voloina

1. boubounezy ( 04/10/2007 17:30)
nareo lhl v mba ty vhv voloina b reny na élika na elakelampé na tongotsa na kibo ny taré ny lamosina ny fé sns tsy vôtanisa rets'é!:?:
2. xxx ( 04/10/2007 18:05)
8O:-w
Hataovy tsara kalony le fanontaniana e!

3. xxx ( 04/10/2007 18:13)
boubounezy:

nareo lhl v mba ty vhv voloina b reny na élika na elakelampé na tongotsa na kibo ny taré ny lamosina ny fé sns tsy vôtanisa rets'é!:?:
ko raha tsy ragidro ko!taiza ko no misy vhv feno volo be tahaka zao?sa iza io?


4. Veloo ( 04/10/2007 18:44)
=))=))=))
5. Fiffi ( 04/10/2007 18:47)
=))=))=))
6. mandrak ( 04/10/2007 19:27)
=))=))=))=))
7. salmo1 ( 04/10/2007 19:39)
=))=))=))
sôde mba i boubounz iany aza io kle :@

Zao ve ranga de hatao ato am dinika lhl ^:^
:-w
8. ikaretsaka ( 05/10/2007 01:05)
zany ve no sady taviny no volony le.
raha madio tsara ..euh...
ny be volo raha lehilahy mety fa raha vehivavy tsy mety ka.. raha tsy izany nisy volombava koa ny sipa
9. soanja ( 05/10/2007 02:53)
Betsaka ireo aty aminay an. Le hippies (vavy) ireny. Ny helika e, zany ka volo! de dinihako an'eritreritra ny ambiny.
Mino aho fa misy mitia ireny matoa mitazona azy ho volovoloina toy izany. :-D:-D:-D

Zah mino fa tahak'izay aby anie ny razana tany aloha elabe ireny e! atomboko amin'ny rajako io de nitohy hatrany.....:-*:-*:-*
10. boubounezy ( 05/10/2007 06:37)
xxx refa tsy azonao ny fanotaniko d mijereva spécialista fa tsy mavita miotra anio za!

xxx tsy miresaka ragidro mintsy ra iza, ra zay ny tiko lazaina d éfa nosoratako fa ra gidro. sô d za no tokony ampianatra teny gasy njay alou é! aza mamadika resaka!
11. boubounezy ( 05/10/2007 06:39)
veloo fiffi mandrak inn lé mampilé kay @ zany??? mba ampianarao teny gasy kely njay alou é!:roll:
12. boubounezy ( 05/10/2007 06:47)
salmo refa mbola zaza saina enao d aza b teny fatany. ato ny dinika no anotaniko satry lhl mety mifantasmé @reny sô tokony ianatra espagnol kou ary za anazavako azy tsara anao.
13. boubounezy ( 05/10/2007 06:51)
soanja fa lé hippiezany d tena tsy mirazy mintsy le vhv v? tô mampataotra na ny hygiène ny zany aza knou!!!:°)
14. boubounezy ( 05/10/2007 06:54)
soanja il était une fois nos ancètres,ragidro :-D:-D:-D la préhistoire v?:-D
15. Fiffi ( 05/10/2007 08:47)
"boubounezy":
veloo fiffi mandrak inn lé mampilé kay @ zany??? mba ampianarao teny gasy kely njay alou é! :roll:
ko raha tsy ragidro ko!taiza ko no misy vhv feno volo be tahaka zao?sa iza io?
io le mampi=))=))=))=)) koh !
16. salmo1 ( 05/10/2007 09:17)
bbnz:
salmo refa mbola zaza saina enao d aza b teny fatany.


Marina zany ka, za mbola zaza a+ sain-jaza na koa oe: zaza saina. Tsy hitako lôtra zay maharatsy anzany kalouny. Satri misy ti ahy fôna.

Ary ilay tiako tsy ilay...
nareo lhl v mba ty vhv voloina b reny na élika na elakelampé na tongotsa na kibo ny taré ny lamosina ny fé sns tsy vôtanisa rets'é!:?:


=))=))
17. boubounezy ( 05/10/2007 09:36)
fiffi naita ragidro tampoka teo zany nareo an!:-D:-D:-D
18. boubounezy ( 05/10/2007 09:39)
salmo tena marina zany ny anao. fa iza ary lé lé tena tinao fa enao zany tô amoureu(l)(l)(l)(l)(l) b @ lé izy?:-D
19. Nickovy ( 05/10/2007 10:01)
boubounezy:

nareo lhl v mba ty vhv voloina b reny na élika na elakelampé na tongotsa na kibo ny taré ny lamosina ny fé sns tsy vôtanisa rets'é!:?:



Izany ve tsy hifandringotra kle:roll::roll::roll: Aleo ihany ireny malamalama ireny kah. Na ireny maintso masaka ireny eh!=))=))=))=))=))=))=))=))
20. soanja ( 05/10/2007 10:50)
boubounezy:

soanja fa lé hippiezany d tena tsy mirazy mintsy le vhv v? tô mampataotra na ny hygiène ny zany aza knou!!!:°)


Misy karazany roa ny fippiezana ka.
Ny iray voalohany aloha dia ilay miseho ety ivelany tanteraka de ireny aloha le volovoloina sady maimbo matetika satria tsy mandro.
Ny faharoa indray de ireo izay ao an-tsaina no milaza azy fa hippie ary misaina toy ireto voalohany ireto ihany saingy madio be.
ity groupin'olona faharoa ity no tena mahaliana ahy tokoa satria tiako hidirana saingy tsy misy fikambanana. :-D:-D


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3361