tsy azoko ny hoe mbola maha virja an'i M.Maria?

41. gasynamana ( 22/09/2007 00:50)
fijo: Ka na mino na tsy mino ianareo dia tsy afaka hanova ny fahamarinan'izany satria izay dia marina. Ny sainareo tsy mahatakatra ny fahamarinany dia tsy midika fa diso izany.
Hanampy anao hanakatra an'izany fahamarinana izany àry dia mba halalino kely ity: Ny nisy voalohany talohan'ny misy rehetra dia nisy nefa tsy nisy nampisy azy, na nikambana mba hampisy azy (araka ny mahazatra antsika amin'ny mahaolona antsika). Izany hoe misy ny "Etre" tsy voafetran'ny lalan'ny natiora... ka afaka manantateraka zavatra iray nefa tsy manaraka an'io lalana io: ohatra amin'izany ny hoe: afaka miforona ho zaza ao an-kibon'ny virijiny tsy mbola niray tamin'ny lehilahy, sns...

Mazoto mandalina àry e!
42. tywa68 ( 29/09/2007 07:57)
fijo : ka zay ilay samy manana ny fandraisany azy e ! ianao manantena porofo hita maso, ary raha tsy mahita tsy hino ! d miodina eto foana izany satria izay ilay finoana.:lol:
43. Azrael666 ( 15 andro lasa)
Tsy teny hebreo no nanoratana ny TV FA GRIKA. 20 taona aty aoriana mamaly aho: ny teny grika adelphos=frère; anepsios=cousin. Tsy ity farany ty (anepsios) no ampiasain'ny TV hilazana ny "rahalahin'i Jesoa" fa ilay voalohany.... Zany hoe: niteraka t@ Josefa Maria! Tsy blaspheme izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2103