tafahaona indray

241. tywa68 ( 03/10/2007 04:56)
Tongasoa carapace :lol:

sasa : faly zao njy fa nahazo namana vaovao isika sady ho avy i fijo hitendry sy hibata ?:-D
242. tianalove ( 03/10/2007 07:53)
way ô! tratra sary tao kou za le nanao pv hihihi, tena paparazy mints i ari.malala an!!!!
243. tywa68 ( 03/10/2007 08:05)
Tianalove : aiza eo fa zah mba te-hahafantatra e :lol:
244. sasa ( 03/10/2007 10:01)
tywa68 njy koa otsany tsy detective izy aza efa niteny hoe manao pv d aseseo izay misy manao pv ao fa ao izy izany koa :-D:-D:-D
refa mahazo namana vaovao akia d faly be an.
carapace:-*:-*:-*
245. tywa68 ( 03/10/2007 10:21)
sasa : efa mikomy mhtsy ny vôlavo ato miaka-midina, ny maso njola inona ihany aza ty asa tsy mety vita ty :-D:-D
246. ari.malala ( 03/10/2007 13:03)
tinalove, hihihi, ko hita fa zay no aleha any ko! hihihi! njy zao no nitolobatana teo fa za efa ts nanonona ps an:P

Ireo sary tany am mazelkely rey olona d mbola ao anaty mail yahoo an\'i ari.malala, fa ny olana dia tsy hiako izay mahazo an\'ity machine ity fa raha vao lancerna ny yahoo mail de ce programme va être arrêté foana no asesiny d leo b za, fa mila miandry machine tsaratsara sy mety koa aho e!
247. lo ( 03/10/2007 13:09)
so d tsiny zany :)
248. fijo ( 03/10/2007 20:34)
sao tsy misy marina,
lo an,fa manaova tokoa io takariva amorompatana io fa mety hilay
249. sasa ( 04/10/2007 04:27)
lo tsiny ahoana koa tam le sary ve? aza ratsy toetra eo an!
tywa68 azafady akia fa za efa ampamaliana ny hafatra nalefanjy omaly no tapaka le connexion tato androany maraina vao niverina asa izay raha lasa tany ihany ny valin'le zavatra nanontanianjy.:-*
250. lo ( 04/10/2007 04:57)
fijo : tokony eritreretina marina dieny mbola tsy tonga ny orana

kobo iany le mifanome sopapa aaa
251. tywa68 ( 04/10/2007 05:11)
lo : zahay koa mifanakalo hevitra @ilay takariva amorom-patana e :-D:-D
Sopapa hono nefa misoratra ato ny komantera d fantatra e :lol:
252. ari.malala ( 04/10/2007 06:24)
lo, tena nomenao tsiny be mints v zaa, za nge efa nifona e!:-( eo mou aza itanana alahelo b lotra za e:-(
253. xxx ( 04/10/2007 07:10)
tianalove: mba ovay amizay ary ny sari'ilay vazaha any amin'ny mombammba fa efa mba fantatra izany izao fa kay gasy petaka ily sipa eo an-kavian'i fasaly amin'ilay sary groupe:-D:-D:-D
254. sasa ( 04/10/2007 09:14)
lo fa iza zany manome sopapa izany ho bedesina klou fa tsy mety izany.
ari.malala njy akia tsy voan'ny tsiny izany :-D:-D:-D:-D
tywa68 hitanjy ve le zavatra nalefako tany iny (resaka hors sujet)
xxx ary enao gasy tsy petaka ve ? lol :-D:-D:-D:-D
255. tywa68 ( 04/10/2007 10:07)
f'inona aza ty ataon'i xxx : misehoa @izay ary fa efa fantatray i Tianalove e :-D:-D

sasa : azoko fa m'ci e (aza tenenina an'i lo an) :-D:-D
256. andryrabe ( 04/10/2007 13:28)
irintsoa....f'angah nahazo gouter tany amin'i dadanareo njy.
sasa...rahoviana njay ny fety manaraka e??
257. lo ( 04/10/2007 16:57)
eny wa eee
258. fijo ( 04/10/2007 19:57)
ataovy ny fety fa hoavy indray ny faran'ny taona de samy haka hoazy eo
259. sasa ( 05/10/2007 04:23)
andryrabe ho avy ny fety manaraka,mbola misy fambolenkazo, d mbola misy excursion,d misy vac indray e! mbola miandry aloha fa nisesisesy loatra le teo ireny.
tywa68 d rien akia (efa fantatry ndry ve hoe iza amreny sary ireny i lo, za miteniteny fa homeko sopapa njy an!)
fijo mety hisy io kan! miankina am trano ihany
lo :-*:-* eny wa e!
260. tywa68 ( 05/10/2007 05:25)
sambatra nareo be fety (aza adino ny appareil photo e). :lol:

lo :D:-*:-* eny wa e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5209