ody fitia!
1. bosista
(
26/10/2007 18:26)
gaga zaho raha nilazan'ity namana anakaray hoe :raha misy vehivavy manao ody fitia azy de tiany be satria amin'ny tombotsoany,hono,mety ho tsara ve izany sa mety hisy fiatraikany ratsy ,sa ahoana ozy ianareo??mba misy koa ve lhlh mitovy hevitra aminy amin'izany sa ahoana? ary raha ianareo vhvv kosa de ahoana?
novalian'i fijo ny 01/11/2007 20:59
3. bosista
(
26/10/2007 18:34)
mba mila hevitrin'ny mpivavaka zah hoe mba d'accord iany ve ny mpivavaka amin'io resaka io sa ahoana,
6. fijo
(
26/10/2007 20:55)
tsy misy letsy izany ody fitia izany an,ny fahaizana mandongilongy ny ilany no misy
8. niryna
(
26/10/2007 22:59)
bosista:
mba mila hevitrin'ny mpivavaka zah hoe mba d'accord iany ve ny mpivavaka amin'io resaka io sa ahoana,
Tonga dia mety ho fantatrao ny hevitry ny mpivavaka,dia hisy koa avy eo hiteny hoe fa maninona ny devoly foana no tenenina.Izay asa ratsy tsy mifanaraka ny tenin'Atra dia asan'ny devoly avokoa.Omeny izay tadiaviny ilay olona fa avy eo misy tambiny.
Ny asan'Atra raha manana olon-tiana sy eritrereretinao ho tia anao ilay ,mivavaka aminy aloha ary izay hitondran'Atra anao na ho eny na ho tsia ny valiny dia miditra hianao.Tsy mamitaka izy fa efa fantany mialoha ny ho avintsika tsiray2 avy(l)(l)(l)
9. niryna
(
26/10/2007 23:00)
cutie:
tsy efa tonga ve de azonao an-tsaina ny valiny :-D
=D=D smart kely aky indry ity an:-*
10. niryna
(
26/10/2007 23:01)
fijo:
tsy misy letsy izany ody fitia izany an,ny fahaizana mandongilongy ny ilany no misy
Averiko indray fijo a,misy ny herin'Atra ary misy ny herin'ny satana.
11. Jeankely
(
27/10/2007 02:57)
Ry bosista sy ny namany dia mahita karazana loha-hevitra milaza fa tsy bosista mihintsy izy. Ao ny hoe olon-tiany lasa Masera ary tsy tohizoko fa hitanao ao ambadika ao daholo fa fandalinana taraiky sady mampihomehy ny ataondry zalahy nefa milaza izy fa mila mandalina ahitana ny zavatra lalina. Ody fitia indray izao no entina ato @'ny sehatry ny Finoana sy Fivavahana satria hinoany fa misy ny Ody fitia. Amin'ny manaraka dia averina sy asesika ato indray koa ilay hoe fahotana ve ny mi-masta. Tena mba ahoana mihintsy no atao hoe fandalinanareo ry bobossssissstatata?
12. niryna
(
27/10/2007 03:10)
Jeankely:

:D
:roll::idea::?:
13. fijo
(
27/10/2007 04:13)
niryna;tsy misy wa izany hery miafina izany,ny namantsika ato ihany no izy amin'io
14. ikaretsaka
(
28/10/2007 01:33)
fijo:
tsy misy letsy izany ody fitia izany an,ny fahaizana mandongilongy ny ilany no misy
ka izya de fangalana konfidansy ny sisa sy ny fombafomba isankarazany
15. Jeankely
(
28/10/2007 05:11)
Ny asan'ny ratsy rehetra misy tafiditra ao anatin'izany ny famisaviana, ny ody fitia, ny fanova-maso sy ny sisa. Ny olona samy mino dia andairany ary ny olona kely hery sy tsy ampy finoana koa hiasany tokoa. Tsy vao izao no nisian'ny resaka demony sy ny asany. Ny mpivavaka sadasada TENA ANDAIRAN'NY ODY TANTERAKA.
16. Papoose
(
28/10/2007 13:49)
Ny ahy rireto ny fandraisako azy dia fandaniana andro ny mifandresy lahatra @ fisian'ny ody rehetra na ody fitia na ody inona, na resaka sampy koa aza. Fa ny aza tratrany sy voany ihany ho an'izay miteny hoe tsy misy zany, dia raha mino hoe misy zany dia aleo mivavaka mafy sy miezaka tsy ho voahozongozon'izay ilay finoana.:wink:
17. bosista
(
28/10/2007 17:57)
hita fa tsy mahay mamaky teny mihintsiny i jeankely fa na dia izany aza afaka manome cours an'i jeankely aho raha malalaka i jeankely,aza manahy fa tsy misy sandam-pianarana fa maimaim-poana ho fiantrana azy
18. xxx
(
28/10/2007 19:25)
Mahagaga ana hoe inona no mandresy lahatra an'i fijo hoe tsy misy izany?? Mba azavao kely hoe azafady
19. Jeankely
(
29/10/2007 08:24)
Ianao aza mbola bpsista koa iza no hianatra aminao. Na tsy andoavambola aza marobe ny mitady fianarana koa tsy ireny ve no tokony hizahavanao vahaolana. Ny fantatro dia bosista fopla ity.=))=))=))
20. cutie
(
29/10/2007 21:24)
Mpandefa : radjery [ Valio ] 27-10-2007 00:39:11
Lohateny : Re : ody fitia!
in kay lé valiny ry cutie
omeko ody fitia eo nge enao radjery e :-D:-D:-D:-D