Iza izany no izy?
1. niryna
(
28/09/2007 07:04)
27 Fa Hianao mamonjy ny olona ory; ary ny maso miandranandrana kosa aetrinao.
28 Fa Hianao mampirehitra ny jiroko; Jehovah Andriamanitro no mampahazava ny fahamaizinako.
29 Fa Hianao no ahazoako mitsarapaka hamely ny miaramila iray toko; ary Andriamanitro no ahazoako mitsambikina mihoatra ny manda.
30 Raha ny amin'Andriamanitra, dia marina ny lalany; ny tenin'i Jehovah dia voazaha toetra amin'ny memy; Jehovah no ampingan'izay rehetra mialoka aminy.
31 Fa iza no Andriamanitra afa-tsy Jehovah? ary iza no vatolampy afa-tsy Andriamanitsika?Sal 18:27-31
Iza izany no vatolampy? Tsy Atra ve? Raha araka ny voalaza io?
Matio 16:15-18
15[i] Ary hoy Jesosy taminy: Fa hianareo kosa manao Ahy ho iza ?
16 Ary namaly Simona Petera ka nanao hoe: Hianao no Kristy, Zanak'Andriamanitra velona.
17 Dia namaly Jesosy ka nanao taminy hoe: Sambatra hianao, ry Simona Bar-jona; fa tsy nofo aman-dra no naneho anao izany, fa ny Raiko Izay any an-danitra.
18 Ary Izaho milaza aminao koa: Hianao no Petera, ary ambonin'ity vatolampy ity no haoriko ny fiangonako; ary ny vavahadin'ny fiainan-tsi-hita tsy haharesy azy. Mat 16:15-18
Misy milaza ve izany fa vatolampy ihany koa i Petera?
Iza izany no tena vatolampy,vato vehizoro raha izany?

répondu par niryna le 06/10/2007 03:03
2. hery
(
28/09/2007 07:36)
18 Ary Izaho milaza aminao koa: Hianao no Petera, ary ambonin'ity vatolampy ity no haoriko ny fiangonako; ary ny vavahadin'ny fiainan-tsi-hita tsy haharesy azy. Mat 16:15-18
Ary izaho milaza aminao koa: Ianao no Vato (Petera = Pierre = Vato), ary ambonin'io vatolampy io no haoriko ny fiangonako; ary ny vavahadin'ny fiainan-tsi-hita tsy haharesy azy (ny fiangonako)
Misy olana angaha momba an'io?
Ny iray Vatofehizoro
Ny iray Vatolampy nametrahana ny Fiangonana.
Sa inona no tian'i niryna hahatongavana?

3. hery
(
28/09/2007 07:38)
niryna a > vavahadin'ny fiainan-tsi-hita tsy haharesy azy
na dia ny vavahadin'ny fiainan-tsi-hita aza anie hono tsy haharesy azy e :-)

4. pissoa
(
28/09/2007 08:00)
Tsy maintsy iray angaha ny vatolampy ? :-D:-D:-D
Ety an-tany aza dia efa feno vatolampy betsaka fa toa samy manana ny asany koa :lol:

5. tywa68
(
28/09/2007 10:23)
Niryna : efa io novalian'i hery io.
pissoa : sao dia nirahin'i menalamba ary i niryna hanontany an'io ? :-D:-D aza manontany be fa tsy hahazo valiny :-D:lol:

6. ikaretsaka
(
28/09/2007 13:55)
samihafa ny vatolampy sy ny vato fehizoro ry niryna a.
rock is not a cornerstone hoy ilay mpampianatra architecture anay fahiny:wink:
na ny "vavahadin'ny helo" aza hono tsy haharesy azy:wink:

7. ikaretsaka
(
28/09/2007 13:57)
pissoa:
Tsy maintsy iray angaha ny vatolampy ? :-D:-D:-D
Ety an-tany aza dia efa feno vatolampy betsaka fa toa samy manana ny asany koa :lol:
maro ny vatolampy fa iray ihany no nasiany fiangonana ko
"eo ambonin'ITY vatolampy ITY" ho'zy
9. ikaretsaka
(
28/09/2007 14:54)
dia mihezaha @ ny "mba ho iray ihany anie" fa tsy ny ny fanarabiana ny ezaka fampitambarana etsy sy eroa no atao.
vao le resaka "Jesoa" sy "Jesosy" dia efa miaka bovona... nefa ny ankilany efa tsy mampiasa "Zezo" loatra intsony amin'io ezaka io!

10. fijo
(
28/09/2007 19:47)
tena mbola hoela aloha raha le firaisan'ny mpino e.ny antony dia tsotra,tsy misy te hampihatra ilay lalana fototra hoe "mifandefera"
11. ikaretsaka
(
28/09/2007 22:10)
ilay tonga farany ireny no mitady ho be saina kosa angamba rty fijo kan!
12. cutie
(
28/09/2007 22:36)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 29-09-2007 00:10:44
Lohateny : Re : Iza izany no izy?
ilay tonga farany ireny no mitady ho be saina kosa angamba rty fijo kan!
Mpandefa : tywa68 [ Valio ] 28-09-2007 16:48:45
Lohateny : Re : Iza izany no izy?
1 ihany ny fiangonana t@ voalohany, fa avy eo
iray ihany ny fiangonana , na hatramizao aza raha kristianisme no resahina
13. ikaretsaka
(
28/09/2007 22:46)
mampatsiaro ahy ny t@ mbola kely koa i cutie ity.
t@ izany ilay nalaza be ireny ny Arema dia nodradradradraina fa 1 ihany
misy ny marema, serema, koparema, kofarema, manema!
"nozaraina ho vondrombondron'olona, nozaraina ho fokofonkon'olona, amizay angamba tsy ho vanon-kolona..."ho'zy ry mahaleo

14. cutie
(
28/09/2007 22:50)
12. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 29-09-2007 00:46:21
Lohateny : Re : Iza izany no izy?
mampatsiaro ahy ny t@ mbola kely koa i cutie ity.
t@ izany ilay nalaza be ireny ny Arema dia nodradradradraina fa 1 ihany
misy ny marema, serema, koparema, kofarema, manema!
i Ika nge tonga de mijery le anaram-piangonana ndray :-D
17. Rasiligaoma
(
29/09/2007 05:14)
maninona tokoa izy io no tsy natao hoe mpomba sy mpanohitra fa nasiana antoko bedebe ohatran'io e. karaha politika
ary mahagaga fa any @ mpanohitra foana no misy ilay fivakivakisana bedebe an

19. niryna
(
29/09/2007 16:24)
hery:
18 Ary Izaho milaza aminao koa: Hianao no Petera, ary ambonin'ity vatolampy ity no haoriko ny fiangonako; ary ny vavahadin'ny fiainan-tsi-hita tsy haharesy azy. Mat 16:15-18
Ary izaho milaza aminao koa: Ianao no Vato (Petera = Pierre = Vato), ary ambonin'io vatolampy io no haoriko ny fiangonako; ary ny vavahadin'ny fiainan-tsi-hita tsy haharesy azy (ny fiangonako)
Misy olana angaha momba an'io?
Ny iray Vatofehizoro
Ny iray Vatolampy nametrahana ny Fiangonana.
Sa inona no tian'i niryna hahatongavana?
hery a ny tiako ho fantatra dia samy hafa ireo.
Pierre =vatokely na stone koa no filaza azy.
Petera no nomen'i kristy hery voalohany indrindra hitory ny teniny.Misy milaza fa izy no vatofehizoro
Kanefa ny hira miteny hoe Jeso vatofehizoro...
20. niryna
(
29/09/2007 16:33)
hery:
niryna a > vavahadin'ny fiainan-tsi-hita tsy haharesy azy
na dia ny vavahadin'ny fiainan-tsi-hita aza anie hono tsy haharesy azy e :-)
ie,i kristy no vavahady izay tsy naharesy azy ny fiainan-tsi-hita fa mbola afaka niverina ,nitsangana tamin'ny maty tamin'ny andro fahatelo izy.
Petera izany no nataony hitory ny teniny voalohany sy ireo mpianany rehefa nomeny hery tamin'ny fanaovana batisa ny Fanahy Masina
Asa 2:14,17
14 Fa nitsangana Petera sy ny iraika ambin'ny folo lahy, dia nanandra-peo izy ka nanao taminy hoe: Ry lehilahy Jiosy sy izay rehetra monina eto Jerosalema, aoka ho fantatrareo izao, ka henoy ny teniko:
17 "Ary amin'ny andro farany, hoy Andriamanitra, no handatsahako ny Fanahiko amin'ny nofo rehetra; ary ny zanakalahinareo sy ny zanakavavinareo haminany, ary ny zatovonareo hahita fahitana, ary ny lahi-antitrareo hanonofy;