tafahaona indray

221. mbaliana ( 01/10/2007 18:14)
arabaina fa nifankahita anareo e..
tywa68> hihihi tsy mila manonona ps hono eto koa... rehefa misy sary... :^):^)
222. diamondra27 ( 01/10/2007 22:06)
(l);-):-*:-*o^oo^o:miam::miam::@:@:@=))=))=))

!pv fasaly::-$:-$
223. sasa ( 02/10/2007 04:09)
misaotra antsika isika e!
diamondra27 :-*:-* mbola aty aminay izy zao d izahay klou no manao pv
224. tywa68 ( 02/10/2007 04:58)
diam : tsy mila manoratra intsony zany fa sary sisa no alahatra an :lol:
225. andryrabe ( 02/10/2007 05:40)
tsara ny fety fa misaotra ny mpandray anjara rehetra eeee. za klou faly fa afaka nahalala olona mbola tsy fantatro mihitsy e. de mbola ho avy foana raha mbola misy pro am manaraka rehefa afaka. misaotreeeeeeeeeeeee
226. xxx ( 02/10/2007 06:34)
sasa: fa maninona no tsy mahazo omena kosa ilay ps andry zalahy e sa efa otran'izay ireny , ilay chauve iny izao itako tany @ toerana iray fa tsy tadidiny aho fa tena mahay mampirevy ry zalahy @ vazovazo sy ny animation sady otrany bandy tsotra sy mora iainana izany lery an
227. lo ( 02/10/2007 06:41)
ary to tsisy revy glita wa tany nefa zay no we tokony natao ee
228. sarobidy ( 02/10/2007 07:21)
fasaly: misaotra antsika tsika fa ndry aloha no tena isaorana eee^:^

andryrabe: héhéhé, misy zvtr tsaroako tampoka ndray fa ôka aloha a himé=))
229. ari.malala ( 02/10/2007 07:29)
ouf! voavaky iany nony ela ny ela marina:lol:

xxx, iza no nialangalana tao? d manin no miafina? za manokana alou tsnaita e! refa tafapetrapetraka daolo ny latabatra sns, d niaranientana nitatitra izay hohanina daolo ny rehetra. Sady amin'ny antson'ny namnaa ao ambonimbony ao hoe ny fihinanana d'efa fandraisana anjara e! raha nanambony tena ry zareo ts tonga tao:-P

fasaly, tsisy fisaorana aky a! mamerina ny fisaorana an-dry nikarakara ireny rehetra ireny fa afapo na za na ny ankizy :) hatramzao mbla fety tany am tatie iany no resaka ao antrano ao:)

mamzelkely, marina ky zany amle hoe tara daolo ny rehetra kle;)=))=))

tywa, ts azoko aky, fa nihidy aona kay le sary?:-D:-D:-D:-Dza ky ts miasa ouikendy a:-P
230. tess ( 02/10/2007 08:37)
lo: isaorana kou toi nanao tatitra e:wink: de zà nge lmiandry anlay cd foana hatramzao e_
! sao aza de tsy omen'i toi akory aho fa zà nge kely sisa de depart njay e:?
sa atsoko am fone klou ary e_!

ari.malala: tsika aza mbola hanao asa soa eny am operation lasopy 67ha am samedi refa avy mamangy an'i anarim:wink:

sarobidy: aza matahotra aky injy fa alefako ny sary ah!
nilay koa ny fiaonatsika kely iny an! tonga somatsara tany antrano ve klou nareo roa kely refaavy naterinlay limousine iny e:-P

sasa: tsika mbola hanao pv rariva hiaona am kitjo ka aza hadino ny fotoana an!:wink::-*

raha tafaverina somanatsara eto aho dia ampidiriko dool ny sary aty amiko fa aza matahiotra ry tywa sy mbaliana an! sary fotriny no asesy fa tsy misy kom trony:wink::-*

ny ahy mbola mitohy foana klou ny fiaonana antsisiny fa arorotiny dieny mbola aty zà:P
231. tywa68 ( 02/10/2007 08:47)
xxx : naninona no tsy nanontaniana an'i chauve ny ps-ny ?:-D:-D

ari.malala : ka tsy nivoha fotsiny ilay sary k ! d hoy aho hoe nesorina zany ny sary sa naninona ! :lol:

fasaly : araraoty mihitsy na d eny antsisiny sy anelakelantrano aza fa mety dhl ireny e ! na eny an-tsena sns...efa misy rdv kely mihitsy hanao pv :-D:-D d efa sandwich zany ny menu fa tsy mila mahandro sao kila variana eo :-D:-D
232. lo ( 02/10/2007 10:03)
tess : antsoy za fa za tsy manana ny numnjy ne e, fa efa vitako ato le izy kaa :wink:
233. sasa ( 02/10/2007 10:31)
xxx:

sasa: fa maninona no tsy mahazo omena kosa ilay ps andry zalahy e sa efa otran'izay ireny , ilay chauve iny izao itako tany @ toerana iray fa tsy tadidiny aho fa tena mahay mampirevy ry zalahy @ vazovazo sy ny animation sady otrany bandy tsotra sy mora iainana izany lery an


raha ny tiako anie d lazaina daholo ny ps saingy misy ny namana tsy tia an'zany d aleo hajaina ny safidiny, ye mahafinaritra lery iny kan!


234. sasa ( 02/10/2007 10:36)
tess ok le rariva io fa tonga any za, efa ela mantsy za tsy nahita an'i copinen-tsika iny d malahelo an'azy za.
ari.malala nisy fotoana akia i tywa68 niditra tato d tsy nisy nisokatra le sary nampidirinjy ireo d izay no nahatonga an'azy nitehy hoe f'angaha mihidy ny botika fijerena sary :-D:-D
tywa68 izay tonga aty akia d tsy hamelanay raha tsy misy pv maromaro mintsy fa ela be indray izay vao hitanay mivantana koa, indrindra fa njy io.
235. sarobidy ( 02/10/2007 12:08)
tess: naterny teo ambavahady mihitsy, tsisy natahorana :-D
236. irintsoa ( 02/10/2007 13:55)
hay misy an'zao ato!

Misaotra an'i Fasaly tonga taty aminay(Tamatave), tsy d be resaka zay aho sady tsy itako ze tenenina fa misaotra e.

D misaotra anle solon'i dadanay nanome gouter ko
237. fijo ( 02/10/2007 22:02)
lo an,ka rehefa misy mitondra glita kosa tsy misy mitendry ko,aiza ry zalahy no hitondra intsony
238. lo ( 03/10/2007 04:08)
fijo : ie, marina toko alo zany e,
varina nandih lotra ko le sasany tamle tary iny d tsisy nirarah le glita, zao tsisy nitondra tsony...so d tokony asina takariva amoron'afo aza hirevena glita e
239. carapace ( 03/10/2007 04:30)
humm :)
240. sasa ( 03/10/2007 04:46)
carapace salut :-*:-*
fijo ka tsy misy mahay mitendry glita manko ireo d izay no nahatonga an'azy tsy nisy nitondra :P:P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0883