Ho an'ireo izay tsy mino

1. tsaramaso ( 27/09/2007 02:56)
satria tsy mahita

alefaso SMS @ 3712 ny valin-teninao :
- izay te-hahita : tapez 1
- izay tsy te-hahita : tapez 2

mino inona ndray hoe ??!!!! hahahahaa!!!
novalian'i fijo ny 10/10/2007 21:22
2. Jeankely ( 27/09/2007 07:10)
Ary mba aiza ny ho an'ireo mino milalao tsaramaso?
3. pissoa ( 27/09/2007 10:37)
:-w:-w:-w
4. kalina80 ( 27/09/2007 12:41)
:-w:-w:-w:-w:-w:-w
5. ikaretsaka ( 27/09/2007 14:08)
efa mino izany ra zan kely rehefa milalao tsaramaso ko.. mino sikidy ohatra..
na mino loto
6. fijo ( 27/09/2007 20:12)
hi hi hi aleo loto letsy e,elahy wa aza manadala olona amin'ity tsaramaso ity fa hisy hitsefotra eto anie e
7. gasynamana ( 27/09/2007 20:49)
Izao no ilazana fa tsy ampy fandinihana ny zavatra ataonao: satria ve i fijo nanokatra loha-hevitra mikasika ny gasy tsy mpino dia mba nanokatra koa ianao, nefa tsy dia hita hoe: inona no dikany?
Dia ho avy koa rehefa avy eo hilaza fa " efa mitapy" izay manontany hoe: aiza no tapena fa tsy hitako? sns...
8. fijo ( 27/09/2007 20:55)
ary le ampy fandinihana toa tsy mba mamoaka hevitra mihitsy e,sa io fomba kristianina vaova oio mitsikera fotsiny io?????:-D:-D:-D
toa lazaina fa tsy ampy fandinihan adaholo ze miteny ,nefa ny tean tsy misy hevitra haroso na iray aza
9. ikaretsaka ( 27/09/2007 21:58)
tokonyu mba asiana argument tokony rehefa mametraha hevitra fa tsy miteniteny fotsiny e.
10. gasynamana ( 27/09/2007 22:43)
fa angaha moa tsy mba voavakin-drafijo ny zavatra voasoratro hatramin'izay? Sa le fanontaniana saro-baliana mahafanina anao ireny ihany no hany hitanao?
11. pissoa ( 28/09/2007 08:27)
tsy hitany marina angamba :-D:-D:-D
12. tsaramaso ( 28/09/2007 10:25)
@fijo : 2 ihany ny safidin'lah e :
- na elah te-hahita
- na elah tsy te-hahita
tssssss !!!! tsisy irarahian'lah an'ze mitsefotra any lesy e !!!!!! avelao izy hi degonfle any !!!!!!

@gasynamana : fingàka ny fiainana ???!!!! tsssssssss !!! efa mitapy i gasynamana le !!!!!!!
13. la ( 28/09/2007 10:52)
tsaramaso tena tara be amin'ilay resaka zah ôôôô:cry::cry::cry:
14. ikaretsaka ( 28/09/2007 14:10)
tsaramaso: aza asiana affirmation gratuite hono koa..
Hazavao hoe efa mitapy i gasynamana satria nahoana?
sa resak'hetotra voky tsaramaso fotsiny? =))
15. fijo ( 28/09/2007 20:25)
tsaramso ,ka raha mitsefotra anie sao hanimba fiarahamonina e,
gasynamana,tsy dia nahita hevitra firy aho aloha e,ankety be no itako matetika,tsy hoe sarotra valiana akory fa tsy izay no atao eto
16. tsaramaso ( 29/09/2007 10:54)
ikaretsaka:
tsaramaso: aza asiana affirmation gratuite hono koa..

hahahahaaaa!!! iza zao no namaky ankoatra ny lohateny ????!!!!! tsssssss

@gasynamana : ny sainareo no tsy mahatakatra hoe inona no dikany, dia nareo no sahy milaza ny antony an'i tsaramaso nanoratra ????!!! tsssssssss !!! klehhh !!!!!!

@fijo : na holazain'elah fa ranomanitra ny fofon-ketotra na holazain'elah fa fofon-ketotra ny ranomanitra !!!!!! manimba fiaraha-monina foana rehefa sendra an'izay mitapy e !!!!! tssssssssss
17. gasynamana ( 29/09/2007 19:29)
Raha mitapy daholo ny olona eto araka ny hevitr'i tsaramaso, fa izy irery no hendry, dia mazava ho azy fa izahay rehetra lazainy mitapy no hendry fa izy misora-tena ho tena hendry ny mila manatona toeram-pitsaboana adala.
18. Papoose ( 29/09/2007 20:13)
zay ko reto de misy manao rotsksooouuuu de mifandramatra!! raha mba zao no direct to hilay le!=))
19. fijo ( 05/10/2007 21:50)
laeo hanao ry paps fa tsika sisiny ihany an
20. andryrabe ( 05/10/2007 22:31)
zao zany ny olombelona ara-tsiansa sa arapinoana???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0617