ody fitia!

41. fijo ( 31/10/2007 23:52)
fitia sa kilalao milay kokoa??????
satria le sipa kely io koa tsy ilay rangahy irery no sipany.
42. cutie ( 31/10/2007 23:54)
fitia ny an'le rangahy ka
lalao ny an'le vhv:-D:-D:-D:-D:-D
43. fijo ( 31/10/2007 23:55)
kilalao mpitia izany ka
44. cutie ( 31/10/2007 23:56)
ka adalan'le rangahy io koa
45. fijo ( 01/11/2007 20:59)
ka avela handeha fotsiny eny kosa ve nefa hummm be
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.562