Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
soanja ( 05/10/2007 03:24)
Ny fitiavana dia fahafahana
Rehefa mahatsiaro fa olon'afaka ianao ao anaty fiarahana iray dia izay no atao hoe sambatra am-pitiavana, manankarena ao am-po tia, miriaria feno fitia ! Sa tsy izany? ... tohiny
ds ( 04/10/2007 22:28)
Tantara sy tetikasa iray
[b]Une saga et des projets[/b] Les Dernières Nouvelles d'Alsace - 04/10/2007 http://www.dna.fr/alsace/haguenau/20071004_DNA008368.html [i]Récemment, Michèle Esslinger, présidente de l'associat... tohiny
novalian'i sipagasy ny 07/10/2007 16:23
funkychicken ( 04/10/2007 18:35)
mitady namana cool sady funky
salut daholo e! mba maniry hitafa sy dinika e!!somary vaovao mantsy dia tsy mahay ze gauche sy droite @ izy ity!! zay fa valio e.... tohiny
novalian'i cutie ny 13/10/2007 12:09
niryna ( 04/10/2007 17:49)
Fanoharana
Maninona no fanoharana foana no nataon'i Jeso ho an'izay nihaino ny toriteniny sy fony izy nampianatra ny mpianany? ... tohiny
novalian'i niryna ny 10/10/2007 04:30
boubounezy ( 04/10/2007 17:30)
voloina
nareo lhl v mba ty vhv voloina b reny na élika na elakelampé na tongotsa na kibo ny taré ny lamosina ny fé sns tsy vôtanisa rets'é!:?:... tohiny
bilakarenjy ( 04/10/2007 15:48)
SALI DOOL AN!
[img]http://img169.imageshack.us/img169/8539/redneck9vd4.jpg[/img] mety ve zao pozin'izy telo mi-tsam izao sa tsy mety aloha e!.... tohiny
novalian'i mbaliana ny 28/01/2008 15:55
imeva ( 04/10/2007 15:18)
Tsy maminareo zaho oh!
Sao dia misy mahay ilay hira: Tsy maminareo zaho oh! oya Tsy maminareo zaho oh! oya Ndeha hosy aho zany eh eh fa tsy maminareo oh oye eh eh tsy maminareo oh! Ny masony oya Ny masony oya Sah... tohiny
novalian'i sarobidy ny 06/10/2007 08:14
sakaizakely ( 04/10/2007 13:54)
tonga dia bastà...
Tsy hitako hoe aiza no tokony ametrahako ilay dinika... Tam za teraka dia nandefa mail nampandrenesana ireo tapaka sy namana rehetra ny dadanjaza Nisy iray tam reo namaly dia ito no valiny [c... tohiny
novalian'i tsaramaso ny 04/10/2007 14:02
zoara ( 04/10/2007 12:41)
halatra taolambalo sy ny maha malagasy
very hevitra ny tena raha mandinika ny fisehoanan-javatra ankehitriny: jereo ny vaovao androany ao @ moov.mg/actualite.php?articleId=328993 fa de manao ny tsy fanao intsony ny malagasy......avelako h... tohiny
novalian'i deric ny 05/10/2007 09:59
kallie ( 04/10/2007 11:05)
zakarandà
efa mba mamelana ve ny zakarandà ao amoron' Anosy ao?... tohiny
novalian'i niryna ny 12/10/2007 22:06
tiarah ( 04/10/2007 10:01)
Les femmes qui fument
Rehefa mifoka sigara ve ny vehivavy de lazaina fa te hitovy zo amin' ny lehilahy na koa hoe jiolambavy,nefa sa sipa te hirevy fotsiny? Ahoana ny hevitrareo? ... tohiny
novalian'i marcocofa ny 27/11/2007 08:33
Nafly ( 04/10/2007 09:13)
Afindrafindrao nataon'i Monica (Les surfs) na Mbolatiana e !
Mba mitady lay tononkira afindrafindrao ny feony e ! I Monica t@ les surfs no nihira azy dia taty aoriana koa i Mbolatiana (ex-choriste Poopy). Dia misaotra mialoha e !... tohiny
novalian'i karinah ny 04/10/2007 14:39
boubounezy ( 04/10/2007 09:11)
ALLEZ L'OM! ALLEZ L'OM!
nadresy ny liverpool ny OM.tsara ny sélection nataony mpifidy équipa OM no milay kou ny entreneur. AAAAAAAAALLLLLLLLLLLLLLLEEEEEEEEEEZZZZZZZ![URL=http://imageshack.us][IMG]http://img300.imageshack.... tohiny
soanja ( 04/10/2007 07:57)
Ny tapa-kazo/ny Raokandro teo amin'ny Malagasy
Sambany hatramin'izay aho vao hanao famelabelarana momba an'io koa sao mba misy afaka manome ahy fanampiana hamitako azy. 1- Ny hasin'i/ny voka-dratsiny/aretina tapakazo teo amin'ny fiarahamonina. 2... tohiny
novalian'i soanja ny 05/10/2007 02:43
narmsteen ( 04/10/2007 07:34)
mangataka tsy like intsony(Iary)
Manaona daolo!Mba mangataka tonon-kiran'i Iary le oe:"tsy like intsony" re ra mba misy any ô ô ô! Narmsteen Misaotra tompoko:evil:... tohiny
salmo1 ( 03/10/2007 23:19)
Fahatsirovana
[quote=Fiffi sy ny vaovaoany atsy @ dinika Rafilomen]L’inhumation est prévue pour ce mercredi à Ambohitrimanjaka.[/quote] Tsy azoko kalouny zay tiany Fiffi tenenina fa ny azoko fotsiny de lay t... tohiny
novalian'i ikiady ny 31/10/2013 12:02
Kwasi ( 03/10/2007 17:26)
Fizahantany: Ambondrombe
Efa azo vangiana zany izao Ambondrombe, ho an'izay liana. Vaovao tao @ les-nouvelles.com tandroany io.... tohiny
novalian'i dziana ny 09/05/2008 10:34
menjjaa ( 03/10/2007 14:32)
mitady azy aho
efa ho5 volana izay no tsy nahitako ny vadiko marihana fa tsy nanana olana izahay.Ary 1volana lasa izay no nangataka divorce IZY ary tamin'zay nivoaka ny didy hoe "mody aty @tokantranony izy" hatramin... tohiny
novalian'i menjjaa ny 11/10/2007 15:12
dailynews ( 03/10/2007 13:39)
green card lottery
misokatra androany ny green card lottery- tsy misy vola aloa izany. http://travel.state.gov/visa/immigrants/types/types_1318.html... tohiny
novalian'i sarobidy ny 19/11/2007 06:30
kallie ( 03/10/2007 13:00)
matavy loatrra
jerenareo nge izy e, [img]http://www.tunisieinfo.com/realites/851/photos/grosse.jpg[/img]... tohiny
novalian'i dibbah ny 17/10/2007 05:02
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 9.401