Afindrafindrao nataon'i Monica (Les surfs) na Mbolatiana e !
1. Nafly (
04/10/2007 09:13)
Mba mitady lay tononkira afindrafindrao ny feony e ! I Monica t@ les surfs no nihira azy dia taty aoriana koa i Mbolatiana (ex-choriste Poopy).
Dia misaotra mialoha e !