tafahaona indray

141. ari.malala ( 26/09/2007 13:24)


eto ndray mande ny PV lol

142. ari.malala ( 26/09/2007 13:34)
fanolorana mari-pahatsiarovana:

143. ari.malala ( 26/09/2007 13:41)
ary io hoa mba iza e! :-D:-D:-D:-D:-D:-D



144. sasa ( 26/09/2007 13:58)
=))=))=))=))=)) tena tapaka mintsy ny tsinaiko ry ari amle hoe ary io wa mba iza?
za akia tsy manana anreo sary mandihy ireo ry ari an! mba handefaso anreo za any am mail an! d merci d'avance
tywa68 hi hi hi hihi efa naka sopapa tany ambadika tany ka mody fanina eo
145. mimich ( 26/09/2007 14:28)
atra ôôô^, ari>tsy mahazo resaka njy an!!!
alefa maila ty amiko wa !!!!!!!
146. Samoana ( 26/09/2007 14:49)
mich/ tsy azo afenina ny hafaliana sy ny ...talenta fa tsy maintsy zaraina ô:-D

ari./ tsy nahatanty fofon-dite angaha io ranamana nisaron-tava io ? hihihi
147. ari.malala ( 26/09/2007 14:53)
anjakeky ooo! mifona ah mimich a! mifona ah!:oops: ao fa alefako mail fa efa nomen sasa ana teo ny adreses njy, fa am herinandro fa misy blem hoa ty machine ampesaiko ty:-(

sasa, eny hoa fa am herinandro ky a! hihihi, iza alo io e! :-D:-D:-D:-D:-D:-D
148. mamzelkely ( 26/09/2007 15:03)
ari wa vôray njy ve wa la sary nalefako za efa mba nikezaka ery :? :-D:-D

sasa sy mimich ataoko am cd le sarinareo 2 k aza matahotsa hihihihi:°)
149. tywa68 ( 26/09/2007 15:14)
tsaitsaitsay e : misy tena mahay mandihy mihitsy k ! aza bedesinareo i ari fa mizara sary aminay sy mampiseho ny ambiance izy e :-D:-D:-*
150. nirijimka ( 26/09/2007 18:33)
hahahahahah, merci pata a! lollll
ary mba mahagaga wa fa misy ny paparazi nefa ny sarinay sy i... le miscen reny tsy miseho mlintsy e, sa iza no matahotra ny ho bedy eo???
o lety ry watatonton a, desolé fa tapaka ny antso t@ za nanao presantatio de tsy henon'lah e!
fasaly
151. fijo ( 26/09/2007 19:07)
mamzely sy sasa an,mba handefaso sary koa aty amiko e.efa misy mailko any.
lo an,ary elahy toa mba tsy takon tanana teto le????
ary tsinjaka bavata kay tao;ary zanak'i tonton ve tsy mba mandihy e
152. sasa ( 27/09/2007 05:33)
fijo aiza izany mail izany, za tsy manana anzany d le sary otran'ny ahoana no halefa any :-D:-D:-D:-D
mamzelkely merci beaucoup akia an :-*:-*:-*:-*:-*
mimich any amnjy izany no alaiko ny CD an! :-*
tywa hi hi hi hi hi d hiteny koa zao hoe fa maninona i fijo no handefasana nefa za tsy handefasana :-D:-D:-D:-D
ari.malala aza misarahirana mandefa izay tany am mamz njy fa efa atony am CD hono le ambiny tsy lasa iny sisa no halefako refa mety ny matos-njy:-*
nirjimka sarin'iza indray zao misen be izao :-D:-D:-D
153. la ( 27/09/2007 05:58)
=D=D=D=D=D=D=D mafinaritra firaisan-kinanareo an! fa zao mbo ataovy tonga aty aminay le izy amin'ny manaraka fa zahay to tsy mbo maheno mintsy :oops::oops::oops::):) mafinaritra eee
154. ari.malala ( 27/09/2007 06:59)
nix, reo ambony reo aza efa misy sarinao ko! sa in zany tinao alefa zany? ndraso we jervako ra misyaty amko zany sary miscen b zany? d azo avoka v nefany? enao mety dakor fa le ankilany mety ts hanaiky d aona? :-D:-D:-Dd refa mety kou ny matos nefa vao afaka alefa le izy fa manondrana koa anie ty matos iasako ty ndraindray e:?

mamzelkely, iee, voraiko daolo ky fa misaotra a!:oops: miala tsiny ky ra ts nanome retour we voray na tsy, fa njiko aza ts azo elingelenina am tel otran'ny talou tsony kou :P;):-D:-D:-D:-D ary sod afaka anaonvanjy CD kou ky za stp ry mamz? alefako any amnjy ze taty d tounde mitambatra ao izy menakavy? sa sairana b njy?
155. lo ( 27/09/2007 08:15)
fijo : accident io ee, sendra ny tsy nampoizina
nix : le aty amiko sarinlà sy ... misenn reny film kely d tsy mety aseho eto
156. ericgael ( 27/09/2007 08:22)
misaotra @ lé sary bdb é. sady exclusivité daholo :lol:
157. mbaliana ( 27/09/2007 10:11)
miandry sary foana e... fa mankasitraka ny efa naseho esy zay nametraka 0...:-D:-D
158. lo ( 27/09/2007 10:28)
mbaliana : aleo enao tonga aty miitsy d mahita mivatana fa misy ny namana tsy ho hita sary zany miitsy, otranà :roll:
159. tywa68 ( 27/09/2007 10:45)
sasa : zah tsy mamaly fa miandry avy any @ i fijo :-D:-D

lo : fa maninona no d mandainga ! hitako ô :lol:
Ireny miafina ireny indrindra no tratra satria ilay tsy miraharaha efa fantatra, fa ilay mitsoaka no tratra par élimination :lol: anontanio anie i sasa e :-D:-D

Mbaliana : i fasaly ve d tsy hizara amintsika e :wink:
160. ari.malala ( 27/09/2007 12:17)
lo, accident v? hihihi, tena ts nampoizinao mints iny an, d otranao v le ts hoazo sary? :-D:-D:-D:-D

Mbaliana, i fasaly ky ts mbola eto Tana fa mbola any am province a! raha ts diso za d anio izy no tonga, ra ts maly, fa refa malalaka izy v ts hiditra eo iany:)

ericgael, azo ampidirina v le nareo mianaka? le mafafifaty be mitsangana iny alou na ts ahazoako alalana aza asehoko e, eo ampitadiavana anazy mints zao za io mants hampidirako azy:P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7573