matavy loatrra
5. Samoana
(
03/10/2007 16:37)
namana ato ve io8O ?
Raha any @ "sary" io efa nodakan'ny mpiandraikitra fa miboridana:-D
Raha any @ "sary" io efa nodakan'ny mpiandraikitra fa miboridana:-D
6. menalamba
(
03/10/2007 16:51)
Inona moa no maha samy hafa ny matavy sy ny bota é? Ity izao matavy sa bota bé?:-/8O
10. fahamarinana
(
03/10/2007 18:36)
:arrow:oah zalahy e,tena marary marina araka ny tenenin'ny karinah tokoa angamba,tena grave be kosa an .Fa izy kosa mbola mitsiky tsara an,(l)
12. tywa68
(
03/10/2007 19:20)
ndrekaky ô ! tena gravy ka ! tsy mila miandry ohatran'io kosa vô hanao régime ô ?:-D:-D
13. simplex
(
03/10/2007 20:45)
adi-tsaina faran'izay mafy ngamba vao mety mampahia an'io, aza manody 8)
14. dongadonga
(
03/10/2007 20:48)
ary maninona no tapenana ny maso nefa tokony le zavatra ery ambany ery no tapenana ,oadray le azah:-D:-D
16. sarobidy
(
04/10/2007 06:22)
kallie: misaotra nizara sary eee, mampieritreritra le izy d mampalahelo fa tsy mampmé
tywa68: asa aki ko...
tywa68: asa aki ko...
17. kallie
(
04/10/2007 06:53)
Kiady> manin anao za?
tsy za no nanapina anle maso io fa efa tampona lé iz no nalaiko
tsy za no nanapina anle maso io fa efa tampona lé iz no nalaiko
18. boubounezy
(
04/10/2007 09:22)
mamaaaaaaaa! pôpôpôpôpôpôpô! za alou tena zanjinio lavitsa b mintsy ka!!!! kallie;-):-D:-D:-D:-D
19. tiarah
(
04/10/2007 09:32)
Tena mampalahelo le izy, fa de inona loatra ary zao ny zava nitranga tam fiainany no nahatonga an' io, angamba tsy fitia te ho ngoda kosa e!:oops:
20. sasa
(
04/10/2007 10:08)
grave be io aretina io fa ny aza tratrany ihany, sady tsy afaka mihetsika tsony refa otran'io :(:(:(