ody fitia!
21. ikaretsaka
(
29/10/2007 22:18)
ny fanafodiny? ny aza voany ihany! na theorie be aza .. rehefa voany izya vao mihilana ...sanatria
22. cutie
(
29/10/2007 22:21)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 29-10-2007 23:18:10
Lohateny : Re : ody fitia!
ny fanafodiny? ny aza voany ihany! na theorie be aza .. rehefa voany izya vao mihilana ...sanatria
satria nahoana :roll::roll::roll:
23. Papoose
(
30/10/2007 00:27)
ikaretsaka:
ny fanafodiny? ny aza voany ihany! na theorie be aza .. rehefa voany izya vao mihilana ...sanatria
aza vakiana wa ny ao an-tsaiko eee!8-)
25. fijo
(
30/10/2007 22:31)
ny ody fitia tena mahery dia ny fahaizana milalao azy.ilay miaraka aminao io.raha misy ny ody fitia efa maro ny vazaha no voany.ny hany mahatamana ny vazaha any amin'ny mainty anefa dia ilay zavatra.hainareo io,fa tsy lazaina eto ngamba.
raha nisy izany ody fitia izany efa tavela tany antsohihy sy analalava tany aho.
raha nisy izany ody fitia izany efa tavela tany antsohihy sy analalava tany aho.
26. Rasiligaoma
(
31/10/2007 03:14)
Fijo> ha ha ha
Indraindray mampi te hiteny hoe ny tahotrareo sy ny finoanoam-poananareo no mahavery anareo
Indraindray mampi te hiteny hoe ny tahotrareo sy ny finoanoam-poananareo no mahavery anareo
27. fijo
(
31/10/2007 22:59)
le izy letsy toa terena foan ahoe misy "hery izao "foana ao ambadika an.izay le olana
28. cutie
(
31/10/2007 23:03)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 30-10-2007 23:31:04
Lohateny : Re : ody fitia!
ny ody fitia tena mahery dia ny fahaizana milalao azy.ilay miaraka aminao io.raha misy ny ody fitia efa maro ny vazaha no voany.ny hany mahatamana ny vazaha any amin'ny mainty anefa dia ilay zavatra.hainareo io,fa tsy lazaina eto ngamba.
raha nisy izany ody fitia izany efa tavela tany antsohihy sy analalava tany aho.
:-D:-D:-D:-D
be ody fitia nga any Antsohihy :lol::lol::lol::lol:
29. fijo
(
31/10/2007 23:08)
hoadray,iny analalava sy antsohihy iny be azy.ngah atsy henondry ilay soferana taxi borosy hoe voa tany fa nandainaga he tsy manambady?firy ry zalahy no hoe tavela tao.
ny marina dia tany izy hafaka nahita ny tsy fahitany tao amin'ny vadiny.ka na izaho tsy izy aza ve.
ny marina dia tany izy hafaka nahita ny tsy fahitany tao amin'ny vadiny.ka na izaho tsy izy aza ve.
33. fijo
(
31/10/2007 23:29)
any koa malaza ka,ny prezida ny tribonaly tany izao dia nalaza be hoe voan'io.nefa inona ,ny vadiny efa somary soara izay,de nahita sipakely mbola tsara bika be izay lery.te tamana tao.de hoe ireo tsimihety ireo.nefa inona;le sipa mahay mampilalao azy
36. cutie
(
31/10/2007 23:36)
non
tsy we mino
izy voa nga mahatsiaro we voan'ny ody fitia:-D
ny ety ivelany no mahita an'io :-D
tsy we mino
izy voa nga mahatsiaro we voan'ny ody fitia:-D
ny ety ivelany no mahita an'io :-D
39. fijo
(
31/10/2007 23:45)
fa de tena any foana lery e,ny vady anefa eo akaiky eo an.toa mifanao 400m ny tranondry zareo
