Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i bosista, milahatra araka ny daty
bosista
(
09/01/2008 15:35)
JESOSY SANDOKA!!
Manaona daoly,
mba manontany zaho hoe raha ho tonga i kristy sandoka,aiza ny firenena hiaviany? gasy ve lery sa jiosy ihany sa ...frantsay sa amerikanina sa ...?avy secte sa tsy secte...iza no afaka ...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/01/2008 22:21
bosista
(
27/12/2007 15:52)
tena fety krstn tokoa ve sa soa-toavina avy @ sekta ny noely
miarahaba antsika rehetra tratran'ny fety,
ny tiako ho fantarina kosa amin'ity loha hevitra ity dia izao: toa tsy voalaza ao amin'ny baiboly na dia indray mandeha ary mandritra izay teo-polo taona ma...
tohiny
novalian'i niryna ny 05/01/2008 20:38
bosista
(
08/12/2007 14:42)
hafa ny firaisana ara-nofo voa tso-drano,sa ahoana hoy ianao
mba misy mahatsiaro an'Andriamnitra ve ny sasany amin-tsika(isika kristianina) alohan'ny hanao firaisana ara-nofo? zany hoe ny tiako hambara mila tso-drano Aminy mba ho tahiny amin'izay atao indrindra...
tohiny
novalian'i fijo ny 26/12/2007 23:55
bosista
(
19/11/2007 17:04)
ala-volon-jaza, misy takaitrany tokoa ve raha....?
araka ny fomba malagasy dia anisan'ny andro lehibe ivorian'ny fianakaviana ny andro fanalana volon-jaza, ary izany dia rehefa miditra ny volana fahatelo taorian'ny nahaterahany ny zaza,araka ny fomba ...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/11/2007 22:24
bosista
(
18/11/2007 09:17)
kristianina sy ny zava-pady!! ......azo ekena ve?
manaona daoly,
mba manontany aho we :mba aiza ho aiza ao amin'ny bible( ho an'izay mahalala)no misy ny resaka mikasika ny olona fady aminao tsy azonao vadiana?
ary raha mifanipaka izany amin'ny fadi...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/11/2007 23:40
bosista
(
14/11/2007 18:28)
y fivavahana sy ny emboka...hatraiza ny fifandraisa'izy roa?
manaona daoly,
ity mba misy zavatra tsy aritro kely de mba anontaniako,indrindra ny rahalahy mpino namana ao @ tompo ,dia ry zareo katolika izany,mba mila fanazavana aho fa aoka ny fanontaniako tsy a...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/11/2007 23:51
bosista
(
11/11/2007 10:23)
mety manao diso tokoa ve Andriamanitra????
manaona daoly!
mety gaga angambany ny sasany amin-tsika ,indrindra mikasika ny fanontaniana na ny loha-hevitra,
zavatra roa no horesahiko hitondrana ny dinidinika:
ara-baiboly:
levitiskosy toko fa...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/11/2007 23:55
bosista
(
10/11/2007 18:45)
vitsy ny tena mpino marina mba tsy hilazana hoe tsy misy....
Raha mamaky ny SM isika dia izao no andikan'ny baiboly ny divorce:fisaoram-mpanambadiana,misao-bady!....aza milaza intsony ny hoe kristianina tsy misaraka! misaraka ny kristianina fa fisaorana no ilaz...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/11/2007 23:30
bosista
(
10/11/2007 11:50)
azo atao ve ny mangataka fitahiana amin'ny maty?
araka ny finoana kristianina:afaka mitahy antsika ve ny maty?
raha oh ka afaka mitahy izy ireny ,azo atao ve ny mangataka fitahiana aminy? le we mtahia fa lasa ko razana, tahio aho ry razako ...sns?...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2007 00:18
bosista
(
08/11/2007 10:23)
fa inn no tombonstoa azo avy @ fahafatesana?
mba misy mahay manazava ve ,(teny avy@ soratra masina) fa tsy finoanoanm-poana, hoe inn no tombotsoa azo avy @ fahafatesana? ny filozofiany sns...? ny biby amam-borona(izay fihinana) izao de amin'ny t...
tohiny
novalian'i niryna ny 11/11/2007 05:48
bosista
(
30/10/2007 16:41)
ny tena marina mikasika an'ny satana...mba hazavao hoe?
inona no mahatonga an'i satana(na koa ny devoly na ny demony) mihamaro,izay hita etsy sy eroa? hafa ny roahina androany hafa ny roahina ampitso?
immortel ve ny devoly sa ahoana?
manambady sy manarak...
tohiny
novalian'i Fody ny 15/11/2007 16:16
bosista
(
28/10/2007 18:03)
ahitan-doza ve ny mivadika finoana???
marina ve fa mahalasa adala na koa tsy mahavanombanona ,tsy mahazarizary ny mivadika finoana,sa menace fotsiny io? raha maharesy lahatra ahy ary ny fivavahana anakiray ary hitako fa mafonja kokoa ny h...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/11/2007 00:22
bosista
(
26/10/2007 18:26)
ody fitia!
gaga zaho raha nilazan'ity namana anakaray hoe :raha misy vehivavy manao ody fitia azy de tiany be satria amin'ny tombotsoany,hono,mety ho tsara ve izany sa mety hisy fiatraikany ratsy ,sa ahoana ozy...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/11/2007 20:59
bosista
(
19/10/2007 10:12)
fanomezan'Andriamnitra ve?
ataoko fa isika rehetra efa nahita ireny olona sampona ireny ,ataoko hoe sampona satria izany no filaza azy raha tsy diso aho ary miala tsiny raha toa ka misy ato amin'ny namana,misy ny vehivavy sasan...
tohiny
novalian'i prime ny 05/11/2007 12:54
bosista
(
18/10/2007 07:44)
ny finoana sy ny beaute mifanipaka ve?
azafady zaho mba manontany raha misy afaka manome fanazavana na valiny,indrindra izany raha misy advantista eto vao mainka tsara,fa tsy azoko ny antony andavan'ny finoana advantista ny vehivavy tsy ha...
tohiny
novalian'i cutie ny 09/11/2007 04:47
bosista
(
09/10/2007 10:13)
hanaiky ve ianao sa tsia?fa naninnn?
misy ilay hira hoe:
tsy renao va ny feon'ny Ray o ,ry malahelo fo
miantso hoe avia avia ,modia ianao!
Raha toa ka nisy feo ary niantso anao marina serieux hoe :anio no androm-piainanao farany ,anio...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/10/2007 20:53
bosista
(
01/10/2007 09:11)
misy raha la terre vhvv tianao lasa masera!
manaona dolidoly!
ao AN...ao de misy namana izay diso fanantenana ,ilay vhvv de tena tso-po sy tsara fanahy be,izy koa bikana rahateo,ary nifandray t@'ity namana tsara,bonne relation, hay ity toetran...
tohiny
novalian'i bosista ny 19/10/2007 10:17
bosista
(
22/09/2007 14:03)
iray tanjona ve Jehovah sy satana?
manao ahoana daholy,
mba manontany izaho amin-tsika mpino namana eto amin'ny serasera,fa nipetraka tamiko ity fanontaniana ity fa tsy hitako izay havaly azy,hoy ny SM ao amin'ny 1tantara21/1: ary sa...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2007 21:55
bosista
(
13/09/2007 09:30)
Tsy fibebahana ve no tadiavin'A/TRA amintsika? inn ary ity??
Ataovy adala ny fon'ity firenena ity,ary ataovy lalodalovana ny sofiny ary ataovy mikimpy ny masony,fandrao hahita ny masony ,sy handre ny sofiny,ary hahalala ny fony,dia hibebaka izy ka ho sitrana ...
tohiny
novalian'i prime ny 19/09/2007 12:20
bosista
(
12/09/2007 09:05)
tsy azoko ny hoe mbola maha virja an'i M.Maria?
natao raharaha izy roa de efa mpivady ary efa niray trano,ary efa nitokatrano koa,eny e rehefa hitan'i md Josefa aloha fa bevohoka i M.Maria dia niady saina izy ary tonga taminy ny anjely nanazava ne ...
tohiny
novalian'i Azrael666 ny 15/04/2025 11:13
