MIFOHAZA ,REVEILLEZ-VOUS

41. pissoa ( 30/09/2007 15:56)
:-D:-D:-D
42. ikaretsaka ( 30/09/2007 19:48)
pissoa> rehefa hihomehy ihany
http://www.geocities.com/~spiritwalk/demelloawake.htm
43. diamondra27 ( 01/10/2007 06:17)
ndana haingana ary zany koa
44. prime ( 10/10/2007 08:52)
Tena mirindra ny baiboly fa tsy mikorontana... boky samy hafa, mpanoratra samy hafa, vanim-potoana samy hafa, kolon-tsaina sy tontolo samy hafa no nanodidina ny nanoratana azy nefa tena misy harmonia sy zava-mahagaga ny amin'Andriamanitra sy ny fitiavany tsy misy toa izany...:)

Na ny tenin'Andriamanitra aza dia mananatra (fa tsy mandrara) ny tsy iadian-kevitra ny amin'ny baiboly fa mampirisika kosa ny hamakiana, ny hihainoana, ny handinihana, ny hifananarana, ny hianarana... ny tenin'Andriamanitra tsy an-kiato satria SAKAFO mahavelona mihitsy izany fa tsy fandratoana fahalalàna sy fahendrena fotsiny ihany...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0416