Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Nafly, milahatra araka ny daty
Nafly
(
15/10/2008 10:08)
Mitady tononkira
Mba mangataka ny hiran'ny Raozin'ny Paradisa "Variana nilalao".
Misaotra mialaho e....
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 15/10/2008 10:41
Nafly
(
15/10/2008 08:48)
Mitady tononkira
Salama,
Mba mitady ny tononkira sy ny Artista mihira an'ilay hoe : "variana nilalao ianao ka adinonao ilay tokatranontsika e ..."...
tohiny
novalian'i Lantotiana ny 17/10/2008 07:59
Nafly
(
14/10/2008 10:55)
Lohantenin-kira
Salama daholo,
Mba anontany raha misy afaka mamaly, inona ny lohantenin'ilay hira misy hoe "variana nilalao ianao ka adinonao 'lay tokantranontsika e ..." dia izy ilay mpihira azy fa hitady ny tonony...
tohiny
novalian'i ni81 ny 14/10/2008 10:58
Nafly
(
02/01/2008 13:03)
Mitady ny tonon-kira "Siky menamena" hiran'ny tarika Bagzana
Tratry ny taona 2008 daholo. Dia misaotra amin'ny fanampiana e....
tohiny
Nafly
(
04/12/2007 09:11)
Mila fanampiana
Mba mangataka ireto tononkira ireto raha misy manana :
- Boana malilo
- Tsaiky jôby (Mika & Davis)
Mankasitra mialoha tompoko....
tohiny
Nafly
(
17/10/2007 14:17)
Mitady ny tononkiran'i Ninie Donia ô !
Mba mangataka ny tononkiran'i Ninie Donia lé hoe "MALILO" raha misy manana. Dia misaotra mialoha ry namana a!...
tohiny
Nafly
(
04/10/2007 09:13)
Afindrafindrao nataon'i Monica (Les surfs) na Mbolatiana e !
Mba mitady lay tononkira afindrafindrao ny feony e ! I Monica t@ les surfs no nihira azy dia taty aoriana koa i Mbolatiana (ex-choriste Poopy).
Dia misaotra mialoha e !...
tohiny
novalian'i karinah ny 04/10/2007 14:39
Nafly
(
01/10/2007 09:52)
Mitady tononkira
Mba mangataka ireo izay ny tononkiran'i Rossy aho indrindra indrindra Ikalasoa sy Ity taona ity. Dia misaotra mialoha e !...
tohiny
novalian'i jocker ny 12/10/2007 07:12
