Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i bolida77, milahatra araka ny daty
bolida77 ( 09/08/2009 14:33)
mbola fitiavana iany
Zao reto ah! mba omeo hevitra za ra afaka mifampizara @ko nareo ,misy bandy miaraka àko tena tiko izy ary tena potika aminy tanteraka za io tsapako hoe tia ahy izy fa zao no blem kely refa miteny az... tohiny
novalian'i RavakaN ny 01/09/2009 08:40
bolida77 ( 23/10/2007 13:32)
resam bakisiny faobe
zao ndray ary eh! manaiky ve nareo @tyle vakisiny faobe ty toa hafahafa ihany aloa e! latsaky ny 5 taona hono na zaza vao 9 volana zany ka navita ny vakisiny 5aloan ny faha heri... tohiny
novalian'i sarobidy ny 05/11/2007 15:16
bolida77 ( 01/10/2007 09:31)
valin kafatra
misaotra tamin ny fanoroana hevitra mahafinaritra b! niezaka nanantona ny mpampianatra aho sy ny rar sasany hay izy ty ka manana olana momba ny tokantranony de entiny any ampianarana de ny kilonga no ... tohiny
novalian'i xxx ny 03/10/2007 12:11
bolida77 ( 29/09/2007 14:58)
mila fanampiana momba ny zanako
manoratra havia ny zanako tsy mety ovana havanana mitsy izy mbola classe de maternelle izy nefa de mahazo kapoka am mpampianatra fona fa miadana be hono ka ahoana ny tokony ataoko mba hanazarako ny za... tohiny
novalian'i miraymel ny 26/11/2007 05:30
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0074