1er Janvier 2008....

1. Fiffi ( 30/09/2007 20:28)

de zany indray hono ny vao2 an ! manomboka am 1er janvier 2008 de lasa ohatran'io ambony io ny plakin'fiara eto frantsa....

http://www.20minutes.fr/article/184609/France-64-des-Francais-regrettent-la-disparition-du-numero-du-departement-des-plaques-d-immatriculation.php
http://www.lemonde.fr/web/article/0,1-0@2-3224,36-961321@51-946388,0.html
2. Fiffi ( 30/09/2007 20:30)
fa azo hasiana "logo" ny dep hipetrahana hiany eo am le sary fotsy kely io...
3. hery ( 01/10/2007 07:11)
:-) Lasa mitovy @ aty Italie izany...

Fa ny aty izao efa DD (efa nandalo AA sns)

4. bilakarenjy ( 01/10/2007 07:14)
de mbola sosy koa zany io .Manja ka
5. Ralay ( 01/10/2007 07:59)
Izaho aloha dia pour ani'io satria rehefa mandeha any @ ville hafa ny fiara ka tsy plaque ao @ departement handehanany dia matetika victime de vandalisme sy ny vaky daba.(Oh:ny touriste manofa voitures de location tena victime fa sirika be hoe vahiny)
Saingy kosa ny olana kely amin'io dia mailo ianao rehefa mahita plaque hafa tsy avy eo @ departement ny eo alohanao fa mety hivily tampoka mitady lalana na misalasala rehefa mandeha ka mety hampitombo ny accident dia rehefa hanao ny constat vao ho gaga hoe hay olona tsy avy eto @ departement ilay olona.
6. betty ( 01/10/2007 08:31)
Marina io voalazanao io. Rah vo manomboka misabaka ligne continue de mailo hi hi hi.
7. Fiffi ( 01/10/2007 10:20)
Ralay:

Saingy kosa ny olana kely amin'io dia mailo ianao rehefa mahita plaque hafa tsy avy eo @ departement ny eo alohanao fa mety hivily tampoka mitady lalana na misalasala rehefa mandeha ka mety hampitombo ny accident dia rehefa hanao ny constat vao ho gaga hoe hay olona tsy avy eto @ departement ilay olona.
Ralay: ka zay indrindra manko....tsy vao maika ho sarotra be ve ny fitadiavana an'le "chauffard" ireny satria tsy fantatra intsony hoe avy aiza le izy ?

hery: tara be njay zany ny anay aty an !


8. Herimiafina ( 07/10/2007 19:43)
Tena sarotra tadidiana izy izany marina! :-D
9. Fiffi ( 07/10/2007 19:54)
henarana par (l) koh ! :-D:-D:-D:-D:-D
10. Herimiafina ( 07/10/2007 20:01)
Sarotra ihany kah, raha misy manao délit de fuite dia tsy ho tratra mihintsy, aleoko ihany ilay toy ny anay chiffre 3 dia litera 4.

HRMF 171
11. Fiffi ( 07/10/2007 20:12)
f'ita hoa eh ? nanao sondage taty de tsy lany akory io.....le delit de fuite io no tena mandreraka sy olana mipetraka....
@ zao fotoan'zao nié mba misy ny num-dep de mba fantatra avy hatrany hoe avy taiza le fiara eh ! na juste le dep iny ftsn aza no tadidy fa tsy ny chiffres....:{:{ io kalou de ho henjana an ! sur zany !
12. Herimiafina ( 07/10/2007 20:18)
Ary any aminareo any andafy any ve mba misy ireny plaque anarana ireny no mipetraka eo e.

izany hoe mandoa saosy misimisy amin'ny tompon'Andraikitra dia ny anarana no apetraka eo. Ohatra hoe HERIMIAFINA. :-D
13. Fiffi ( 07/10/2007 20:19)
:-D:-D:-D:-D iny njay no tsy hitako klé ! :-D:-D:-D
14. Herimiafina ( 07/10/2007 20:25)
NY ahy izao PRESIDENT no tiako soratana eo! lol :-D
15. Fiffi ( 07/10/2007 20:29)
:-D:-D:-D tsy ratsy kosa an ! :-D:-D:-D

heu..fa jereo anié ity an !

http://images.google.fr/imgres?imgurl=http://sfpi.asurtech.com/sfpi.gif&imgrefurl=http://sfpi.asurtech.com/nouvsys/lire_comment.php&h=48&w=109&sz=4&hl=fr&start=38&um=1&tbnid=jqawyG6St4nkdM:&tbnh=37&tbnw=85&prev=/images%3Fq%3Dimmatriculation%2Bde%2Bvoiture%2Brigolo%26start%3D20%26ndsp%3D20%26svnum%3D10%26um%3D1%26hl%3Dfr%26sa%3DN
16. Rasiligaoma ( 08/10/2007 05:05)
ny any tokoa moa tsy azo atao numero soratra na anarana no apetaka eo amin'ny plaque o? Toy ny any Zamerika?

Misy an'ny namana gasy any manko dia hoe "Tomobilina", "Daba", "My4x4" ny nomeraon'ny fiarany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.102