Ampidiro aloha ny tenimiafina
Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ftma
(
01/10/2007 10:44)
miverena hono njy fa malahelo ry polety isany
ho an'ilay namako izay : Tena malahelo daholo izahay fa miverena e aza ny vavan'ny sasany no henoana fa ireo namana tena namana malahelo anjy misy efa manimanina akoho mihitsy any ho any
:-*:-*:-* d...
tohiny
novalian'i tywa68 ny 02/11/2007 09:53
Nafly
(
01/10/2007 09:52)
Mitady tononkira
Mba mangataka ireo izay ny tononkiran'i Rossy aho indrindra indrindra Ikalasoa sy Ity taona ity. Dia misaotra mialoha e !...
tohiny
novalian'i jocker ny 12/10/2007 07:12
Ritsoka
(
01/10/2007 09:31)
Ariary zato am-pandriana "Systeme affaire@domicile"
Miarahaba antsika mpiserasera rehetra. Nisy nanoro ahy ity [b]Affaire@domicile[/b], Herbalife ity, efa nahazo ilay CD sy Prospectus aho,avy any La Réunion ilay izy raha ny fitomboky ny paositra ny ny...
tohiny
novalian'i namana2008 ny 13/12/2007 09:52
bolida77
(
01/10/2007 09:31)
valin kafatra
misaotra tamin ny fanoroana hevitra mahafinaritra b! niezaka nanantona ny mpampianatra aho sy ny rar sasany hay izy ty ka manana olana momba ny tokantranony de entiny any ampianarana de ny kilonga no ...
tohiny
novalian'i xxx ny 03/10/2007 12:11
bosista
(
01/10/2007 09:11)
misy raha la terre vhvv tianao lasa masera!
manaona dolidoly!
ao AN...ao de misy namana izay diso fanantenana ,ilay vhvv de tena tso-po sy tsara fanahy be,izy koa bikana rahateo,ary nifandray t@'ity namana tsara,bonne relation, hay ity toetran...
tohiny
novalian'i bosista ny 19/10/2007 10:17
arialy
(
01/10/2007 08:09)
épilation
miarahaba ny rehetra
marina ve fa ny épilation am ny appareil mety hanimba hoditra? nisy niteny anà an zay de mba manotany ze mahay e :)...
tohiny
novalian'i fantsika ny 21/11/2007 06:07
hery
(
01/10/2007 06:46)
Nisolo akanjo ny Madagascar Tribune
Oh la la yes :-)
http://www.madagascar-tribune.com/ fa nahazo akanjo vaovao ny site-n'ny Madagascar Tribune. Mahafinaritra ny endriny. Mampiasa fitaovana antsoina hoe SPIP izay afaka misahana tokoa ...
tohiny
novalian'i Kwasi ny 02/10/2007 15:03
diamondra27
(
01/10/2007 06:23)
odoie...
saka manatody etc
iza moa le mpiteny an'izay eto?:-D:-D:-D
http://www.dailymotion.com/relevance/search/nanahary/video/x259hh_ny-nanahary-odoie
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/10/2007 20:33
richtiana
(
01/10/2007 05:50)
TOMPO TSY FOIKO (Ny Ainga)
MBA MANGATAKA AN'IO HIRAN'NY AINGA IO RAHA MISY MAHAY,HIRAM-PIVAVAHANA IZY IO.
MISAOTRA MIALOHA HO AN'NY MPANOME::-*...
tohiny
novalian'i richtiana ny 09/10/2007 06:24
niryna
(
01/10/2007 05:01)
Ny fahatsaran'ny vavaka nampianarin'ny Tompo!
Rehefa natao hono ny fanisana dia mahatratra 2 billions no isan'ny olona manao ny vavaka nampianarin'ny Tompo isan'andro.Ny any am-piangonana izany tsy nisaina.
Vavaka nampianarin'ny Tompo: Mat 6:9...
tohiny
novalian'i prime ny 16/10/2007 11:37
imeva
(
30/09/2007 21:22)
mba mangataka ny tonon'ity hira ity
http://www.dailymotion.com/rajefra/video/x2ezqd_rastefa-razanampaniry
lava loatra dia tsy arako
:-D...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 06/10/2007 08:24
ikaretsaka
(
30/09/2007 20:39)
SekolyAlahady
Tankina Ramatoa vadin'i pasitera androany teo amppampianarana sekoly alahady izy no nametraka fanontaniana hoe :
" fa maninona no tsy mahazo mitabataba ao am-piangonana?"...
dia novalian'ilay ankiz...
tohiny
novalian'i tsim67 ny 04/10/2007 15:25
Fiffi
(
30/09/2007 20:28)
1er Janvier 2008....
[img]http://img232.imageshack.us/img232/7969/h3ill961323immatriculatbo3.jpg[/img]
de zany indray hono ny vao2 an ! manomboka am 1er janvier 2008 de lasa ohatran'io ambony io ny plakin'fiara eto frant...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 08/10/2007 05:05
simplex
(
30/09/2007 20:09)
ramatoa 91 taona nisy nibirda :)
naika nataoko tany @ resa-dehilahy fa mifanaraka @ le ramatoa 82 taona nanambady bandy kely atsy
tantara tena nisy an, bandy 47 taona nibirda rafotsibe 91 taona, matahotra ny ol fa nahena 50% ny sa...
tohiny
novalian'i Papoose ny 07/10/2007 10:16
melody
(
30/09/2007 19:49)
hiram-pivavahana
http://www.dailymotion.com/rawestern/video/x3207a_fafah-bodo-vi-francia-luk-mahery-vh...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 08/10/2007 17:39
melody
(
30/09/2007 17:26)
hira fahiny
ka raha mba miverina taona maromaro isika, mbola misy mahatadidy ve ity hira ity?
http://www.dailymotion.com/mychannel/radavimelo/video/x32gxr_solika-tonga-vahiny...
tohiny
novalian'i cutie ny 30/09/2007 21:46
rova30
(
30/09/2007 14:26)
Ankamantatra
Inona ary izany ??:-w?!...
tohiny
novalian'i rova30 ny 03/10/2007 14:36
ratonga
(
30/09/2007 09:03)
tadidinareo vé "raozinny-paradisa"
http://dailymotion.alice.it/relevance/search/RAOZIN%27NY+PARADISA/video/x2otvf_tarika-johary-raozinny-paradisa-med_music
http://dailymotion.alice.it/relevance/search/raozin%27ny+paradisa/video/x1eo33...
tohiny
novalian'i tsiahi ny 15/10/2007 20:42
madagirl
(
30/09/2007 06:59)
fanontaniana
Ahoana ny mamaly olona @ chat azafady...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 30/09/2007 07:43
Bita
(
30/09/2007 06:58)
Fanovana anarana
Any @ tany tsinatsinana any ny olona taloha tsy nahalala ny dikan'ny anarana fa nanome anaranarana teny fotsiny ny RaD saingy efa taty aoriana be vao fantatr'ireo taranaka hoe inona no dikan'ny anarak...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/10/2007 14:24
