hanaiky ve ianao sa tsia?fa naninnn?

1. bosista ( 09/10/2007 10:13)
misy ilay hira hoe:
tsy renao va ny feon'ny Ray o ,ry malahelo fo
miantso hoe avia avia ,modia ianao!
Raha toa ka nisy feo ary niantso anao marina serieux hoe :anio no androm-piainanao farany ,anio no ho faty ianao,fa hody any aminny Ray amin'izay de ahoana no mety ho fihetsemponao? ny ho fisentonao!!!
hanaiky ve ianao sa handa? fa maninn no manda ary maninn no manaiky?
novalian'i fijo ny 09/10/2007 20:53
2. ravatorano ( 09/10/2007 10:39)
amiko ilay hoe modia ianao tsy hoe ho faty ianao fa miverena amin'ny lalana marina sy mahita ny hitsiny zany hoe olona nanina na nanota na mila manatona bebe kokoa ny Ray izany e
fa tsy ilay hoe ho faty ianao zany anio dia ahona ka raha efa tonga izay hanao inona eo koa nefa fa dia mivavaha mafy mba ho voavonjy ny fanahinao
3. salmo1 ( 09/10/2007 10:45)
bisista:
ie za manaiky :D

Haveriko ndray le fanontaniana zanaka Pasteur.
lay zanaka Pasteur:
¿ salmo1 iza no tinao Andrimanitra sa ny vhv (oh: i malala) ?

Mazava wazy fa i Andriamanitra no tiko voalohany zay vao tenisany;-) (miala tsiny am-le teny oe tenisany^:^ )
Izay ti ahy de tia any Ray ihany koa... Fa za maro akama tsy manana fifandraisana am-lay ao Ambony. Noho izany akamako daholo rehefa miakama amiko, satri tsy miady am-piesiko lay manavakavaka.
4. bozyboleta ( 09/10/2007 12:06)
Ka raha miteny amiko izy hoe anio enao no ho faty.
De valiako hoe "d'accord":lol:
Ka ze tiany ihany io, f'anga afaka hanao inn? Izy no tompon'ny teny farany.
Fa Izy aza mampiomana tsara mba hananako fotoana hibebahana sy hivavahana.
tsy renao va ny feon'ny Ray o ,ry malahelo fo
miantso hoe avia avia ,modia ianao!

Io hira io alou antso ho an'ireo very sy mania mba hiverina hitodika @ Ray fa tsy le maty araka ny resaka eto.
5. ikaretsaka ( 09/10/2007 13:53)
de izay izany ko.. tonga ny convocation!
misy efa saika tonga saingy diso :wink: ireny narary mafy ireny (coma ohatra)
6. mandrindra ( 09/10/2007 17:48)
zah tsy mipointe any amin'ilay convocation kaaaa:wink:

bosista, arakaraka ny lanja omenao an'izay feo renao no fihetsikao. raha toa ahy aloha dia tsy mampiova ny fiainako isan'andro raha feo tsy hita fiaviana fa toy ny nofinofy.
7. fijo ( 09/10/2007 20:53)
le feo aloha tsy hisy mihintsy izay.ka noho izany tsy haiko izay hoataoko.fa de izao androany aloha no hiainako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3804