Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
aina1 ( 06/10/2007 09:55)
tano tsara
Manahoana daholo, mba mangataka ny hiran'i Lianah mitondra ny lohateny hoe tano tsara raha mba misy manana. Misoatra mialoha:P... tohiny
Herimiafina ( 06/10/2007 04:23)
Oniversité tsara indrindra!!!!
Toy ny isan-taona dia mamoaka ny lisitry ny fianarana ambony tsara indrindra eran-tany ity sampana iray any Chine ity. Ao anatin'ny zavatra jereny ny hatsaran,ny fampianarana sy ny mpampianatra, ny m... tohiny
novalian'i Jeankely ny 06/11/2007 09:57
Jeankely ( 06/10/2007 01:31)
Olomarina,mahay,tsisy tsiny daholo nefa ny firenena mikorosy
Misy ny voalaza hoe fanatika ary misy ny hoe mpanohatra. [b]Ny zava-misy tiana haseho nefa dia hoe olomarina, tsisy heloka, tsisy vola manjavona, tsisy fanodikodinana, mandeha tsara ny raharaha ary ma... tohiny
novalian'i Jeankely ny 09/10/2007 13:52
sakaizakely ( 06/10/2007 01:09)
JCV
Ho an'izay tia Jean-Claude Vandamme, nde hanao compil ny zavatra lazainy, ataony, videos sns... Tsy hoe tia mankafy azy, fa ilay hakondrakondranany ny ahy no maha torak'hehy ahy :-D:-D:-D Ze dak... tohiny
novalian'i kiadi ny 09/10/2007 17:19
mangabe ( 05/10/2007 20:23)
Nahandro gasy rehefa mody?
Inona kay ny sakafo gasy angatahan'areo rehefa mody any dago? izao mantsy dia nandritriny 1 volana nihinana anana fotsiny tamin'ny 2003...:P:P:P:P Marina e! Eo koa moa ny mofo gasy, koba mainty ao ta... tohiny
novalian'i Annah2010 ny 09/08/2008 16:00
Aino ( 05/10/2007 20:13)
Domohina
raha mba misy mahalala ny boky izay hantsoina hoe domohina edition faha telo dia mba lazao aza fady. panoratra Ratsimbason Pierre Emile... tohiny
novalian'i Aino ny 05/10/2007 21:17
lagoon ( 05/10/2007 20:11)
Politika iraisam-pirenena,omeo ny hevitrareo!
http://img146.imageshack.us/img146/1980/axisofwarsuy7.swf... tohiny
kallie ( 05/10/2007 18:46)
pipi klôty
ty misy britney mipipi klôty sady string fliô http://images.google.fr/imgres?imgurl=http://www.nosamislespeople.com/wp-content/uploads/BRITNEY_SPEARS_62.jpg&imgrefurl=http://www.nosamislespeople.com... tohiny
novalian'i vivi ny 20/10/2007 18:13
xxx ( 05/10/2007 18:10)
Neny - JoyK
Mba mitady an'ilay Neny ataon'i Joyk raha misy mahay o ! Misy hoe : Zahay moa lavitra anao Fa raha ny fonay Anilanao eny ihany ! Neny o, ireo masonay mbola tomany Raha mieritreritra anao Irony... tohiny
novalian'i xxx ny 07/10/2007 20:13
Sambilokely ( 05/10/2007 15:23)
Asio resaka kely aloha ROLLAND RATSIRAKA E
Tadidiko tsara fony nafana be ny raharaha momba an'io olona io dia nipotsaka daolo ny vavan'ny fanatika ity fitondrana ity toy ny efa nahita mintsy oe nangalatra sy nanodikodina ny vola tokony hanadio... tohiny
novalian'i Jeankely ny 16/10/2007 02:55
Gogory ( 05/10/2007 14:30)
Adalam-pitia
Mba mangataka ny tononkira ny Poopy hoe "Adalam-pitia". Merci.... tohiny
novalian'i sarobidy ny 06/10/2007 08:12
salmo1 ( 05/10/2007 13:38)
Afindrafindrao
Zao ve tsy ho sarotra be http://www.dailymotion.com/video/22699 :@... tohiny
novalian'i melody ny 06/10/2007 23:19
gasynamana ( 05/10/2007 13:13)
Iza i Jesoa
Ho anao iza i Jesoa?... tohiny
novalian'i fijo ny 18/10/2007 22:00
Lantoer ( 05/10/2007 13:07)
matematika
Hitovy hevitra amiko ve ianareo raha lazaiko fa 64=65? [url=http://www.youtube.com/watch?v=7hHZr91XWbw]64=65[/url] :roll::roll::roll::roll:... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/10/2007 09:00
Fiffi ( 05/10/2007 09:17)
Ny zanaka adala.
mba nahita an'ity tantara ity zah de mba zaraiko am-nareo...:) Mpanoratra: Arilaza RANDRIAMAHEFASOA Ao amin’ny Biraon’ny talen’ny Gazety Fiainana no miseho ny tantara. Tale : Mandrosoa... tohiny
volltige ( 05/10/2007 09:16)
mitady avis momba any lalana marina mombany taxe douanière
manaona daholo, Izaho dia mba te hafatatra marina momba any lalana momba ny taxe izay aloha na takiny ny douane eny aminy aéroport mombany entana vao miditra entinao avian'ivelany. Momba any taxa ve... tohiny
novalian'i sarobidy ny 25/10/2007 14:02
ari.malala ( 05/10/2007 07:42)
Mety ve raha...
Miarahaba ny tompon'andraikitra sy ny mpisera rehetra. Tsy haiko na ato na any @ momba ny serasera no tokony hipetraka ity hevitro ity, fa mba naika hanontanya ho raha mety, ny anaovana hoe, ny dinika... tohiny
volador ( 05/10/2007 07:28)
ny Hasin'ny Fahendrena Malagasy
Izaho izay mandefa ity lohahevitra ity dia Filoha mpanorina ny Fikambanana atao hoe HAFAMA (Hasin'ny Fahendrena Malagasy), efa ho dimy taona izao no niorenan'io fikambanana io.Ny hevitra mba tiako hif... tohiny
novalian'i tsaramaso ny 23/10/2007 08:40
voniala ( 05/10/2007 07:24)
mafy rehefa tia kah....!
:(3tona zao no niarahako tamin'i H.I.R.Tovovavy tsy malagasy fa irony metisy irony(metisy Arabo)samy tena tia izay roa fa ny olona dia ny tsy fitoviana ara-pinoana;zah katolika,izy musulmane.ka mateti... tohiny
novalian'i xxx ny 10/10/2007 10:31
Jeankely ( 05/10/2007 05:38)
Fikambanan'ny MPANENJIKA MPANAO POLITIKA maloto
Tsy mila Filoha, tsy mila lefitra fa izay rehetra mahatsapa fa tsy alehany ny nataon'ny mpanao politika nifandimby dia samy manenjika ary ny internet no Birao foiben'ny fikambanana. Aza hamelana izay ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 09/10/2007 13:49
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.8583