Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
niryna
(
25/09/2007 05:34)
Andramo fa ahazo hery tokoa hianao:Salamo sy Ohabolana!
Ny teny izay aloakan'ny vavantsika dia avy ao anatin'ny fo daholo na teny madio izany na teny mamy ary na teny maloto.
Ny vava mantsy dia afaka manome tsodrano olona ary afaka manozona sy miteny rat...
tohiny
novalian'i niryna ny 02/10/2007 05:26
simplex
(
24/09/2007 21:49)
hafatra rss
ao @ ws/hafatra
tsy haiko na ny ahy irery, fa aorinan'ny authetification d zao no mitranga ao:
[quote] SQL/DB Error -- [Unknown column 'user' in 'field list']
Warning: Cannot modify head...
tohiny
novalian'i simplex ny 25/09/2007 09:27
Fiffi
(
24/09/2007 19:42)
N’ayez pas peur.....
tsy sarimihetsika le izy fa theatre...iza no efa nahita an'io ?
http://www.spcm.org/Journal/spip.php?breve1762
http://www.parisinfo.com/sortir-a-paris/spectacles-et-theatre-1/spectacles-divers/ar...
tohiny
novalian'i boubounezy ny 08/10/2007 09:39
ikaretsaka
(
24/09/2007 19:17)
Katesizy!
Kilasin'ny katesizy androany ary nampianarina mikonfesy sy niaiky heloka ny boaikely! ( le 7-8 taona ireny)
natao amin'izay ary entrainement:
Hoy ilay bandy kely 1 tamiko hoe "[i]mifona aho fa na...
tohiny
novalian'i Simpona ny 01/10/2007 10:04
kallie
(
24/09/2007 18:37)
ps
sosokevitra ny anà, oe : sô d tokony tsy atao namana reo olona ts mameno ny ps aradalana fa mamorona ps mba anaratsiana na ananianina olona fotsiny? sa zà ve no mora tezitra sy ts malala-tsaina? fa...
tohiny
novalian'i xxx ny 08/10/2007 13:28
Kwasi
(
24/09/2007 17:17)
mamaky avy any @ farany
Inona kay izay mahafantatra ny iantsoana ny olona mamaky teny dia any @ farany no manomboka? Toa hoe aretina hono izy io, sao dia mba misy afaka manome informations. Tsy izany fa izaho manko tena za-d...
tohiny
novalian'i arialy ny 10/10/2007 11:07
rinja
(
24/09/2007 15:57)
Trondro maina ampiarahina amin'ny ovy endasina
Iza no tia trondro maina ro sy ovy frity atao laoka atoandro ? Tahaka izao no fanaovana azy raha hanandrana ianao.
Mila trondro maina mitapesaka tsara ireny, bebe nofony aloha no tena tsara ary avy a...
tohiny
novalian'i rinja ny 26/09/2007 11:20
Birantsay
(
24/09/2007 14:52)
OMEO AHY
Saika hitady hira an`i Solo : "Omeo ahy"
Misaotra...
tohiny
Jeankely
(
24/09/2007 10:55)
Tsy misy tafavoaka ny hevitr'i BARADAKA
Edrey re ry baradaka fa toa mivilana daholo ity hevitrao? Azon'ny kely aina indray ity laka sa ny aiza indray no asianteny sisa. Maina mihintsy ny molatra ve?=))=))=))...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 26/09/2007 13:12
njana
(
24/09/2007 10:52)
tarika 'zay milay
Slt daholo!
mba mangataka ny tonon'ilay hira vaovao any tarika 'zay ra misy manana "ho malalanao" ngamba ny lohateniny dia manasa anareo rehetra hijery ny spectacle andry zareo @ 07 octobre ao @ pala...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 27/09/2007 13:13
tsaramaso
(
24/09/2007 10:01)
hoy i boubounezy
[img]http://img232.imageshack.us/img232/8205/bbnzbp1.jpg[/img]
misaotra an'i lanto !!!! hahahahahaahaa...
tohiny
novalian'i boubounezy ny 04/10/2007 17:38
tsaramaso
(
24/09/2007 09:54)
Volom-pimaoty
http://fr.news.yahoo.com/afp/20070921/tod-suede-religion-societe-mariage-egali-7f81b96_2.html
Hahahaahaha !!!!! Efa mitapy ilay pasitera [b]VAVY[/b] le !!!! tssssss
Fa nga moa Andriamanitra manavaka...
tohiny
novalian'i fijo ny 26/09/2007 20:12
kallie
(
24/09/2007 08:50)
beigné glace
ndray mande zay a wa invité tany Dago d ny dessert glace anatina patte na beigné, d mafana ny ivelany, sady mikarepoka, nefa lé glace ts nitsonika sady mangatsika tsara.
Sô d mba misy mahay an'io...
tohiny
novalian'i kallie ny 27/09/2007 14:34
la
(
24/09/2007 04:56)
...Tsy tsara raha irery ra lehilahy....
Atao aty amin'ny FITIAVANA satria resaka fitiavana.
Hoy ny baiboly:"tsy tsara raha irery ra-lehilahy dia anaovako vady sahaza hoa azy izy..."; ary mba ahoana zany ra vehivavy? raha ny [u]hevitrareo[/...
tohiny
novalian'i yah ny 02/11/2007 04:18
simplex
(
23/09/2007 21:49)
Fifidianana solom-bavam-bahoaka
D ahoana ry zalah a?
tairo atao ato ny valiny sy izay resabe mety atao @ zany e.
Ny ao Tana ve zao tsy efa fantatra, sa ahoana? :P...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 25/09/2007 13:18
VEROKANTO
(
23/09/2007 20:37)
aza avela hahalala
atolotra ho an'ny fianakaviana rehetra ao 67 ha avy aty aminy vero sy andry kevin sy océane de bonne nuit dahlo nareo ao e...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 30/09/2007 16:11
ikaretsaka
(
23/09/2007 19:32)
fanampim-bavaka vita amin'ny tsaramaso
Misy resaka moa atsy ambadika atsy momban'ny hoe hanaovana saple ny tsaramaso ka ireto santionany vitsy @ saple vita amin'ny tsaramaso
[u][b]TSARAMASO MENA[/b][/u]
[img]http://img409.imageshack...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/09/2007 20:48
Fiffi
(
23/09/2007 17:55)
10h45 Echappées belles......
nahita an'ity zah ry zareo de mba zaraiko anareo eto an ! isak'alahady am 10h45 de misy emission mikasika an 'Madagasikara.....de raha ohatra ka mandeha mivavaka de enrezistréna....:)
http://www.pro...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/09/2007 19:16
oldine
(
23/09/2007 15:27)
fanintsiana tononkira
Noho ny fitiavana mihira na tsy mahay mihira aza dia matetika misy diso na tsy ampy ny tononkira hita ato. Izaho izany mbo mangataka hoe mba ahitsy fotsiny izy ireny raha misy tsy mety dia tsy asiana ...
tohiny
novalian'i lanto ny 23/09/2007 15:40
chriss
(
23/09/2007 12:55)
inona no antenainao @teny frantsay
Manahoana daholo,
[b]Mba[/b] mangataka ny hira "Inona no antenainao" ilay amin'ny teny frantsay[b] azafady indrindra[/b] raha misy manana ianareo.
[b]Misaotra tompoko[/b]
[Ouff. izany no toko...
tohiny
novalian'i vahiny2004 ny 24/09/2007 08:40
