MIFOHAZA ,REVEILLEZ-VOUS
1. ordinera
(
27/09/2007 14:35)
miarahaba an-tsika rehetranohon\\\\\\\'ny aasa sy andraikitra sasan-tsasany dia tsy tafahaona indray isika raha tsy izao,hay nisy dinika masaka tato ary raha resume-ko kely dia izao:
-tsy manaiky ny katolika na dia efa misy aza ny andininy avy aminny soratra masina manakana sy mandrara azy ireo tsy hamboatra ny sarivongana,tsy resaka fanompoan-tsampy fa resaka fanamboarana azy io,nefa tsy manome andiniy anefa ny kato manome alalana azy
-resaka ani Maria:tsy eken\\\\\\\'ny tsy katolika ny mbola maha-virijiny an\\\\\\\'i Maria,satria izany dia voa-porofo ara-baiboly,nefa io porofo io tsy eken\\\\\\\'ny katolika ary tsy asiany resaka,nefa tsy manana porofo matanjaka izy hanamarinany ny teniny,
-reninATRA :Tsy voatenyara-baiboly io teny io,ary raha misy ny fahamarinany dia tokony ho baiboly no hilaza izany voalohany satria @alalan\\\\\\\'ny baiboly no ahaizan-tsika an\\\\\\\'ATRA sy ny mombamomba Azy ka izay mahatonga ny kristianina sasany tsy manaiky satria mpanompon\\\\\\\'ATRA NO VOALAZA AO. inty aho ankizivavin\\\\\\\'ny Tompo...ka sanatria raha ny ankizy indray no lasa reny!ka eo no mahatonga ny fifandirana ,ary laazaina fa rehefa misy resaka ara-baiboly dia lazaina fa mandray an-tendrony ny baiboly ny sasany,fa aiza moa ity atinny baiboly no voasoratra?natao ho an\\\\\\\'iza ny baiboly? tsy ho antsika va? ka rehefa isika no tsy mahay baiboly dia inona no dikany ?iza no ahazo tombontsoa?tanteraka amin\\\\\\\'ny antony nanoratana azy ve ny baiboly @\\\\\\\'maha-torolalana azy?
-(mbola resaka maha-renin\\\\\\\'ATRA an\\\\\\\'i maria)maninona ny sasany eto afaka mitondra lojikany fa rehefa mitondra lojikany koa ny sasany dia lazaina hoe lojikanao tsy lojikan\\\\\\\'ATRA? avy aiza no ahafanao milaza fa lojikanao io no lojikanATRA ,ahoana ny tantelinao mamy fa ny an\\\\\\\'ny hafa mafaitra nefa samy tantely?
-nolazaiko eto fa resaka baiboly manakorontana io no maha-tonga retirety ara-pinoana,tsy jentilisa aho fa mba mino an\\\\\\\'ATRA,FA KOSA TSY MANARAKA LOATRA ny baiboly fa misy zvtr tsy mazava ary mahatonga ny fifandirana misy eto dia avy amin\\\\\\\'ny baiboly ihany ,ohatra amin\\\\\\\'izany:
jaona 1/1... taminny voalohany ny teny ..ary ny teny dia ATRA...ary ny teny tonga nofo.. ary ny assemble de dieu dia manaiky fa i jehovah mihintsy no tonga nofo=jeso-kristy,nefa tsy eken\\\\\\\'ny sasany eto ny aha-jehovah an\\\\\\\'i kristy ka ahatonga an\\\\\\\'i maria ho renin\\\\\\\'i jehovah,raha toa ka jehovah ihany no tonga nofo, mbola i jaona ihany no milaza fa toy izao no fiainana mandrakizay dia ny mahafantatra anao A/TRA TOKANA SADY MARINA SY JESOSY KRISTY IZAY NIRAHINAO JAONA17/3ka raha ohatra jehovah ihany no jesosy tsy tokony hampiasa ilay mot(sy) izy,fa ny fampiasany an\\\\\\\'io midika fa samy hafa izy roa ireo,ny iray iraka,ny iray no A/TRA ,izay voambara hoe tokana
-matio toko faha4..ary satana dia nitondra Azy....
-raha ohatra ka A/TRA IZY TSY HAIN\\\\\\\'I satana ve fa Andriamnitra io entiny io?leon\\\\\\\'i satana ve mitondra an\\\\\\\'Atra?ary manaiky ho entin\\\\\\\'i satana koa ve A/TRA?DE QUEL Raison A/TRA maniraka an\\\\\\\'i satana haka fanahy ny tenany tsy matoky tena ve izy sa mbola tsy mahay kokoa ny momba azy ka mila mi-tester-tena? dia any amin\\\\\\\'i satana ve A/TRA NO mitsapa tena? sa sanatria manao kilalao A/TRA?
-SA kosa hafa i jesosy ary hafa i jehovah,ary ny fiekea ny trinite dia milaza fa fitambaranjvtr A/TRA,RAY ZNK FNH MSN,nefa taminny fotoana nahafty an\\\\\\\'i jesosy de azo lazaina ve fa maty ny ampahany tamin\\\\\\\'ATRA? MBA MIFOHAZA !AMINIZAY IANAREO MBOLA MIVAVAKA IO!
Zaho tsy mitarika anaareo tsy hino fa hoy izaho hoe raha baiboly no ianteherana eo ho lany andro ianareo fa mikorontana ny baiboly ary akorontany koa ianareo izay mbola mamaky azy,ssatria jereo foana @ resaka fitsanganan\\\\\\\'i jeso aminny maty fa mikorontana izy efatra miresaka azy sasany milaza fa anjely roa no teo ampasany sasany manda fa anjely iray no teo,sasany mahita fa nivoha ny varavarana sasany manda an\\\\\\\'izany,sasany milaza fa mbola tsy niposaka ny masoandro fa tonga i maria madelena ny sasany manda fa taorianny fiposaha\\\\\\\'ny masoadro no tonga izy dia aiza no marina?-
-sasany milaza fa jesosy en personne no ni-presenter ny tenany nahaizan\\\\\\\'ireo nanambotra azy azy,..iza no tadiavinareo?..jesosy avy any nazareta!
nefa ny sasany ary manda fa t@ alalnny oroka nataon\\\\\\\'i jodasy azy no nahaizan-dry zareo azy ka nanamborana azy ..izay orohako no izy..!!!
-ka hoy izaho hoe mbola hiady hevitra momba ny baiboly foana ve ianareo?tsy ho vita velively io,rehefa mino anATRA IANAO ,REHEFA TSY MANAO RATSY OLONA sy ny mpiara-belona aminao ianao de fa ampy izay!
MIFOHAZA! FA EFA TONGA NY MARAINA!

novalian'i prime ny 10/10/2007 08:52
2. ikaretsaka
(
27/09/2007 14:50)
tsy ao anaty baiboly ihany ny fototry ny finoana! io fotsiny aza dia samy manana ny interpretations-ny isika mianakavy!
na ireo samy mampiasa baiboly fotsiny ho fototry ny finoana fotsinyt aza

4. menalamba
(
27/09/2007 15:24)
Misy azo raisina ihany ny tenin'ilay ranamana an....:°) Misaotra é:lol:
5. tafita
(
27/09/2007 15:31)
Samy manana ny finoany tokoa marina e, ny ahy de tsotra ny teniko , avelao aloha aho mbola hatory fa izay te hifoha avelao any izy handeha ...
Ekeko fa misy zavatra tsy mitovy ny filazana sy ny fomba nanoratana ny tantara , satria tsy olona iray no nanoratra ny Bible anié .. Ohatra : Ny farihin' Anosy , .. hilaza ny mpihira hoe , rano madio mangamanga voahodidin'ny voninkazo tsara......Ny docteur hilaza fa misy bilarziozy io ka tsy azo sotroina... Ny manampahaizana sasany hilaza fa azo akana herin'aratra io rano io..... Izay rehetra izay mitambatra no manome ny farihin'Anosy .. ka toy izany Bible , .. izy ireo( mpanoratra ) mitambatra no manome sy milaza ny marina aminao .. Raha vakinao tsikelikely tahaka an'io dia ho tafafoha alohan'ny olona ianao ka hijafajafa amin'ny aizina ....Aleo mba misy hazavana manazava vao mifoha ny akama
O K Mirary soa ...

6. menalamba
(
27/09/2007 16:25)
Angaha izy afaka namaky tsikelikely raha tao @ haizina no hoe hijafajafa @ aizina? :^):^):-D:-D
7. ordinera
(
27/09/2007 17:19)
ka lay angeh zao e:lay io samy manana ny filazany io indrindra no mampisy olana,ohatra izao i matio27:38-44 dia milaza fa ireo jiolahy roa izay nohomboana t@hazo fijaliana niaraka t@i jeso-kristy ireo dia samy naneso an'i jeso daholo izy roa,i lioka 23/39-41 izao dia milaza ,non,ny anakiray ihany no naneso ary ny anakiray nanmpahatsiahy sy nananatra ny namany dia aiza no marina ?ny katolika izany hitazo an'i matio de ny tsy kato hitazona an'i lioka? de velona indray ny fifandirana eo,nefa ao amin'ny tenin'Andriamnitra ve de mbola ahitana tantara tsy marina?de tsy hain'ny fanahy masina ve ny tantara marina niseho?indrindra lazaina fa nomban'ny fanahy masina ry zareo t@fanoratana ny baiboly,ary ny tena loza dia ampahany amin'ny trinite,(fahatelon'Andriamnitra )ny fanahy masina!
-ka lay lazaiko aza miady hevitra momba an'io baiboly io ianareo eto fa zvtr hafa no tokony hiadian-kevitra fa tsy ahita filaminana sy marimaritra iraisana ianareo satria na ny baiboly tenany aza tsy milamina!ka ianareo no halaminy?!
impossible io!manaja ny ray aman-dreninao,manaova soa ny mpaiara-belona aminao dia ampy izay tsy hanamelohan'Andriamnitra anao!

8. ikaretsaka
(
27/09/2007 17:26)
ka izay indrindra.. aza miditra lalina @ izay fifohazan'ny olona..
ny omby indray mandry hono tsy indray mifoha
mainka fa ny olona?

9. ordinera
(
27/09/2007 17:26)
de any anosy izany i tafita no haka herin'aratra?sa herin'aretina,de mampitovy ny baiboly izany ianao amin'ny farihinanosy?? tsy aleo ve midina eny ianao mijery ny tena marina!
ary rehefa fohazina ianao midika izany fa tonga ny maraina ry tafita fa tsy hoe matonalina ianao no fohazina,sa efa zatra ny fohazina matonalina angah??raha tsy handeha hanosavy!!inona ary ity!

10. ikaretsaka
(
27/09/2007 17:31)
ordinera.. angamba ianao raha mandinika tsara dia manao fanoharana i tafita..
parabole io ..
diniho tsara. alohan'ny hitenitenenana be fahatany fa misy fahamarinany tokoa io

11. Kwasi
(
27/09/2007 17:49)
Sao dia mbola rendremana ny mpanoratra ilay sioze:D
Tsy misy olona hianatra matematika @ bokina geographie.
Raha resaka f(x)=ax+b dia fantatra ihany hoe boky inona no tokony hifandraika @ izany ka tokony hovidina.
Raha marary dia tsy mecanicien akory no ndeha atonina e.
Raha zava-panahy no resahana dia efa misy boky natokana ho @ izany koa, entinao hampandrosoana ny fiainam-panahinao.

12. menalamba
(
27/09/2007 18:01)
Ny tiany holazaina kosa angamba hoy aho dia hoe aza mionona fotsiny @ famakiana ilay boky fotsiny be fahatany ,fa mba mikaroka ny hafa koa ary izy koa anie toa tsy dia alavitra ny voalazan'ilay boky ny tanjony é..
13. rijadolly
(
27/09/2007 18:27)
Zaho tsy mitarika anaareo tsy hino fa hoy izaho hoe raha baiboly no ianteherana eo ho lany andro ianareo fa mikorontana ny baiboly ary akorontany koa ianareo izay mbola mamaky azy,Aoka isika hiverina hifoha raha nisy namerina nampihesona indray. Somary nasiaka aho niteny io an! Fanontaniana ny hapetrako lovatsofina ve no nahafatarantsika ny tantaran' Jesoa.Sao lahy manambany ny FANAHY MASINA isika.Talohan'nandraisanao io fampianarana io tsy nisy Fanahy nibitsika ve taminao nahatonga fisalasalana.Ny BAIBOLInao zany efa narinao sa angalanao teny mampetipety anao fotsiny?DIA NY HAFA TAKONANAO TSY AHALALA.? LOZA!!!!! http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=LIOKA&toko=11&andininy=52-52&dika=
Tsy mivavaka amin’ny Baiboly aho akory fa kosa manaiky fa NISY FANAHY MASINA NIASA TAMIN’IREO MPANORATRA .Inoako fa fantatrao tsara ny sazy manda ny F.M. FA MAFIMAFY KOKOA NOHO NY MANDA NY ZANAKA (eo amin’ny famelan-keloka)satria ianao mpino.MIFOAZA indray,REreveillez-vouz
14. ikaretsaka
(
27/09/2007 18:51)
ka na ireo nanoratra aza niteny fa tsy ampy io ko!, eny fa na izao tontolo izao aza ho'zy tsy ampy! (joany 21,25)
ary ny dimbiny koa dia milaza izany.
faharoa, Lovan-tsofina tokoa no nahafantarantsika ny momban'i Jesoa, akoatran'ny voasoratra! tsy ny voasoratra ihany no misy ny Fanahy Masina, fa ilaina tokoa ny mihaino ireo tsy voasoratra ihany koa! I Paoly dia nanafatrafatra ombieny an'i Timoty ny momba izany!
Nisy Fanahy Masina nilaza t@ ireo mpanoratra, ary nisy Fanahy Masina nampiely ireo lovan-tsofina.
Fahatelo, Mikorontana tokoa ny Baiboly ary ireo izay sahy milaza fa milamina io dia iangaviako hiverina mamaky indray!
ekena

menalamba:
Ny tiany holazaina kosa angamba hoy aho dia hoe aza mionona fotsiny @ famakiana ilay boky fotsiny be fahatany ,fa mba mikaroka ny hafa koa ary izy koa anie toa tsy dia alavitra ny voalazan'ilay boky ny tanjony é..
ekena
16. fijo
(
27/09/2007 20:10)
misy resaka azo sintonina ao amin'ilay resaka voalohany,saingy tsy mazava le fomba hilazany azy.
ny katolika ve no toherinao eto,sa ny baiboly izay misy hevitra mifanohitra maromaro,sa inona???

17. menalamba
(
27/09/2007 20:15)
ataovy toy ny voankazo an'ala fotsiny e,izay mamy atelemo moa izay mangidy tonga dé poah !!!:^)
19. rijadolly
(
27/09/2007 20:25)
Lovan-tsofina tokoa no nahafantarantsika ny momban'i Jesoa, akoatran'ny voasoratra! tsy ny voasoratra ihany no misy ny Fanahy Masina, fa ilaina tokoa ny mihaino ireo tsy voasoratra ihany koa! I Paoly dia nanafatrafatra ombieny an'i Timoty ny momba izany!Nisy Fanahy Masina nilaza t@ ireo mpanoratra, ary nisy Fanahy Masina nampiely ireo lovan-tsofina
Ka izay anié ilay tiako lazaina é tao anaty Baiboly no nahafantarana ireo ka tsy tokony ho sakanana tsy hamaky ny hafa mba ahalalantsika ny marina.
Ny tiany holazaina kosa angamba hoy aho dia hoe aza mionona fotsiny @ famakiana ilay boky fotsiny be fahatany ,fa mba mikaroka ny hafa koa ary izy koa anie toa tsy dia alavitra ny voalazan'ilay boky ny tanjony é..
Misy fisalasalana i Menalamba satria diso mihitsy ordinera nanakana tsy hamakiana Baiboly
ary akorontany koa ianareo izay mbola mamaky azy