mitady namana cool sady funky

1. funkychicken ( 04/10/2007 18:35)
salut daholo e!

mba maniry hitafa sy dinika e!!somary vaovao mantsy dia tsy mahay ze gauche sy droite @ izy ity!!

zay fa valio e.
novalian'i cutie ny 13/10/2007 12:09
2. Fiffi ( 04/10/2007 18:42)
funkychicken: tongasoa kalou enao.....de aza hadino ny mameno le mombamomba anao mba ahafantaran'namana hoe aiza toi , heu...na lahy sa vavy ect....:)

de mazotoa mi-forum.....:) de ampy...:)
3. pissoa ( 04/10/2007 22:33)
mety ve raha funkycat ? :-D:-D:-D
4. simplex ( 04/10/2007 22:42)

chicks :}:roll::°):P;-):@
5. diamondra27 ( 05/10/2007 08:33)
ataovy funcky town rangah a!:wink:

de faly mandray anao ho namana e!8)8)8)
6. melody ( 05/10/2007 13:03)
funkychicken: lhl tokoa enao sa vhv aloha e? Fa na izany aza dia tonga soa eto @ serasera. Mazotoa mi-forum:-*:-*
7. funkychicken ( 05/10/2007 13:17)
salut fifi!!

heu.. misaotra @ le conseil e!! efa nalefako any ze mba azo alefa aloha!!
8. funkychicken ( 05/10/2007 13:23)
miasaotra melody a!! cool be daholo nareo ato an, sady le pseudo tena unique!!
9. funkychicken ( 05/10/2007 13:28)
pissoa:salut funky piso:lol::lol::lol:
10. funkychicken ( 05/10/2007 13:32)
diamondra27:enao zany le diamondra safira......an!!
11. funkychicken ( 05/10/2007 13:47)
simplex::-P:-o;-)cheers
12. diamondra27 ( 05/10/2007 21:38)
funkychicken:

diamondra27:enao zany le diamondra safira......an!!

___________________

'zay ve ny tian'i funcky?:-*:-*

fa taiza no nahenoanao we: misy diamondra safira ato? Hummmm
be de be aloha ny diamondra ato an!
ao ny we: diam le kambana amiko any dago izy
de ao koa i diamondra any rennes: lhl ndray io
de ao koa i diamondra75= vhv mbola akamako koa io
de za zany no diamondra27:-D:-D fa mety atao safira raha zay no mba mahafinaritra anao fa tsy maninona.

namana unique daholo ireo ambony ireo mafinaritra


13. boubounezy ( 06/10/2007 16:52)
mahaiza mifidy fa anao ny safidy!:lol: zay any ny azoko lazaina. hi funcky!
[URL=http://img404.imageshack.us/my.php?image=11un9.gif][IMG]http://img404.imageshack.us/img404/3451/11un9.th.gif[/IMG][/URL]
14. melody ( 07/10/2007 15:33)
ka hono wa ry funkychicken, rehefa tsy cool sy funky v dia tsy tianao ho namana?:wink:
15. funkychicken ( 07/10/2007 19:48)
diamondra27:

fa taiza no nahenoanao we: misy diamondra safira ato? Hummmm

nga mbola tsy henonaole hiran' i dondolahy sy tahiry?
ary ay ve bdb diamondra ato e?

boubounezy: hi my friend funky:wink:
16. funkychicken ( 07/10/2007 19:57)
ka hono wa ry funkychicken, rehefa tsy cool sy funky v dia tsy tianao ho namana?


zanaka malagasy ve de hanavakavaka ry melody a! tiako ho namana daholo na cool na funky na grumpy na red bull scary:lol::lol:

17. boubounezy ( 08/10/2007 09:07)
zany ry funky an!:-D:-D
18. funkychicken ( 09/10/2007 11:57)
boubounezy:ary enao ve efa ela no membre tato @ ity tafa sy dinika ity?:roll:
19. boubounezy ( 09/10/2007 18:39)
funcky aleo fun fotsiny d zay an!:wink: miampy cool maika tena izy. mety azonao ny tiko tenenn @zany an!
20. naughtyboy ( 11/10/2007 10:21)
de mety v ny cool fa tsy funky mirevy chicks otranah just a bit naughty:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5905