tafahaona indray

301. mbaliana ( 11/10/2007 19:40)
bravoo ari...
302. lo ( 12/10/2007 04:23)
marina zany, aleo fety ee, sady to zay le lohahevitra ato ne e
303. sasa ( 12/10/2007 04:46)
xxx:

ra anao vedety iany alo d atao malama tsara ny volo ,ny fitafy sns an so when b eo


hi hi hi hi ary so d mba i femme fatale aza ity le voalaza ary ambadika, sa so d i homme fatal koa tsy hay tsony,ny mpanao ratsy foana wa no tsy sahy miseho mba menatra.Ny aza hitako enao ka le olona eritreretiko lol be =))=))=))=))=))
ari.malala :-*:-*:-* njy vedety foana aminay fa aza maka L amzany akia
fijo sy andryrabe isika manao fety foana:-*


304. tywa68 ( 12/10/2007 05:13)
xxx : ny ratsy saina ihany no miafina ! aza mandeha any akory hiatsaravelatsihy fa tsy mety e.

ari.malala : :-* misy mialona njy !

sasa : ho be asa indray ny détective hitady an'io adala io :-D
305. ari.malala ( 12/10/2007 05:39)
sasa, k zany anie no anaovako hoe azoazoko antsaina hoa le oul ambadik'xxx e, i femme fatale no ao antsaiko @io fa bon, ts mahataitra ana tsony zany, za ndray misy mpitia fona k d ndao ny fety sy fifaliana no tohizina fa ny alika mivovo fa ny sarety mandalo foana e (la caravanne passe, les chiens aboient):-*:-*:-*:-*hoan'ny akama retraretra

andryrabe, za ndray tsy miady aminy ka, adalana ny azy manenjika olona :)vizana eny foana izy hanao ratsy toetra fa za tsy hidina @ kilainy mintsy :)
306. lo ( 12/10/2007 07:31)
fa iza ty famfataly e
307. sasa ( 12/10/2007 10:02)
lo hi hi hi hi hi hi jereo fa any am vavolombelona any misy tantarany hono e!
lo refa hitako elah bitsihiko am'lah hoe iza :-D:-D:-D
308. andryrabe ( 12/10/2007 13:19)
sasa,, mba ampindramo fahendrena any eee, le tsy miadiady amlan'olona.:-D
309. fasaly ( 12/10/2007 14:05)
saliii dool ndray an8)

tena godraka be tsy nisy otrzany tam voyage kloungany e:?

alefako manokana am blogy eto ny sary rehetra taty amiko ary asesiko hatreny ampendohaàna mahitsiny ka hatramin'ny fiaonana farany:P
fa kanlou! zà ho tafaverina tsara eto fa ny fanahiko mbola tavela any madà any :-P

sasa: malahelo be anlay musicien an'i tselatra aho zany:?:wink::-D kopy indry an!

andryrabe: tao enao tsy nihira kou zao vao hoe hihira aho hihira, zaho miitsy no tsy tiana tao zao de tsy nihira fa refaha fiaonana hafa hono de hihira izy...:?
310. lo ( 12/10/2007 18:15)
fasaly aa, aza asesy be lotra aa, misy dingano iany ny sasany :D
311. tywa68 ( 12/10/2007 18:30)
miandry zay misy zahay fasaly an :lol::-* aza laozana misento ao fa alefaso ny sary hiarahana miomehy e :-*
312. fijo ( 12/10/2007 19:41)
ela be ry fasaly fa alefaso amin'izay an
313. lo ( 13/10/2007 03:09)
aza maika fasaly aa :)
314. tywa68 ( 14/10/2007 07:52)
misy tsy tian'i lo avoaka indray ao :-D:D
315. lo ( 14/10/2007 15:59)
tywa68 : ny sariko iany no tsy tiako avoaka, so iany fa tsisy :D
316. tywa68 ( 14/10/2007 18:33)
asehoy ry fasaly zay any an :lol:
317. sasa ( 15/10/2007 04:15)
fasaly :-*:-*:-* za koa malahelo be an'le vazaha lava volo iny akia. hi hi hi. alefako hafatra any aminjy any ny adresse mail-ko handefasanjy an'le izy.
d miandry blog izany koa.
318. ari.malala ( 15/10/2007 07:05)
tongasoa fasaly, d miandry anle blog zany e :)
319. tywa68 ( 16/10/2007 05:25)
lo : avelao i fasaly hamoaka ny sary fa aza sakanana moa e mandany andro be anie ny manao tri e :D
320. lo ( 16/10/2007 09:56)
fasaly aa, tonga d le cd taty amiko avoka fa iny tsisy tri atao tsony :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1006