mitady avis momba any lalana marina mombany taxe douanière

1. volltige ( 05/10/2007 09:16)
manaona daholo,
Izaho dia mba te hafatatra marina momba any lalana momba ny taxe izay aloha na takiny ny douane eny aminy aéroport mombany entana vao miditra entinao avian'ivelany. Momba any taxa ve tsy misy plafond vao mandoa na arakarany tarif ny entana entinao, ary momba any entany tsisy boite intsony ve mbola hadoavana taxe sa tsia, raha lalana dia tsy mampaninona raha mi-se plier fa raha tsy izany kosa dia aleo fantatra mialoha satria matetika ianao dia efa vizana ny voyage dia lazaina hoe tsy maintsy mandoa dia pour aller plus vite hono dia aleho mandoa tsolotra.Izay no mba fanotaniako, misaotra ho an'izay mamaly.
novalian'i sarobidy ny 25/10/2007 14:02
2. sarobidy ( 25/10/2007 14:02)
ny sambo iany no fantatro
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1172