ny xx kle hahaha! nandra! dondrona bbbbbbbbbbeeeeeeeeeeeeeee mintsy
299. andryrabe ( 11/10/2007 15:34)
fa nahoana kosa re no de misy ny manao an'izany eee.
ari.malala, io ange le teneniko anareo hoe mahasosotra fa misy olona ratsy toetra loatra de avy eo miady e.
sasa. karakarao ny fety fa ho avy zahay eee. de sady miandry ny hira nge za e, na de tsy maika aza.
merci
300. fijo ( 11/10/2007 19:15)
fety atao marina,fa tsssssss,ny adala misy foana io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1745