Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
niryna
(
28/09/2007 07:04)
Iza izany no izy?
27[i] Fa Hianao mamonjy ny olona ory; ary ny maso miandranandrana kosa aetrinao.
28 Fa Hianao mampirehitra ny jiroko; Jehovah Andriamanitro no mampahazava ny fahamaizinako.
29 Fa Hianao no ahazo...
tohiny
novalian'i niryna ny 06/10/2007 03:03
faxkely
(
28/09/2007 06:57)
hafatra
Bonjour!
Mikasika ny hafatra miseho dia tsy azoko mintsy fa manin refa mijery ny hafatra ao @ le isa ery ambany ery iny de miverina any @le fidirana voalohany iny ndray fa tsy ilay hafatra no miseho....
tohiny
novalian'i xxx ny 28/09/2007 09:17
Jeankely
(
28/09/2007 05:45)
Iza no nahavoa ary iza no voa raha tsy nifidy ny maro?
Misy afaka milaza ho ampoka sy afaka mirehareha fa nahazo tombony ve raha tsy nifidy ny vahoaka? Asio lanjany ny vahoaka na mpanohatra ianao na avy nihinana voadaka na mbola mihininana. Ny vahoaka koa...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 28/09/2007 09:51
chincchan
(
28/09/2007 04:43)
noho ianao
mangataka ny hiran'ny Marion Noho ianao azafady...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 06/10/2007 08:28
fijo
(
27/09/2007 21:06)
nahoana
misy zavatra tsikaritro kely aminareo mpino kristiania.dia ilay fomba fanehoana azy.
toa aseho foana amin'ny fomba misy "alahelo" le finoana.ny hira manjombona,ny endrika somary atao malahelo na" mao...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/10/2007 21:02
Fiffi
(
27/09/2007 20:38)
ahoana no fahitanareo an'ity ?
-io de nisy nandefa ho ahy tam mail...de lasa ny heritreritro hoe : inn kalou io sary io ? iza ? Maria ve ? raha Maria io nahoana no hoe mampisy zava-doza ?
-hoax fotsiny ?
-nefa namaranana an 'l...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/09/2007 17:59
zambolida
(
27/09/2007 20:06)
filma misy resaka gasy (france3)
LES MARIÉES DE L'ISLE BOURBON - Films - Sentimental
©
Origine : Fra. (2007) Stéréo.
Scénario : Jacqueline Cauet et Euzhan Palcy.
Musique : Jean-Marie Sénia.
Réalisat...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/09/2007 16:40
marclagon
(
27/09/2007 19:19)
karaoke malagasy
aiza kay ry reto no mety ahitana karaoké ggasy
na site misy azy hafana mitelecharger misaotra tamin'ny fanampina...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 06/10/2007 08:30
kiadi
(
27/09/2007 17:33)
eritreritra mandalo
hono wa ry reto? kambana ve le fanaina sy aino fa tô mitovy be ny sarindry zareo an! :-D:-D:-D...
tohiny
novalian'i kiadi ny 29/09/2007 00:32
marinafilaza
(
27/09/2007 16:16)
TELMA: Fandroahana mpiasa mafotaka takon'ny publicité
Malaza ny publicité mikasika ny TELMA ankehitriny , saiky feno azy daholo ny gazety sy ny haino aman-jery. Saingy ao ambadik'izany rehetra izany dia toa misy zavatra mampalahelo mitranga ao @'io orin...
tohiny
novalian'i marinafilaza ny 28/09/2007 09:43
diamondra27
(
27/09/2007 15:00)
fanapahan-kevitra...
Ity misy hira nohirain'ilay bandikely izay t@ izy vao nanapa-kevitra ho an'i Tompo. Rivo ny anarany
Indro hozaraiko aminareo ankehitriny.
[b]Nanapa-kevitra aho izao
nanapa-kevitra aho izao
hana...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 29/09/2007 01:58
diamondra27
(
27/09/2007 14:50)
seduction
ahoana ny ataonareo kay? sa tonga de pimaso fotsiny?...
tohiny
novalian'i kofbay ny 01/11/2007 20:49
ordinera
(
27/09/2007 14:35)
MIFOHAZA ,REVEILLEZ-VOUS
miarahaba an-tsika rehetranohon\\\\\\\'ny aasa sy andraikitra sasan-tsasany dia tsy tafahaona indray isika raha tsy izao,hay nisy dinika masaka tato ary raha resume-ko kely dia izao:
-tsy manaiky ny...
tohiny
novalian'i prime ny 10/10/2007 08:52
lohabe
(
27/09/2007 14:23)
manala lien amin'ny sary
Mbola vao mianatra dia manontanintany eh.
dreamweaver
Raha asiana rohy amin'ny sary dia lasa misy fonony mangamanga ilay sary rehefa avy eo. Misy torohevitra ve hanalana an'iny fonony iny nefa ila...
tohiny
novalian'i hery ny 01/10/2007 13:14
boubounezy
(
27/09/2007 14:16)
agence matrimoniale BOUBOUNEZY
za malala oull mitady vady tsisy paps gasy no tena tiny na lah na vhv, fa somary efa lbb zareo vhv 45ans,lhl 45ans, vady fitiavana no ilainy fa tsy vady fotsy akory kristiana de préfférence ny any l...
tohiny
novalian'i lalagasy ny 11/12/2007 21:40
ds
(
27/09/2007 11:48)
Zava-misy
Ho fitsinjovana ny tontolo iainana, dia miezaka
tsy mampiasa sachet plasitika intsony ny tandrefana.
[img]http://img181.imageshack.us/img181/4201/coopsmue4.png[/img]
Akory ny hagagako nahita ny...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/10/2007 07:42
rosia1
(
27/09/2007 08:46)
mihoatra lavitra
hira mahafinaritra...
tohiny
tslem
(
27/09/2007 07:03)
dada sy neny
Jean NARIVONY ve sa iza moa no nanoratra an'ity tsianjery ity izay mahalala na mahatadidy?
Dada sy neny malalako izay
dia fola-damosina ery taminay
neny nitaiza, nibaby nanasa
dada isan'andro to...
tohiny
novalian'i myst ny 11/08/2013 10:03
tsaramaso
(
27/09/2007 02:56)
Ho an'ireo izay tsy mino
satria tsy mahita
alefaso SMS @ 3712 ny valin-teninao :
- izay te-hahita : tapez 1
- izay tsy te-hahita : tapez 2
mino inona ndray hoe ??!!!! hahahahaa!!!...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/10/2007 21:22
gasynamana
(
26/09/2007 22:59)
karajia
Inona no zavatra mahatsikaiky hitanao ao amin'ny karajia ao?
Ny ahy dia ity: Isaky ny mandalo ao aho dia misy manontany foana hoe: lahy sa vavy, nefa ny ps ampiasaiko amin'io anaran-dehilahy foana....
tohiny
novalian'i Simpona ny 01/10/2007 09:33
