tafahaona indray

321. fijo ( 16/10/2007 20:23)
fasaly an,aiza ihany e,alefaso amin'izay nendry e
322. mbaliana ( 17/10/2007 09:54)
fijo> aa mibaiko fotsiny a mba avohay koa ny any aminao...:-D:-D:-D
323. lo ( 17/10/2007 10:00)
fa aiza doly no misy eee :)

(mbaliana > tsy asiana tohiny le tantara fa tsy ao amle zvtr)
324. tess ( 17/10/2007 10:33)
lo, fijo, tywa, sasa, ari.malala: eo ampanomanana ny blog mitsy aho izao fa aza taitra nareo an!
mamaky sy mijery sary fotsiny sisa no ataonareo refa vita somantsara lay izy:°)

lo: ok ok! asesiko tsy misy tri zany ilay cd an....
suspens beuh ny blog e! mahandrasa reh indrindra ho an'i fijo fa mbola tsy alefa klou ny ahy:roll::-D
325. booboo ( 17/10/2007 10:38)
dia lay lien-n'ilay raha alefaso ato ê ! dia ataovy malaky² eeeeeee ! :°)
326. glou ( 17/10/2007 14:14)
fasaly> tonga soa ianao dia mba andefaso sary refa vita eh, dia mirary ny hitohizan' ny finamanana ho an' ny serasera rehetra
glou_
327. tess ( 17/10/2007 15:20)
glou: misaotra anao hatrany koa e! aza matahotra fa ataotsika blogy mitsy.....votery akkelezina dool alou ny sary fa tsy tafiditra ao am blog fa mavesatra lotra:? raha sendra misy oul tsy tia aseho ny sariny de aza mikorapaka fa zà tsy hanonona ps mitriny an:-P
328. lo ( 17/10/2007 17:24)
d tsy voatonona zany ny ps-ko veee :D
329. fijo ( 17/10/2007 20:27)
ny ahy asio ps ka.
330. fasaly ( 18/10/2007 09:47)
lo: aza matahotra enao fa tsy hanonona mitsy aho wa....!:?:-D

fijo::-D:-D:-D aza mba alefa aloha ihany wa am manaraka e! zao mitady ps foanafona:-D
331. ari.malala ( 18/10/2007 14:45)
Lo, ts ankanonona ps re io e, aza matahotra enao;)
332. fijo ( 18/10/2007 19:19)
fasaly ka,ndry ela loatra ko.
333. lo ( 19/10/2007 04:10)
tsy resaka manonona fotsiny ka
334. fijo ( 19/10/2007 19:33)
ao letsy fa takomako le ps ry lo an
335. tess ( 21/10/2007 15:33)
lo: enao reh tsy ato am appareil ko mitsy ny sarinao fa enjana be enao raha hilefa paparazzi an:?

booboo: ok ok! aky an efa manao azy aho io fa aza maika e! alefako ato am rubrik ny lien

glou: misaotra reh! afa-po mahitsiny zà jkan! tam fety....de tohizo hatrany ny fiarahana mahafinaritra any fa tsara loatra:-*
336. lo ( 21/10/2007 16:30)
euuuh tena malahelo fa tsy tadidin'i tess za klee :(
337. tywa68 ( 21/10/2007 16:39)
mampime koa ry ari.malala : aza tononina hono fa asehoy eto indray ny sarin'i lo e :-D:-D

fijo : asehoy eto zay any fa sao very eo ny sary ela be tao anaty appareil tao !:lol:

tess : miandry zahay fa tsy olana e :-*

338. fasaly ( 21/10/2007 16:56)
tywa: :wink: raha ny tena izy kanjoko de zao vao mande ny pc ko fa en panne depuis zà tonga avy madà:-D zao vao mi lancer ny rehetsa:-P:?:-*

lo: draiss tadidiko mahitsy enao fa enjana be enao wah raha hilefa paka sary e!:? tena nivoara mena ny masoko ato mijery tsirairay ny sary fa i nirjimka no tena bomba be ato:-D
339. fasaly ( 21/10/2007 16:58)
i nirjimka sy sasa no tena mi dance be ato:-P
340. lo ( 21/10/2007 18:28)
ary hisy hanao risoriso farany zany sary tsy mety hita zany...fa so d tsy tany toko ary za ee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.524