tafahaona indray

161. mamzelkely ( 27/09/2007 15:25)
ataoko dam cd de averinaroe ny cd-ko aaa:-P:-D:-D:-D:-D am week end za manao azy de atsoko nareo hoe efa vita ny cd ôôôôô de tongava maka azy :°):-D:-D

de apio le sary fa zay ftsn ve za tô naka sary efa ho 130 ve de reo ftsn :-w :-D:-D:-D
162. tywa68 ( 27/09/2007 17:52)
mbaliana : mbola misy sary ho avy be d be hono eo hoy i mamz :lol:
163. mbaliana ( 27/09/2007 18:28)
lo > zany kosa ve dia mba tsara e... rehefa mba fihaonana dia mba ao koa ny sary.. za ho tonga any aloha mbola sy haiko e.. aleo tsy manotohana fa sao tsy raikitra....:-D:-D
tywa68> yeee fa izy zao mbola tena mifety be koa...
ari.> miandry anareo fa aza ampiandrasina an'i fasaly zahay e...
164. fijo ( 27/09/2007 19:45)
lo an,efa milay le fiovana ka,tohizo letsy e,
sasa an,any amin'i ari malala ny mailko de aseseo ao izay azo asesika rehetra,(ny sary io an)
mamzely,za koa mba handefaso ho porofo fa tena mba tonga ndry.
de eto koa moa mba ampio le sary e
165. aloalo ( 27/09/2007 20:09)
Malalaka tsara azo andihizana kosa ny tranon'i Fasaly ! milay ka !
166. fijo ( 27/09/2007 21:35)
ngah anoheverindry fa tery?
167. sasa ( 28/09/2007 04:05)
fijo d aleo i ari no mandefa an'azy raha izany koa za koa aza mantsy mba nandefasana koa :-*:-*:-*
ari le sariko misen be ireny tsy azo avoaka eto an! na iza ankilany na iza ankilany :P:P:P:P:P
mbaliana hi hi hi hi hi sary efa betsaka ireo ka hoe mbola ampiana foana tsy aleo ve manokatra dinika vaovao indray raha mbola hanampy sary e!
lo za koa aloha mahita fa elah tsy mba azo sary izanay refa mande amreny fihaonana ireny asa angaha hoe inona no antony =))=))=))=)):-$
mamz omeo an'i mimich ny CD-ko e! d alaivo any koa ny CD solony fa izahay 2 mifandam après
tywa ve tsy efa mahay anay menakavy aty no mbola handefasana indray e :P
168. lo ( 28/09/2007 04:22)
tywa68 : eeh tsy ao zany za fa diso b zany oo, ol mety afangaronjy zareo amiko ngamba io :D
ari.malala : zay d ierana le sasany refa hamoaka ny sariny...:(
mbaliana : tongava soa e, le ary ne misy fa so d manimba zavatr'ol rah avoka nen'ny sasany e...
fijo : tsy fidiny io ee, sendra ny tsy nampoizina
sasa : tsy azo sary aona? azo za k, fa sendra le misy manakona iny fona :wink:
169. tywa68 ( 28/09/2007 05:21)
sasa sy lo : tsy fantatro dhl ny hitako eto @ sary fa misy² ihany ny azoko an-tsaina :lol:

mbaliana : aza adino ny maka sary rehefa mankany njy d asiana présentation eto an :-D:-D

170. ari.malala ( 28/09/2007 06:06)
lo, k ts fananiko anie fa efa lasa le izy vo itako we hay mou ty sary ty secret:P miala tsiny miala fondro e! ^:^^:^^:^za nga miera moa? za aza anie efa miteny fa na mahazo na tsia d avokako fona e!:-D:-D:-D fa eo re fa ts avokako tsony e! :-*

171. xxx ( 28/09/2007 06:10)


mivavaka io lelà io an;)
172. lo ( 28/09/2007 06:18)
tywa kosa ngamba misy manome sopapa :D
173. ari.malala ( 28/09/2007 06:18)




reo ndray aza eee mafatifaty io piso kely io an
174. ari.malala ( 28/09/2007 06:24)


zany ndray ny entrée en vedette ny namana hafa eee ;)
175. ari.malala ( 28/09/2007 06:32)


ary in no ataon'reo oul reo??:-D:-D:-D:-D
176. ari.malala ( 28/09/2007 06:37)
:-( in kou ary zany ataoko zany!!! azafady e! efa zomà ny andro fa aza omena tsiny:lol::P ty no naika halefako teo

177. ari.malala ( 28/09/2007 07:09)


zany ndray ny PV ny bandy:)
178. ari.malala ( 28/09/2007 07:12)
179. tywa68 ( 28/09/2007 10:05)
misaotra an'i ari.malala e ! soa misy olona ohatranao, na tsy mahazo alalana aza dia mamoaka sary :-D:-D Fa maninona marina ireo olona ireo (aza avoaka in-3 fa 2 dia ampy an :lol:)

Mampilendalenda be ny salade de fruits !

lo : tia mijery sary dia maminavina hoy i sasa :-D:-D
180. kelly13 ( 28/09/2007 10:08)
tywa68>zamé 2 sans 3 ono kou hihihi
mba andefaso zany sary efa ho 130 zany any @ mail za ry ari.malala sy mamz a, ary mba mailamailaka fa tanora :°):°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2147