MIFOHAZA ,REVEILLEZ-VOUS
21. ikaretsaka
(
27/09/2007 21:30)
rijadolly> ilay miantehitra @ io ihany no tsy mety ka.. za aza mamporisika ny hamaky, fa
1) rehefa mamaky koa dia vakio daholo fa tsy izay revirevena ihany.
2) Voalaza ao fa tsy ampy io, dia anjaranao ny manampy azy isan'andro amin'ny fahalalana, ary tsy mihonona amin'izay fa mitady foana foana

22. fijo
(
27/09/2007 21:36)
ka le mitady mihintsy no tsy tiany ko.sao dia hoe miala amin'ny fototra
23. ikaretsaka
(
27/09/2007 21:56)
eeeee. de tsy hivelatra mihitsy na ilay finoana na ilay fisainana raha izany ko
24. kiranil
(
28/09/2007 00:17)
Ny Baiboly dia mirakitra ny Tenin'Andriamanitra ary ny Fanahiny no nampanoratra io.
Tsy mitovy @ famakiana boky hafa io fa tsy ho azonao ny zavatra voalaza ao raha tsy tarihan'ny Fanahin'ny fahamarinana ianao.
Izay no mahatonga an'io resaka be hoe mikorontana e, tsy azo ianteherana e, mifanohitra e, sns..
satria tsy ny rehetra no tarihin' io Fanahin'ny fahamarinana io.
[i]Raha tia Ahy hianareo, dia hitandrina ny didiko.
Ary Izaho hangataka amin'ny Ray, ary Izy hanome anareo Mpananatra hafa mba ho eo aminareo mandrakizay,
dia ny Fanahin'ny fahamarinana, Izay tsy azon'izao tontolo izao horaisina, satria tsy hitany na fantany; fa hianareo no mahafantatra Azy, satria mitoetra eo aminareo Izy, ary ho ao anatinareo.[/i]
>> Tsy azon'izao tontolo izao horaisina io Fanahy io..
misaotra.

25. ikaretsaka
(
28/09/2007 01:26)
ka le "fanahin'ny fahamarinana" samy manana izay heveriny ho azy!
vao eo fotsiny an!
Misy miteny fa ny azy ihany no "fanahin'ny fahamarinana" .dia rehefa tsy azy dia fanahin'i satana"
Vao eo fotsiny!

26. kiranil
(
28/09/2007 04:31)
Io ilay Fanahy mitarika ny hanao ny sitrapon\'Andriamanitra ka handa ny fitarihin\'ny nofo.
Mazava ny tenin\'i Jesosy Kristy. :: \"tsy azon\'izao tontolo izao ho raisina satria tsy hitany na fantany\".
tsy resaka hoe samy manana ny fiheverany azy io; satria tsy fehezin\'ny fiheveran\'olombelona ny momba io Fanahy io.
Misy ny afaka mandray sy mahafatatra Azy misy ny tsy afaka...

27. majesty
(
28/09/2007 05:09)
Ordinera:tongasoa na dia mety ho nisolo ps aza:D
Ilay resaka Mat 27 sy Lioka 23 : Toa tsy hitako loatra izay fifanoherana ao anatiny,i Matio mi-généralisé hoe niteny ratsy azy ireo jiolahy fa i Lioka kosa manavaka tsara hoe ny iray no niteny ratsy azy (olana ve izany?)
Ny olana faharoa hitako amin\'i Ordinera dia ny mety ho tsy fahazoana ny hevitry ny telo izay iray,ka nahatonga fisavoritahana,(ny asany no ahafahana manavaka azy ireo tsara,ohatra:Atra Ray = mpamorona,Zanaka = mpanavotra,mpisolo-vava...,Fanahy masina= mampianatra,mampiaiky heloka...(mila fotoana lava ny hanazavana azy)
hoy ika:
Sao dia ny saintsika no manakorontana azy fa ny baiboly tsy mikorontana? (rehefa mandinika an\'ireo faminaniana voarakitra ao manomboka eo @ Daniela ohatra ka hatrany @ Apokalipsy dia toa tena milamina sy mirindra araka ny fisehoany izay voalaza)
Tsy ampy ny mamaky baiboly fotsiny fa mila mandinika dia mampihatra.Fa ny tena manjo ny Kristiana dia ilay miantehitra fotsiny amin\'ny fampianarana natolotra azy dia manara-driandrano fotsiny sisa

Mikorontana tokoa ny Baiboly ary ireo izay sahy milaza fa milamina io dia iangaviako hiverina mamaky indray!
Sao dia ny saintsika no manakorontana azy fa ny baiboly tsy mikorontana? (rehefa mandinika an\'ireo faminaniana voarakitra ao manomboka eo @ Daniela ohatra ka hatrany @ Apokalipsy dia toa tena milamina sy mirindra araka ny fisehoany izay voalaza)
Tsy ampy ny mamaky baiboly fotsiny fa mila mandinika dia mampihatra.Fa ny tena manjo ny Kristiana dia ilay miantehitra fotsiny amin\'ny fampianarana natolotra azy dia manara-driandrano fotsiny sisa
28. niryna
(
28/09/2007 05:57)
kiranil:
Ny Baiboly dia mirakitra ny Tenin'Andriamanitra ary ny Fanahiny no nampanoratra io.
Tsy mitovy @ famakiana boky hafa io fa tsy ho azonao ny zavatra voalaza ao raha tsy tarihan'ny Fanahin'ny fahamarinana ianao.
Izay no mahatonga an'io resaka be hoe mikorontana e, tsy azo ianteherana e, mifanohitra e, sns..
satria tsy ny rehetra no tarihin' io Fanahin'ny fahamarinana io.
[i]Raha tia Ahy hianareo, dia hitandrina ny didiko.
Ary Izaho hangataka amin'ny Ray, ary Izy hanome anareo Mpananatra hafa mba ho eo aminareo mandrakizay,
dia ny Fanahin'ny fahamarinana, Izay tsy azon'izao tontolo izao horaisina, satria tsy hitany na fantany; fa hianareo no mahafantatra Azy, satria mitoetra eo aminareo Izy, ary ho ao anatinareo.[/i]
>> Tsy azon'izao tontolo izao horaisina io Fanahy io..
misaotra.
=D=D^:^^:^ Ho an'i Jehovah ny tany sy izay rehetra eo aminy.
niryna :
Lohateny : Re : iray tanjona ve Jehovah sy satana?
bosista tonga dia fantatra hoe silamo io namanao io.Io foana no anisan'ny fanontaniany ataon'ireo olona tsy kristiana any kristiana.Te-hampahafantatra ny kristiana izy hoe tsy mitovy ny hevitra tenenina ao anaty baiboly. too,bad.Izahay mahafantatra ny Atra hivavahanay,Atra miteny,Atra velona,Atra mamaly vavaka.
Mbola ho avy koa ny resaka Lioka,ny mpaminany farany,ny iza no lehibe Atra sa Jesosy.
Efa niteny anareo aho fa ho avy indray izy ireo rehefa avy eo hilaza ny tantara ao amin'ny Lioka.
ordinera:
ka lay angeh zao e:lay io samy manana ny filazany io indrindra no mampisy olana,ohatra izao i matio27:38-44 dia milaza fa ireo jiolahy roa izay nohomboana t@hazo fijaliana niaraka t@i jeso-kristy ireo dia samy naneso an'i jeso daholo izy roa,i lioka 23/39-41 izao dia milaza ,non,ny anakiray ihany no naneso ary ny anakiray nanmpahatsiahy sy nananatra ny namany dia aiza no marina ?
dia io tokony fa manomboka ilay izy=)):-$
niryna:
Efa fantatray daholo izany fanontaniana izany ary izany foana no hoe heveriny handresena lahitra ny namana kristiana hoe tsy mitovy ny tena lazain'ny baiboly.
Diso hevitra izy,fantatray ny hivavahanay ary tsy hiova izahay na inona fiantraikan'ny andriamanitr'izao tontolo izao mitady handrombaka ny fanjakan'Atra.
Atra mahery ary izy no fara-pahataperana ny hery.
dia io izy fa tonga indray.Tsy maninona izany fa samy mahalala izay hivavahany avy isika.
14 Fa èty ny vavahady, ary tèry ny làlana izay mankany amin'ny fiainana, ka vitsy ny mahita azy.
15 Mitandrema hianareo, fandrao ho voafitaky ny mpaminany sandoka, izay mankao aminareo amin'ny fitafian'ny ondry, fa ao anatiny dia amboadia mitoha izy.
16 Ny voany no hahafantaranareo azy. Manoty voaloboka amin'ny tsilo va ny olona, na aviavy amin'ny songosongo? Matio 7:14-16
29. pissoa
(
28/09/2007 08:23)
ordinairement ordinaire be ity dinika ity ... tsisy zava-baobao ho entiny fa ny refrain benareo amin'ny finoanay ihany no hitako eto :-D:-D:-D
31. ikaretsaka
(
28/09/2007 14:07)
pissoa:
ordinairement ordinaire be ity dinika ity ... tsisy zava-baobao ho entiny fa ny refrain benareo amin'ny finoanay ihany no hitako eto :-D:-D:-D
ka tiany kosa ny manao diska goka aza ka atao akory, ny teo ihany ny tapatapahina dia zairina amin'ilay tonta..
"nefa hositomin'ny tonta ny vao" hono!~:-D
32. fahamarinana
(
28/09/2007 14:11)
pissoa:
ordinairement ordinaire be ity dinika ity ... tsisy zava-baobao ho entiny fa ny refrain benareo amin'ny finoanay ihany no hitako eto :-D:-D:-D
:arrow:Mba mamiko koa ilay fiteninao hoe ordinairement ordinaire an...(l)
33. ordinera
(
28/09/2007 14:33)
tsy manakana ny hamakiana baiboly aho fa ny fanaovana ady hevitra amin'ny baiboly no lazaiko fa tsy tokony hatao satria tsy milamina izy ka aiza no ahitanao marimaritra iraisana eo?
-nohonny adihevitrareo dia voatonona eto izao rehetra izao tsy misy fanomezana hasina an/A/tra mihintsy,
-i kiranil izany tena tsy mbola voasariky ny filana ara-nofo satria tarihinny fanahy masina? ireny olona manao firaisana ara-nofo ireny izany aminao lavitry ny fanahy masina,
-zvtr iray fotsiny no anontaniako an'i niryna:le tena zava-niseho no ilaiko:ny anakiray amin'ireo jiolahy roa izay nohomboana niaraka tamin'ny tompo ve no naneso azy sa izy roa? omeo ny score-nao avec preuve,ary betsaka koa ny fanontaniana ery ambony mbola tsisy namaly fa fanakianana amim-pahajambana befahatany foana no misy

34. ikaretsaka
(
28/09/2007 14:47)
ka ny tena mampihomehy @ le manao adihevitra amin'ny baiboly.
dia ilay olona "nindrana" ilay izy tary @ ilay nisintahany tary no mitatatata arak'izay revireviny @ zavatra tsimpotsimponiny ao.
dia marina ilay an'i pissoa hoe ny refrain be @ finoan'i pissoa (sy 'zaho) ihany no averimberina eo.
naninona no tsy nanao boky vaovao mihitsy hanaovana refrain fa tsy maka ny narindran'ny hafa?:roll:

37. ikaretsaka
(
28/09/2007 22:32)
mivalana ilay izy ka ny diska hatao mampatory ity lasa mankadilo ko
38. rabilabila
(
28/09/2007 23:34)
Isaky ny mahita titre iray aho dia misy hira tonga tampoka ao an-tsiko foana :
Ity titre ity indray dia ilay hiran'i Sareraka no nitamberina: SILENCE,TAISEZ-VOUS:oops::-D Tsy tadidiko ilay titre fa ao anatin'ilay kapila misy an'i Mondializasiona ilay izy.:wink:

40. tafita
(
29/09/2007 14:42)
Ataon' i ra ordinera fakana hevitra hanohanana ny these koa le olona ato ...