odoie...

1. diamondra27 ( 01/10/2007 06:23)
saka manatody etc

iza moa le mpiteny an'izay eto?:-D:-D:-D
http://www.dailymotion.com/relevance/search/nanahary/video/x259hh_ny-nanahary-odoie



novalian'i Fiffi ny 05/10/2007 20:33
2. diamondra27 ( 01/10/2007 06:38)
de tandremo sao dia miakatra eo ny tosi-drĂ  an!:oops:
3. Fiffi ( 01/10/2007 06:41)
fa inn le dikan'hoe "odoie" ? tena tsy azoko....:roll: "mandainga" ? :roll:
4. Fiffi ( 01/10/2007 06:42)
nefa njay ozy le hira hoe "mahaiza mitady odoie" raha manahirana "odoie" ! :roll: tena tsy arako....
5. sipagasy ( 01/10/2007 06:51)
diamondra27 ann hihi ampiana hoe odoie!! saka manatody e!! alika vilam-..y e!odoie!!;-)
6. diamondra27 ( 01/10/2007 07:18)
fiffi: fomba fiteny akia zany a!
otran'ny we cause tjrs ohatra azo andikana azy ,
na koa refa tsy te-hasiandry sira le olona miteny andry de teneno we: odoie
7. diamondra27 ( 01/10/2007 07:20)
sipagasy: horera be akia zany a, hihihi:-D:-D
8. Soniamada ( 01/10/2007 07:58)
Misaotra nizara diamondra an!
hiran'ny fahazazana!:-D:-D


fiffi>>> interjection akia ny odoie a! ny sens ny tsy dia misy fa arakaraky ny tranga misy
9. xxx ( 01/10/2007 12:49)
rehetra.. ny odoie raha ny tantara dia niainga avy amin'ny teny vazaha hoe "au dos". teny anjanahary no niaingan'ilay fiteny efa ho folo taona lasa mahery izay. efa tsy de misy mpiteny intsony amzao fa efa tratra aoriana angamba nareo. bizzz
10. diamondra27 ( 01/10/2007 14:41)
xxx:ao @ le oui njay zao no fiteny na ho any na tsy ho any :-D:-D:-D

sa efa niova ndray?
11. Fiffi ( 05/10/2007 20:33)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/afindrafindrao/video/x32gd9_eric-manana-afindrafindrao
humm.....eric manana njay zany an ! =D=D=D=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0486